Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rakapy
(
16/02/2008 06:05)
Maro ireo mandany andro @ fivavahana nefa...
Maro tokoa ireo olona izay mandany andro sy ron-doha @ fivavahana sy finoana nefa ny olana mianjady @ mpiara-belona azy izay eo ambany masony aza dia hodiany tsy hita na jerena akory. Mahay ny toko s...
tohiny
novalian'i tommykyle ny 26/03/2008 16:46
lagoon
(
16/02/2008 05:23)
Vita ny delestazy eto Iarivo sy ny manodidina
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/news/item/901
Ary ahoana ireto teny ireto??
"L’inauguration de la centrale thermique de Mandroseza est un grand pas dans l’approvisionnem...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 17:01
niryna
(
16/02/2008 04:46)
Iza no mino an'ATra? Voavelany daholo ve ny heloka rehetra?
Ho an'ATra Irery ihany anie ny voninahitra ary ho antsika tsirairay ny fankasitrahana avy amin'ilay Zanany mpanavotra sy Tompontsika.Amena.
Maro ny fanontaniana apetraky ny ankizy ka mba zaraiko anar...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/02/2008 06:18
colar
(
16/02/2008 03:48)
dedesse
mba mangataka tononkiran dedesse fa tiko b daholo le hira,hisy fatsiarovana ho anzay mampiditra avy aty amiko,misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 16/02/2008 12:16
voara
(
15/02/2008 22:37)
iza no tianao
salama daholo !misy fanontaniana napetrak'olona tamiko ty ka mba zaraiko anareo:inona no maivamaivana kokoa eo aminareo ;maty Ray amandreny sa,maty anaka ,sa maty vady ,tsi maintsy mba mamaly ny anaki...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2008 08:03
ravakamalala
(
15/02/2008 21:33)
NY fijaliana eo amin ny fianana kristiana
Raha zohiana ny tantaran ny ankamaroan ny olomasina dia maro ireo nijaly tamin ny fiainany teto an tany.
Ary nisy olomasina iray izay aza tena nangataka tamin Andriamanitra mihitsy hoe ampijalio ah...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/02/2008 01:04
ronaldo09
(
15/02/2008 21:22)
Maninona raha mampiantrano ny CAN isika!!!!
Za mba manana hevitra aroso ho an'ny Ministeran'ny fanatanjahantena na ny federasiona malagasy momba ny baolina kitra :isika maniry mafy ery ny handray anajara amin'ny CAN nefa mandrak'ity ny androan...
tohiny
novalian'i eisy ny 07/03/2008 12:02
Kapistra
(
15/02/2008 21:15)
sipa kely surprise (tohiny sady farany)
Nisy maman'ny tsaiky manangy iray 'zay zany.Maniry izy io ny hanambadiany zanany vavy vazaha.Io tsaiky io 'zany ankevitry ny 20 taona eo ho eo.Dia nanano serasera tamin'ny vazaha tamin'ny Net.Ny sary ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 21/02/2008 18:11
LazaDaddy
(
15/02/2008 20:18)
Alzeria: Lalana silamo
Alzeria,
Nogadraina ilay dokotera satria nampiasa fanafody, fanomezana avy amin'ny katolika.
Nogadraina ilay pretra satria nivavaka tao an-trano.
http://www.freerepublic.com/focus/f-news/197082...
tohiny
novalian'i cutie ny 27/02/2008 21:28
LazaDaddy
(
15/02/2008 19:35)
Amerika ho lasa silamo
Mba saino kely anie raha lasa firenena silamo Amerika, na tsy silamo ofisialy aza fa ny silamo no mitondra (toa an'i Malaisie)
Ny Sharia no didy arahina...dia diniho ny vokatr'io any Iran, Afghanis...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2008 23:54
ikaretsaka
(
15/02/2008 18:27)
mba nanaitra ahy
Mba nanao reflexions kely @ ilay nolazain'i piste atsy @ ilay appartenance appartenance e (azafady ry rahalahy fa dia voatonona foana ianareo)
[quote=St Ignace de Loyola (Spirirual exercices)]
Exp...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/02/2008 01:08
penina
(
15/02/2008 17:13)
Inona ny vaovao manerana ny tany?
Inona ny vaovao manerana ny tany?
Tsy nisotro Olympiko ny filoha zambianina.
.
...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 19/02/2008 18:39
riziky
(
15/02/2008 17:05)
isaorana Jehovah Tomponay
Mba mila ny tonin'io hira io azafady indrindra....
tohiny
novalian'i cutie ny 16/02/2008 11:40
rasylvain
(
15/02/2008 15:22)
Fa aôna kay
Fa aôna moa raha hiresaka mivantana; zany hoe efa tafiditra ao @ karajia chat: manoratra salut ve vao solonanarana? avi eo valider sa aôna?...
tohiny
novalian'i hery ny 15/02/2008 15:50
soanja
(
15/02/2008 14:51)
Thecla na Thecle
Namaky ny tantaran'i Thecla sy ny fifandraisany tamin'i Masindahy Paoly aho dia variana tokoa.
Raha mba nampidirina tao anaty baiboly mantsy io tantara voasoratra io dia tena betsaka tokoa ny vehiv...
tohiny
novalian'i soanja ny 24/02/2008 22:19
michella
(
15/02/2008 13:22)
hiran' fascination
afaka mba omenareo ve ilay hira fascination.ofet je coné po trop le titre mais juste le ref' tena tia be azy ao fa nafeniko atrizay, de nataoko antsokosoko ilay ventsompoko.izy anefa tsy miraika zao ...
tohiny
ronaldo09
(
15/02/2008 13:09)
Andry Rajoelina:Matoky ny kaominina ny mpanohana frantsay
Tamin’ny talata lasa teo no tafaverina an-tanindrazana, avy any Frantsa ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra. Vaovao tsara no nentin’Ing Andry Rajoelina satria nambarany fa resy lahatra...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/02/2008 00:59
ronaldo09
(
15/02/2008 12:47)
Naneno tao an-kibon’ilay rangahy ilay akoho nohaniny!
Hatairana ny an’ity rangahy ity nony natory ny alina rehefa avy nisakafo tamin’ny fandrenesana feon’akoho tsy an-kijanona tao an-kibony. Tsy nety nijanona izany na dia efa maraina aza ny andro. ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 19/02/2008 18:16
ari.malala
(
15/02/2008 12:41)
Mwanawasa préfère l'Eau vive à l'Olympiko
Madagascar
Mwanawasa préfère l'Eau vive à l'Olympiko
Le 14/02/2008 - Pendant les trois jours de sa visite officielle à Madagascar, cette semaine, le président zambien Lévy Mwanawasa et les ...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 19/02/2008 04:12
tsiambaratelo
(
15/02/2008 12:02)
OVAINA KELY NY TAFA HOAN\'IZAY
Alefako eto ity fomba fijerin\'ny étranger(-re)iray ny olona aty aminay(Liban)hoanareo namana zay liana ,hoanareo malagasy manambady libanais,indrindra indrindra hoan\'i tonton-nay zay manam-bahiny L...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 28/02/2008 12:06
