Amerika ho lasa silamo
1. LazaDaddy
(
15/02/2008 19:35)
Mba saino kely anie raha lasa firenena silamo Amerika, na tsy silamo ofisialy aza fa ny silamo no mitondra (toa an'i Malaisie)
Ny Sharia no didy arahina...dia diniho ny vokatr'io any Iran, Afghanistan, Pakistan, Indonezia, Malaisie, Gaza, Syria,...sns...
=> Dia mbola mety hifidy an'ingahy Silamo ve Amerika amin'ity?
Ny Sharia no didy arahina...dia diniho ny vokatr'io any Iran, Afghanistan, Pakistan, Indonezia, Malaisie, Gaza, Syria,...sns...
=> Dia mbola mety hifidy an'ingahy Silamo ve Amerika amin'ity?
novalian'i fijo ny 19/02/2008 23:54
3. LazaDaddy
(
15/02/2008 19:46)
cutie> Nipoaka 9/11 tamin'ny 2001, nanjonitra daholo ny Amerikanina saingy nandindihy kosa ny silamo, saika naneran-tany mihitsy...nezahina nenjehina ny "evil" araka ny filazan'i Bush azy tamin'izany...taona vitsy minja aty aoriana anefa dia ny amerikanina indray no toa hitambitamby sy hifidy silamo ho filohany =))=))=))
4. rakaroka
(
15/02/2008 19:48)
I Obama ve no lazainao8O:roll::?:
Koa i Soanja toa nanohana azy koa:P; sady masim-bava izay ihany ikala anona iny ka ahiako:-w:-w:-w:-w
Ho hita eo ihany e!
Koa i Soanja toa nanohana azy koa:P; sady masim-bava izay ihany ikala anona iny ka ahiako:-w:-w:-w:-w
Ho hita eo ihany e!
5. LazaDaddy
(
15/02/2008 19:50)
Koa i Soanja toa nanohana azy koafa izy moa oviana tsy niezaka niaro ny finoana silamo na mivantana na an-kolaka?
7. LazaDaddy
(
15/02/2008 19:54)
cutie> izay mihitsy ny fombafomba fiarovany tena...dia rehefa milamindamina indry dia ampidiriny ny sharia...fa efa tara loatra amin'izay...
8. cutie
(
15/02/2008 19:58)
ka iza no tian'i LD ho eo e
I mcain ve ???:-D:-D:-D:-D
iny alou ohtran'ny tsy very conservatif be loatra fa saingy efa antitra loatra:-D
Tsy izy silamo mitsy no issue ry LD a , aiza ary nareo zany :-D:-D:-D:-D:-D
I mcain ve ???:-D:-D:-D:-D
iny alou ohtran'ny tsy very conservatif be loatra fa saingy efa antitra loatra:-D
Tsy izy silamo mitsy no issue ry LD a , aiza ary nareo zany :-D:-D:-D:-D:-D
9. LazaDaddy
(
15/02/2008 20:00)
Nipoaka 9/11 tamin'ny 2001, nanjonitra daholo ny Amerikanina saingy nandindihy kosa ny silamo, saika naneran-tany mihitsyary nohamafisin'ny maro taminy fa kapok'i Allah iny 9/11 iny...
10. ikaretsaka
(
15/02/2008 20:17)
tsy ny maha silamo azy mihitsy ny issue ... fa na silamo no eo na athee na Xtianina na jentilisa .. rehefa "miadana sy hofinaritra e sambatra toko izahay" dia tsy hitako ny olana..
fa rehefa tsy tanteraka ireo dia izay no olana...
fa rehefa tsy tanteraka ireo dia izay no olana...
11. LazaDaddy
(
15/02/2008 20:21)
ikaretsaka:ka mampiadana anao ve ilay sharia?
miadana sy hofinaritra e sambatra toko izahay
13. LazaDaddy
(
15/02/2008 20:29)
http://www.freerepublic.com/focus/f-news/1970822/posts dia ho avy tsy ho ela ao Etazonia ve?
14. ikaretsaka
(
15/02/2008 20:31)
aleo aloha jerena... izay vao ampitahaina..
fa amiko manokana tsy issue mihitsy ny religion @ resaka politika rehefa tsy freaky be ohatranao.
Possible ny hoe right wing Freako Kristianina be ilay prezy ohatra ... dia lasa pire sy mpamono ny olona "tsy mitovy aminy"! vao mainka hanahirana!
Ny principe-ko de tsotra, rehefa "etre hereux et vivre en paix" ny olona dia izay... tsy voatery ho fikambanana sy firehana fivavahana inona na inona no mampi vivre hereux an'ny olona, raha manompo sampy izy ka tsy mi interfere any @ fiainako maha olona ahy sy ny ara panahiko ny fanompoany sampy... fa mahay miara miaina izahay ary mainka aza miara mandroso... akory atao fa izay izany!

15. LazaDaddy
(
15/02/2008 20:32)
cutie an, manjary tsy mahazo manao mini intsony eo indry fa misarona hatrany antampon-doha ka hatrany am-paladia...dia tsy tsenaiko intsony sao tsy indry no misarona an'iny ao fa i fijo =))=))...
16. LazaDaddy
(
15/02/2008 20:34)
aleo aloha jerena...izay vao ampitahaina..jereo tsara eo fa rehefa ny sharia no manan-kery manerana an'i Amerika tsy mahazo manao fampitahana intsony amin'izay fotoana izay =))=))
17. ikaretsaka
(
15/02/2008 20:35)
le fitsaranao ilay freako mihitsy no diso de lasa heverinao ho freako ohatranao aby ny olona...
18. LazaDaddy
(
15/02/2008 20:38)
tapeno ihany ny maso dia antenao fa ny Al Qaeda sy ny Hezbollah no hanokatra azy =))
19. rakaroka
(
15/02/2008 20:38)
:lol::lol::-DHaiiiiii aleo koa aloha aho himé:
=))=))=))=))
Ilay izy anie tsa azo atao safobemantsina daholo ny zavatra rehetra e. Ohatra nilaza zavatra iray i Soanja dia généralisé-na daholo anefa mety nisy "contexte" noresahana izay manana ny domaine de validitén'izany.
Ny anao toa rehefa Silamo dia henjehana daholo! satana angamba no fihevitrareo azy ireny?....
'Zaho indray anefa misy "Chrétien" mba reviko mihitsy eto : ary tsy mihafina akory aho milaza mahitsy ilay izy eto: Any ..."mpitarika ny cellule de prière ao Cachan" eto France izy: J'ai beaucoup d'estime en lui, ary mirary ny soa indrindra ho an'izay mbola ataony aza!
Hoy i Ika hoe tsy question hoe kristiana, na silamo na,etc... c'est vrai ^:^^:^^:^^:^