Inona ny vaovao manerana ny tany?

1. penina ( 15/02/2008 17:13)
Inona ny vaovao manerana ny tany?

Tsy nisotro Olympiko ny filoha zambianina.

.

novalian'i kelly13 ny 19/02/2008 18:39
2. penina ( 15/02/2008 17:14)
Inona ny vaovao manerana ny tany?

hitifitra satelita mpitsikilo ry zareo amerikanina
.
3. penina ( 15/02/2008 17:18)
Inona ny vaovao manerana ny tany?

Na eo aza ny adim-poko mamaivay ao Kenya, dia mbola izy ihany no namatsy vonikazo be indrindra tao Eoropa nandritra ny St. Valentin.
.
4. penina ( 15/02/2008 17:50)
Inona ny vaovao manerana ny tany?

Atahorana indray ny hisian'ny ady eo amin-dry zareo Israelianina sy ny milisy Hezbollah ao Liban taorian'ny nahafatesan'ny mpitarika Hezbollah iray, Haj Mughniyeh tany Siria.

.
5. kelly13 ( 15/02/2008 18:43)
manaraka...
6. tslem ( 15/02/2008 19:08)
tsy takatry ny kely vola izao ny atody รด!
7. ikaretsaka ( 15/02/2008 19:15)
penina:

Inona ny vaovao manerana ny tany?

Na eo aza ny adim-poko mamaivay ao Kenya, dia mbola izy ihany no namatsy vonikazo be indrindra tao Eoropa nandritra ny St. Valentin.
.


ironique mampalahelomahatezitra... nefa marina
8. penina ( 15/02/2008 20:19)
Hita koa, isika wa lambolamboina hoe milay milay dia lasa tsy dia mahalala ny zava-misy.
Lazaina hoe i Madagasikara no manana ny zava-boahary tsara indrindra eh ... lalala, nefa izaho vao indraipa no nahita gidro dia tena dia, fa ny ankohatra izay efa any amin'ny vala daholo.
Nefa izaho izao vao tamin'ny maraina no nahita bitro dia.
9. penina ( 15/02/2008 20:22)
Inona ny vaovao manerana ny tany?

Miziriziry tsy mety ho vidian'ny Microsoft i Yahoo fa miketriketrika Google na News Corp.'s
.
10. kelly13 ( 16/02/2008 09:36)
...
11. penina ( 18/02/2008 15:43)
Inona ny vaovao manerana ny tany?

Lasan'ny Microsoft ihany Yahoo!
12. kelly13 ( 18/02/2008 16:08)
:-D
13. penina ( 18/02/2008 16:50)
ary efa hitanjy ve ilay sokatra teny amin'ny tanin'anandrano? http://www.mathisen.me.uk/wp-content/uploads/2007/06/p1060880.JPG
14. kelly13 ( 18/02/2008 17:12)
ahhhhhhhh mampamarokoditra be :{
15. penina ( 18/02/2008 17:16)
iiiiiiiiiiiiiiii
tandroany tsy dia nisy vaovao fa efa omaly daholo no nandeha tamin'ny gazety
16. kelly13 ( 18/02/2008 17:17)
avereno oe
17. penina ( 18/02/2008 17:18)
Inona ny vaovao manerana ny tany?

Nilaza ny fahaleovantenany omaly i Kosovo. Tsy manaiky izany anefa ny Serbe.
18. kelly13 ( 18/02/2008 17:19)
...
19. penina ( 18/02/2008 17:48)
Izay sy izay ary aloha Marson Evarist, Anosy anareo pshhhhhhhhht...
20. penina ( 18/02/2008 21:13)
Inona ny vaovao manerana ny tany?

Niteraka korotana era-tany indray ny famoahana ny cartoon momba an'i Mohamed tany Danemark.
patiny hitako tamin'ny internet.
[center][/center]
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0547