teny avy aiza
1. penina
(
13/02/2008 01:31)
Mba faritra avy aiza ity hiran'ny St Valentin ity kay?
http://www.youtube.com/watch?v=AlzePk7o_Rs
.
http://www.youtube.com/watch?v=AlzePk7o_Rs
.
novalian'i ni81 ny 14/02/2008 18:45
3. ni81
(
13/02/2008 09:43)
Avy any amin'ny faritra avaratr'i madagasikara io raha ny fahalalako azy. Asa na misy mahafantatra bebe kokoa!
5. ikaretsaka
(
14/02/2008 15:41)
mifangaro be liaka an.. da misy hatramin'ny teny tandroy antakarana
7. ni81
(
14/02/2008 18:45)
Penina a! Tsy teraka tamin'ny 81 aho fa tsy nahita atao pseudo aho dia io no mba nataoko.:lol::lol:
