Amerika ho lasa silamo
21. ikaretsaka
(
15/02/2008 20:52)
ary marina ihany le kozin'i lefijo atsy heo mitovy fisainana ihany tokoa ny "samy olon'ny boky fotsiny" an
23. LazaDaddy
(
15/02/2008 20:53)
eny ho ah, tapeno ny maso dia andraso i Ben Laden hanokatra azy =))
26. ikaretsaka
(
15/02/2008 21:07)
tay be ihany ity limites aux bornes ity ka...tsy ahitana derives hafa mihitsy
28. ikaretsaka
(
15/02/2008 21:13)
sao vao mainka hampa...... azy eo fa aleo ihany izao.. aleo ihany ny tenany no hahatsapa ny tenany
30. rabilabila
(
15/02/2008 22:06)
Tsy mampitsiky ahy intsony ilay izy fa giravy loatra ny fomba fieritreretana !!!:(
31. fijo
(
15/02/2008 22:20)
efa nilaza taminareo ny mpamonany fijo fa......ka tandremo ary sao.......
fa izay vao lo......
laza an,minoa fotsiny,fa any US anie misy ny manodidina izay tena hafaka mamadika baolina e.jereo ny nahazo an'i JFK;vao tsy ahitany ilay mahazatra ialahy dia miparitana ny loha
fa izay vao lo......
laza an,minoa fotsiny,fa any US anie misy ny manodidina izay tena hafaka mamadika baolina e.jereo ny nahazo an'i JFK;vao tsy ahitany ilay mahazatra ialahy dia miparitana ny loha
33. ikaretsaka
(
15/02/2008 22:33)
ity tantara ity dia mitovitovy @ ilay lazain-dry hery sy ry piste atsy ambadika atsy ihany momban'ny katolika,
ny tsy ao indray no mivaky loha momban'ny ao:wink:
ny tsy ao indray no mivaky loha momban'ny ao:wink:
