Slt!!!misaotra mankafy Tovo e!!! tohizo fôna an!!!
Fihin'ny tànanao le izy o!!!
1)'lay tsikinao isa-maraina d'efa ampy ahy
fifaliako sitrako sy tiako
fankaherezanao, manala ahiahy
tsy ho adinoiko
voasikitra am-poko
fihin'ny tananao maneho fahavononana
hiatrika izay adiko sy olana
2)Indro aho fa niova nanam-pahandrena
niova ny fiainako, niova ny fisainako
dia ts'isy afa-tsy ianao no voajeriko
mamiko tiako, tokana fidiko
tokinao; tsikinao ampy ho andriko
efa fantatrao f'ianao anie no kiadiko
Ref:raha sendra mitomany
ka tojo ilay ankaso
ny tananao inoako mahafafa ranomaso
tsy anjely anefa ianao
mifono misitery amiko
fa be fitiavana ahy
andrianiko; tiaviko
tsy taitra randram-bao
fa mionona aminao
anaty tsy mba re
tsy sanatria voafehy