Fampianaran'i Mohameda

1. LazaDaddy ( 22/02/2008 05:20)
Aleo mba resahina indray ary ny fampianaran'i Mahomeda mba ampifalifaly an'i Soanja (sy Obama)


Hoy i Mohameda: "voasazy ny maty satria mitomany azy ny fianakaviany". Hadith 2:375
novalian'i fijo ny 27/02/2008 22:45
2. cutie ( 22/02/2008 05:33)
ny ahy zao fampianaran'i Bhudda no ilaiko :-D
3. todisoa2 ( 22/02/2008 08:36)
=))=))=)).
4. niryna ( 22/02/2008 08:50)
http://www.chick.com/information/religions/islam/allah.asp?wpc=allah.asp&wpp=
Vakio ity raha mahasoa anareo. Amin'ny teny anglisy
http://www.chick.com/reading/tracts/1031/1031_01.asp

Amin'ny teny espagnol
http://www.chick.com/reading/tracts/5200/5200_01.asp

Anjarantsika tsirairay no mivavakasy manampy ny namana na ireo izay tsy mitovy finoana amintsika ka tsy mino an'i kristy ho Atra.
Ny famonjena no tadiavina koa tariho ny namana aman-tsakaiza ny hanatona an'i kristy,izay mino Azy dia ho voavonjy avokoa.

-tsy misy na iray aza mahavonjy ny fanahintsika
-9 satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao hianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena hianao.(Rom 10:9)
5. todisoa2 ( 22/02/2008 14:31)
le ten espagnol n tena tsa hainay. sos tradustion........:lol:dsl
6. ikaretsaka ( 22/02/2008 14:43)
raha tsimponinaohatran'izany hoa io raharaha io dia tsary hiety mihitsy
mpitsara 3:16-23
sy ny tantaran'i moabites sns ireny ohatra..

7. todisoa2 ( 22/02/2008 15:23)
mlay zan. msôtréééééééééé
8. fijo ( 22/02/2008 20:37)
niryna izany izao mino fa ny silamo sy jiosy dia efa very avy hatrany?????????ny boudista sy indo dia tsy ahita ny paradisa mihintsy???????
9. ikaretsaka ( 22/02/2008 22:38)
ka ny azy azy ihany ko .. efa iaraha mahita eto anie izany e
10. LazaDaddy ( 23/02/2008 05:10)
todisoa2:

=))=))=)).
aleon'ise mihomehy dia amin'izay tsy misy voasazy? =))=))


11. niryna ( 23/02/2008 05:32)
fijo:

niryna izany izao mino fa ny silamo sy jiosy dia efa very avy hatrany?????????ny boudista sy indo dia tsy ahita ny paradisa mihintsy???????

ikaretsaka sy fijo a,Atra mahalala ny ao am-pon'ny tsirairay.Indrindra ireo olona mandaha ny teniny isan'andro,indrindra ireo namaky ny fampianarana ao anaty baiboly torina isan'andro.Manda na (denial)no antsoina azy ireny,ary ao koa ny misavorivory ny sainy fa tsy fantany na tsy mety mino ny tenin'Atra izy,tsy manaiky resy lahatra izy fa mbola ao ilay ambopo(pride) ary mbola tsy tonga koa ny antsony satria tsy isika no miantso fa i kristy raha manaiky isika dia tonga ato ampo tokoa ny fanahy masina izay miaraka ny tena kristiana mandrakizay .
Ny fitsarana no aoka hamaly an'izany.

Famonjena dia resaka hoe mino an'i kristy ve hianao sa tsia,manaiky Azy ho Tompo sy Mpanavotra Azy ve hianao sa tsia,miaraka aminy ve hianao sa tsy miaraka aminy?Mino Azy ve hianao fa any Aminy Irery hoy ny baiboly no lalana mankany amin'ny Rainy fa tsy misy hafa.Mino Azy ihany koa fa Izy no varavarana mankany an-danitra ka raha manana varavarana hafa izany dia tsy ho tonga any amin'ilay direction mihitsy na anodikodina ny tantara eo aza.
Inona no mahasamy hafa ny hoe mahalala fa manda sy ny mahalala fa manohitra sy mamadika ilay fampianarana ?
Valio ireo ary hianareo ihany no mamaly azy any am-po.


9 satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao hianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena hianao.Romana 10:9

6 Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako.


"Tompo o ovay ny foko mba ho mora hanarina ,toy ny an'ny zazakely tsotra sady marina"

"Hianao no fiainana sy fahamarinana ry Tompo o,lalana tokan'ilay paradisa mankany amin'ny Ray ry Tompo o "
o^o
12. ikaretsaka ( 23/02/2008 23:01)
eny sa tsia kosa ny fanontaniana ry nmiryna fa tsy toriteny lava an
13. niryna ( 27/02/2008 06:56)
todisoa2:

le ten espagnol n tena tsa hainay. sos tradustion........:lol:dsl


http://www.chick.com/information/religions/islam/allah.asp?wpc=allah.asp&wpp=

Muslims worship a god by the name of Allah. They also give him ninety-nine other names. The question that naturally arises is who or what is this Allah? Where did the Muslims derive their ideas of Allah's nature and attributes?
lavabe ilay izy fa fitiniko kely eo a.
Ny silamo hono dia mivavaka amin'i Allah ary manana anarana efa ho 99 hafa izy io.
Ary ny fanontaniana dia hoe iza io Allah io ary avy aiza no nakan'ireo mpino silamo azy io?
Middle East have uncovered the answer: Islam is a modern version of the ancient fertility religion of the moon god.
Araky ny voalaza eto dia Andriamanitry ny volana izy io.Maro mantsy ny andriamanitra hinoan'ny olona ao ny hazo ao ny omby ao ny kintana ao ny masoandro ary ny andry zareo izany ny niandohany dia Atry ny volana.
Ny kristiana dia mahalala fa Jehovah no nanao ny lanitra sy ny tany,nanao ny volana sy ny kintana sy ny masoandro,mazava ho azy fa io izany dia tsy mitovy izany ny Atra kristiana eto sy ny an'ny silamo eny na dia ampidirin'ny olona ao antsaintsika aza fa Atra dia iray ihany ,tsia ,tsy iray izy fa marobe fa ilay ATra nanao ny zavatra rehetra namorona ny lanitra sy ny tany no an'i kristiana.
The Arabs destroyed some of the wonders of the ancient world such as the world famous library in Alexandria, Egypt, They destroyed many ancient churches and synagogues.Nopotehin'ny arabo daholo ny toerana famakiana boky tany Egypt,ny fiangonana ary ny sinagoga.
Who were these Arabs? They obviously were not Christians because they destroyed churches and murdered priests wherever they went. Obviously, they were not Jews because they persecuted Jews without pity. This is seen today in their hatred of Israel and the many wars and acts of terrorism waged against Jews throughout the world.
Dia mazava ho azy fa tsy kristiana izy ireo ary novonoiny koa ny mpitondra fivavahana tamin'izany andro izany ary tsy Jiosy koa ry zareo fa novonoiny tsy nisy hindrafo ny Jiosy ary mbola mitohy io hatramin'izao andro izao
If the Arab hordes which swept over the ancient world were not Christians or Jews, then what were they? They were pagans who worshipped a pagan god called Allah and followed pagan rites which were practiced in Arabia long before the religion of Islam evolved.
Raha ohatra ka tsy kristiana na tsy Jiosy ireo olona ireo dia inona izany finoany? Mivavaka tsy amin'Atra velona izy fa mivavaka amin'Atra atao hoe Allah.Tsy mino an'i kristy izany ry zareo.

Islam Denies the Trinity

These facts of history reveal that Islam does not worship the same God worshipped by Christians. Why?

Christians worship one God in three persons: the Father, the Son and the Holy Spirit. But Islam denies the Holy Trinity and worships a different deity called Allah who is not a Father and who has no son.
Tsy mino ny Atra telo izay iray izy,dia ny trinity izany Na ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina.
Ary sady tsy Ray ilay izy no tsy zanaka,dia mitovy ny Atry ny kristiana ve izany ny azy? Tsy mitovy

Izay no azoko azavaina kelikely e.

14. todisoa2 ( 27/02/2008 08:56)
very interesting, thanks niryna.:lol:
15. fijo ( 27/02/2008 22:45)
tsy voavaly le resaka niryna an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0639