Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fody ( 19/02/2008 20:19)
Mila valiny
Nisy an’ity reaka ity koa mba tiana hangatahina fanazavana, na valiny mazava. [quote]Mpandefa : arialy [ Valio ] 18-12-2007 20:12:20 Lohateny : resaka secte Za manana olana be, misy olona... tohiny
comptezo ( 19/02/2008 19:52)
Creation de site Web
Iza no mba malala "logiciel de creation(site web). Fa nena ato ratsy sady ampy....Merci eh!!!:*... tohiny
novalian'i manit ny 26/02/2008 09:03
xxx ( 19/02/2008 19:45)
Fahitanareo
Raha ohatra hoe misy namana na olona fantatrareo inviter-nareo sakafo ao an-trano. Tonga ao an-trano anefa le olona tsy vonoiny ny portable-ny fa refa misy olona miantso izy de laozany miresaka @ port... tohiny
novalian'i jiolah ny 22/02/2008 08:52
Fody ( 19/02/2008 19:03)
Ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana sy ny sary akory
Nisy resaka tsy vita hatramin'ny farany moa teto ka tiana mba hotohizina, satria miverimberina foana. Tsy inona izany fa ny resaka sampy sy ny fampiasana sary. Tsy izay rehetra mampiasa sary akory ... tohiny
novalian'i caprio ny 11/04/2008 19:55
neo83 ( 19/02/2008 15:43)
Tsymety tafiditra karajia fa misy oul ratsy fanahy mi-bloque
Salama daolo ô ! Sao d misy maita lalana hafa kay idirana amlé karajia fa isaky ny miditra ao zay d bloken'ny admin ny karajia d zao no misoratra eo avieo : "*** Disconnected from IRC (type /reco... tohiny
novalian'i neo83 ny 20/02/2008 13:42
Ylly ( 19/02/2008 15:14)
Finaninanana manindry dokambarotra(3)
Ndao ry zareo mba hifaninana kely isika a!mahavita manindry im-piry isan'andro an'ireny dokambarotra ireny ianareo? ao aloha hatomboko ny ahy jerena hoe?:)... tohiny
novalian'i Kwasi ny 20/02/2008 10:48
jogany ( 19/02/2008 14:44)
CYCLONE IVAN
Allo allo daholo ! Manaona daholo nareo tamin'iny cyclone iny?Ny fahasalamana ?Izahay aty ivelany dia tsy mahazo vaovao firy mihitsiny ka nefa be mpanitany be ohatra ny havan'ireo touriste lasa tany ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 25/02/2008 15:08
kantokoely ( 19/02/2008 14:26)
boys band sy ny HH srtt dago
Fanontaniana fotsiny:?: ny ahy ho an'ze mahafantatra an!fa maninona kay ny rappeurs no tena manao teny mamoa fady be am boys band otran'ireny (explicit lykiro an'i BJD)ireny? nefa za mbola tsy naheno ... tohiny
zamanoro ( 19/02/2008 13:34)
Hetsika serasera
Hono ho'a ry zareo Mahafinaritra ilay fiarahana mitafa eto, ny fambolen-kazo. Fa amin'izao voina amin'ny firenena izao tena mba mety milay ihany koa raha misy hoe fiaraha-mientana namana serasera an... tohiny
novalian'i zamanoro ny 21/02/2008 02:47
kelly13 ( 19/02/2008 13:27)
zany tokou v?
miala tsiny fa teny vahiny le izy, hitako tany ambadimbadika tany. tena marina v zao? [b]la création d'un second compte après un bannissement est considéré par la justice comme un contournement... tohiny
novalian'i kiadi ny 28/02/2008 16:38
xxx ( 19/02/2008 12:51)
raikitira ny concours bizoroka.....
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/bizou&asa=top hanki dép dép be!... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/02/2008 16:22
rajoelina ( 19/02/2008 11:40)
Ligues champions
Roma - Real Madrid. Tsy maninona maintsy, rehefa resiny Roma sy vitany tsy tafakatra amin'ny Champions ny Real de efa OK, ny tanjontsika fotsiny dia tsy haresy na tafakatra ny Real Madrid fa avelao... tohiny
novalian'i rajoelina ny 04/03/2008 22:03
badboy ( 19/02/2008 10:40)
Loi réctificative et ses conséquences!!
Raha ny tantara no jerena dia hita fa "loi réctificative" no nametrahana ny fanendrena ny filohampokotany eo anivon'ny "préfet de police", izay teo ampelatanan'ny maire taloha. Ny tena mahagaga dia ... tohiny
novalian'i badboy ny 20/02/2008 11:03
xxx ( 19/02/2008 10:27)
aôn'ty rzalà
aôna nfamadiana ny [b]pes6 [i]PC[/i][/b] version 1 ho chrash overal 2.3.0, efa ndown patch t@ internet za fa le miintegre anazy ao ntskoboko, tmis instal le izy fa fichier .bin reny daholo ao, sady t... tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/02/2008 04:49
xxx ( 19/02/2008 10:01)
FANINA NY NTENAKO
MILAZA AMIKO NY OLON-TIAKO FA TSY VIERGE INTSONY SAINGY MBOLA TSY NANAO FIRAISANA AFA TSY TAMIKO HONO IZY. REHEFA NANAO FIRAISANA MANTSY IZAHAY DIA TSY NAHATSIKARITRA HYMEN NY TENAKO NEFA KOSA HITAKO... tohiny
novalian'i Papoose ny 22/02/2008 18:45
badboy ( 19/02/2008 09:55)
Ity misy hevitra mahafinaraitra
Ny fankahalana, tahaka ny fitiavana, dia mivelona @ zavatra kely indrindra; mety aminy daholo ny zavadrehetra!!... tohiny
novalian'i badboy ny 29/02/2008 10:55
xxx ( 19/02/2008 09:04)
quatres jambes,quatres bras.
Efa hitanareo ve ity ? http://www.dailymotion.com/video/x3fdl3_quatre-bras-quatre-jambes_news... tohiny
novalian'i dziana ny 09/05/2008 10:47
ronaldo09 ( 19/02/2008 08:20)
Efa nihinana ati-dohan’olona i Andry
Tovolahy 25 taona i Andry, nitantara ny fiainany hatramin’ny fahakely. “Anisan’ny tiako ny nankao amina tranom-paty satria niasa tamin’ny hopitaly aho; maharomotra ahy tokoa ny mahita faty sat... tohiny
novalian'i mansoor ny 10/04/2008 16:32
soanja ( 19/02/2008 08:18)
Ilay voadingana.
Misy an'ity soratra ity izay mitondra zavatra goavana tokoa- dia ny Trinite masina- saingy nisy voadingana ny teo ampovoany. Aiza ary Erasmus hamerina ny zavatra nodinganiny teo ampadikana teny avy ta... tohiny
todisoa2 ( 19/02/2008 07:46)
ny kristiana sy ny fisaonana
fanontaniana tsotra: '' mety amintsika mpanara-dia an' i Jesosy Kristy ve ny fisaonana raha sendra fahoriana?'' hivelatra koukou hatreo ny adihvt arakaraky ny fanoloranao hvt.:lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2008 21:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.058