sipa kely surprise (tohiny sady farany)

1. Kapistra ( 15/02/2008 21:15)
Nisy maman'ny tsaiky manangy iray 'zay zany.Maniry izy io ny hanambadiany zanany vavy vazaha.Io tsaiky io 'zany ankevitry ny 20 taona eo ho eo.Dia nanano serasera tamin'ny vazaha tamin'ny Net.Ny sary sy ny fisy dia an'io tsaiky io daholo fa izy tsy mahay teny frantsay tsara dia ny mamany no nisolo azy teo amin'ny fifandraisana.Nandeha ny ora sy ny fotoana ;raiki-pitia 'lay vazaha,satria io mamany io efa mahay miresaka l'amour tsara.Avy akeo 'zany ,nilaza amin'izay ilay vazaha fa mila miresaka face à face amin'ilay tsaiky.Eo amin'izay ilay olana ???
"Ino ndraiky raha ataoko Mr Gérard "hoy io mamany tsaiky io tamiko ;satria izy koa raiki-pitia amin'ilay vazaha,ilay zanany anefa efa vonona be ery.
Ahoana ary ny mba hevitrareo amin'io maman'ny tsaiky io?
Azo heverina koa mantsy ny hisian'ny maman'ny tsaiky hisolo vava ny tsaiky manangy ato amintsika ato amin'ny serasera ato?
2. Papoose ( 16/02/2008 03:53)
miverimberina ko zany dinika zany!sao de TDM ndray ty hihihhi
SKS kay ka!:-D
3. ainaheri ( 16/02/2008 03:59)
:-D:-D:-D@ lay kozin'i jemimah ao @ 2eme epizody e,"ny reniny ndray no alaina d milamina ny resaka"

Hozy ndray za @ Mr Gerard;Maman'ny tsaiky io alaina d vita ny afera:-D:-D:-D
4. jemimah ( 16/02/2008 09:33)
asaivo hirany ny hiran'i clo mahajanga hoe ny mamany taloan'ny zanany ooooooooooo iza no diso ooooooooo
5. Papoose ( 17/02/2008 19:35)
zay mitetika an'i tsaiky!:-D
6. Rasiligaoma ( 18/02/2008 05:50)
taiky joby, manangy mola
7. jiolah ( 18/02/2008 07:54)
kozina le vaza:iaraka aminao jiaby zahay roy izikoa mety anao papany eeeeeeeesamy managy malesalesa; somondrara tsy tola tiako mandany vola.eoah laolo e:lol:
8. todisoa2 ( 19/02/2008 08:00)
zaho ndraiky otrni ts heko raha atôkou e. Ampenaro cours accéléré @ teny frantsay tsaiknao zan.=))
9. Kapistra ( 19/02/2008 16:52)
Papoose>TDM mihintsy ity ka 'zany hoe Tonga Dia Miresaka face à face,tsa misy intermediare tsotry ,yahoo messenger + webcam no miasa eto a!ity ny adiresy "naka3mora@yahoo.fr" ho an'izay tsaiky na maman'ny tsaiky hanano TDM.
ainahery>aleo ary aloha handramana raha mety e!
jemimah,rasiligaoma,jiolah,todisoa>Ampitaiko any amin'ny maman'ny tsaiky ny hafatra e!
10. Papoose ( 20/02/2008 12:40)
nga Tonga De Maka mora i tsaiky zany le!
11. tsiambaratelo ( 21/02/2008 18:11)
Refa raikitra zan ny andreo ,de mazava hoazy fa manaraka fona mama même en plein action hi hi hi Soa ny manan-droa lehiretsy!Soa ny votsi-droa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1615