Amerika ho lasa silamo
45. ikaretsaka
(
15/02/2008 23:24)
nga za mampatahotra leeeee.
za tsy manana problem raha lasa maiina @ tany silamo ka.
le zalahy 1 iry izany
za tsy manana problem raha lasa maiina @ tany silamo ka.
le zalahy 1 iry izany
49. fijo
(
15/02/2008 23:43)
ka elahy tsy nijery tsara fa efa nazava avy ary ambony fa tsy elahy ilay resahina
50. ikaretsaka
(
15/02/2008 23:46)
azafady fa mba mainka be tany ambany ny masoko fanahita vodilanitra niseho
54. niryna
(
16/02/2008 04:15)
LazaDaddy:
cutie> Nipoaka 9/11 tamin'ny 2001, nanjonitra daholo ny Amerikanina saingy nandindihy kosa ny silamo, saika naneran-tany mihitsy...nezahina nenjehina ny "evil" araka ny filazan'i Bush azy tamin'izany...taona vitsy minja aty aoriana anefa dia ny amerikanina indray no toa hitambitamby sy hifidy silamo ho filohany =))=))=))
ny fahorian'ny sasany ,fifalian'ny sasany.Raha mahita olona mihomehy isika ao anatin'ny fahorian'ny hafa,inona no filaza an'izany toe-tsaina izany? :cry:
Laza isika rehetra dia samy mahalala avokoa fa misy antony daholo ny zavatra rehetra.Inona no zavatra tsy vitan'Atra? Moa va misy manahirana azy?
Izay mitranga eo dia eo ambany fahefany daholo.
koa aza matahotra na manana ahiahy fa aoka ny ampitso hiandry izay fahoriana na fifaliana ao aminy,ny androany sy amin'izao ora izao aza mbola tsy fantantsika .
55. rakapy
(
16/02/2008 05:26)
1% ny fahazazany ve no nipetraka tany t@ tany Silamo de lazainao izy fa Silamo izy!!! Ny mpanao politika adversa koa anie ka mitady izay irika rehetra handatsahana ny adversa foana e! ka na Silamo ary dia maninona??? Angaha rehefa Silamo dia ratsy avokoa? Raha resaka 911 indray ry Laza dia mbola dinika hafa manokana no mety hitondrana iny.
56. ikaretsaka
(
16/02/2008 12:26)
rakapy:
1% ny fahazazany ve no nipetraka tany t@ tany Silamo de lazainao izy fa Silamo izy!!! Ny mpanao politika adversa koa anie ka mitady izay irika rehetra handatsahana ny adversa foana e! ka na Silamo ary dia maninona??? Angaha rehefa Silamo dia ratsy avokoa? Raha resaka 911 indray ry Laza dia mbola dinika hafa manokana no mety hitondrana iny.
marina..
tsy ny maha slam na maha Xtianina na ny maha jiosy na ny maha franc macons na ny maha sekta no mikaoty raha politika amiko... fa ny fahaizana mampisondrotra sy mampandroso ilay firenena @ maha olona sy maha firenena azy
raha finoana indray no topic dia resaka hafa iny
60. soanja
(
16/02/2008 15:34)
cutie:
just watch and listen :-D:-D:-D:-D
Mbola hokarohiko aky ke adiresin'olona ireo de manoratra aho an. Soamry maika kely indray fa HS be eto fa manararaotra fotsiny. Bizz
