Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Bita
(
22/02/2008 09:35)
Mpianatra mahay
Avy any am-pianarana i Lita dia hoy izy t@ Ray aman-dreniny nitantara:Izaho aloha tsy mahatoky ny madamanay intsony mihitsy.
[u]RaD[/u]: Fa maninona ry Lita?
[u]Lita[/u]: Afakòmaly izy nampiana...
tohiny
novalian'i johnnyandri ny 28/02/2008 04:15
hery
(
22/02/2008 09:31)
Wééé Tonga soa RAMBO IV
Yes... milay. Milay noho ny taloha mihitsy satria hita hoe plus humain i leiry :-) miha antitra.
Toa izao ny afisy tetsy @ Video Mahavoky
Ainga Be
Gidragidra 100%
...
tohiny
novalian'i penina ny 09/03/2008 00:42
niryna
(
22/02/2008 09:22)
Na inona na inona tianareo hataon'ny olona aminareo, dia mba
Na inona na inona tianareo hataon'ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa tahaka izany :D:D
Ahoana no fahazoanao io teny io ?
misaotra mialoha :-*:-*
(l)niryna ...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2008 08:08
niryna
(
22/02/2008 09:17)
Ny tenin'Atra dia fanafody manasitrana ny aretina
Ahoana no hilazana fa ny tenin'Atra dia fanafody manasitrana ny aretina,ny fahoriana ,ny olana amin'ny fiainana rehetra?
...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/03/2008 06:06
todisoa2
(
22/02/2008 08:21)
kabarin'i Dada
Tô otrni malaza an Dago an zan fihetsiketsehana nataon'i Dadavalo zan. Niphone n FRAM d nlaza n @ fampanantenana nataon isakn tanana tra-boina zan. Faôna e? Mba mila ny fitantaranao ny avy aty lav...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:51
floufla
(
22/02/2008 06:22)
ty ny tananao
mangataka tonony ty ny tananao tovo j'hay merci...
tohiny
novalian'i kalialie ny 22/02/2008 17:45
LazaDaddy
(
22/02/2008 05:20)
Fampianaran'i Mohameda
Aleo mba resahina indray ary ny fampianaran'i Mahomeda mba ampifalifaly an'i Soanja (sy Obama)
[b]Hoy i Mohameda: "voasazy ny maty satria mitomany azy ny fianakaviany".[/b] Hadith 2:375...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2008 22:45
soanja
(
22/02/2008 04:58)
Iza no vadin'i Kaina? #2
Tsy tadidiko efa nisy namaly ve io azafady sa ahoana? tsy arako tsony manko izay forum efa lasa fa mba te hahalala aho raha mahavaly an'io izay milaza fa feno ny baiboly eny ampelatanany....
tohiny
novalian'i sasasasa ny 09/03/2008 15:45
LazaDaddy
(
22/02/2008 03:00)
Misabaka kely indray aloha :)
Ianareo ve afe nahita na nilalao "sabaka" fahagola?[quote]Tsy misy satana fa ny saina no mampisy na tsy mampisy azy[/quote][quote]Tsy misy Andriamanitra fa ny saina no mampisy sy tsy mampisy azy[/quot...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 23/02/2008 05:15
rajoelina
(
22/02/2008 00:23)
ny fomba fijery no miteny kokoa hononohony fehezanteny bdb''
misy akamako zay jerijereny sipa, dia hoy lery tamiko oe:
-rajoelina!! jereny elah ange itsy sipa itsy raha hijerijery anah e, adala angamba io sipa lety ah.
Dia hoy izaho tamin'ny ledala oe:
-S...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 27/02/2008 00:53
betroka
(
21/02/2008 18:23)
Lôkôm tarika mpanao heavy metal
Misy mahafantatra ve ny hiafaran'ny tarika Lôkôm (na Lokomotiva) ? Aiza izay i Maô filohan'ny tarika ?...
tohiny
novalian'i rakapy ny 28/02/2008 04:56
enric
(
21/02/2008 18:11)
Cazal & rajoelina
[b]2. rajoelina : 21/02/2008 14:24:44
Muy bien, elah io moa zany mahay mitondra ny boeing 777?
3. cazal : 21/02/2008 15:07:38
rajoelina : [u][i]misy fil mifamadika ao anaty lohan gahy[/i][/u] a...
tohiny
novalian'i Papoose ny 08/03/2008 03:17
vipgasy
(
21/02/2008 16:17)
mp3 Njila
Salama daholo
Saika mba hanotany ny namana rehetra ato @ serasera.
Mba afaka manome ve izay manana ny mp3 n'i Njila mitondra ny lohateny hoe " ilazao ny Famonjena "
dia misaotra an'iazay manome
Al...
tohiny
novalian'i tixxa ny 25/07/2013 13:34
todisoa2
(
21/02/2008 14:40)
B Oubama sy H Clinton
Aty Usa zao, vao maly n nandresy t@ sondage tan Hawaï i B Oubama. D aôna n hvt ra black otrantsika n mtondra n tanana?:lol::lol:...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:46
tess
(
21/02/2008 14:28)
maisatra be
hono ho aho??,fa maninon no maisatra be vao mahasokatra an'i serasera na rehefa manokatra forum , manokatra dinika , manokatra sary, manokatra hafatra....sa ny ahy irery no maisatra:roll:
misaotra to...
tohiny
novalian'i badboy ny 22/02/2008 23:47
Veloo
(
21/02/2008 14:23)
Tsy mpikambana
Misy zavatra mahagaga ahy ato fa ahona kay ny tsy mpikambana mbola afaka manoratra ao forum? noheveriko fa ny mpikambana ihany no AFAKA manoratra.
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/na...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/02/2008 23:30
todisoa2
(
21/02/2008 14:21)
Dadavalo sy ny akanjo miaramila
aôna zan Dadavalo nanao vert armée tan Tamaga zan?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 25/02/2008 14:33
maditra
(
21/02/2008 13:30)
mbola tsy ao ny fampitam-baovao
Taorian'iny cyclone Ivan teo iny dia mba niezaka ny fampahalalam-baovao sasany hitatitra ny vokatr'ilay rivo-doza tany amin'ny toerana rehetra nandalovany. Tany amin'ny faritra antsinana ohatra dia vo...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/02/2008 15:02
badboy
(
21/02/2008 12:30)
Tena misy ve andriamanitra???
Otran'ny tsy dia mino loatra ny fisian'andriamanitra ny scientifique!!
Ny "antichrist" koa tsy mino ny fisian'andriamanitra fa hoe devoly ihany no misy!
Ny mpino dia mino tanteraka, nefa toa tsisy m...
tohiny
novalian'i badboy ny 01/03/2008 10:40
endrika01
(
21/02/2008 12:13)
MISALASALA AHO SATRIA!
Raha misy olona milaza fa tena tia anao,misalasala ve ianao sa manaiky avy hatrany?Mila toro-hevitra ô!Melisy!...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 29/02/2008 15:26
