Wééé Tonga soa RAMBO IV

1. hery ( 22/02/2008 09:31)
Yes... milay. Milay noho ny taloha mihitsy satria hita hoe plus humain i leiry :-) miha antitra.

Toa izao ny afisy tetsy @ Video Mahavoky

Ainga Be
Gidragidra 100%
novalian'i penina ny 09/03/2008 00:42
2. Ylly ( 22/02/2008 10:02)
Miarahaba,

hay ve ianao tia an'io film io e? ny ahy dia ny vadiko no tsy laitra @ io.
http://www.dailymotion.com/video/x217wx_bande-annonce-john-rambo-rambo-iv
3. simplex ( 22/02/2008 11:07)
4. hery ( 22/02/2008 11:15)
Ylly> Mpijery vidaka teny Mahavoky koa angaha ny vadinao? :-p
5. Ylly ( 22/02/2008 11:56)
Hery,
raha ianao no mahita an'ireo film fujeriny.Tena mahalasa gaigy.Ohatra zao a:

rambo
predator
total recall

rehefa film ahitana an'i Schwarzenegger
Stallone

Ny Rocky rehetra

taxi

driven

mafia love

l'expert

cliffhanger

izaho kosa aloha dia tsy dia tia satria gidragidra be loatra ireny film ireny a!:)
6. pitoussy ( 22/02/2008 14:03)
oops, kay efa misy RAMBO IV , klouny hijery le I, II, III aloha :P:-D:-D
7. kelly13 ( 22/02/2008 19:53)
ary za manana io rambo 4 io fa tsy mbola voajeriko fôna!

Ylly>ny ramose-ko ndray d reto :

les contes macabres
alien
rose red
la maison des 1000 morts
orca
halloween 2007 ...
8. Ylly ( 23/02/2008 19:58)
kelly13:

ary za manana io rambo 4 io fa tsy mbola voajeriko fôna!
Kelly13 ô! soa dia tsy rambo 4 ankia izany hananandry zany satria io rambo 4 io vao nivoaka salle ciné a! vao t@ 8 teo no nivoaka.

9. kelly13 ( 24/02/2008 11:35)
ylly> si si si, rambo 4 mintsy k, format dvd le ananako :)
10. penina ( 24/02/2008 18:27)
ohatra ny tsy mahafantatra an-dra kala kely koa Ylly izany :-D
11. ikaretsaka ( 25/02/2008 01:58)
bootleg izany le
12. Ylly ( 25/02/2008 09:54)
penina:

ohatra ny tsy mahafantatra an-dra kala kely koa Ylly izany :-D
penina a!raha fantatro i Kelly13 dia tsy nametraka ny fanontaniana aho a!ary ianao ve nahita io sarimihetsika io aloha?dia mba ahoana no fahitanao azy?


13. comptezo ( 27/02/2008 11:19)
Tarzan mianala ianao tokiny ;izy tokinao
14. penina ( 27/02/2008 15:10)
Milay ka, hafa ihany ny pro. Manentanentana hatramin'ny farany fa tsy ohatra ny Da Vinci Code.
:-D
15. xxx ( 27/02/2008 16:40)

eto
16. kelly13 ( 27/02/2008 18:43)
xxx> 8O

penina>le boky oa no tsara @ da vinci code, efa lazaiko fôna elah! mazotoa mamaky :°)
17. penina ( 01/03/2008 20:00)
aleo aho tsy hiteny fa sao dia bedin'ny papanareo :°)

fa hita amin'izay ve ilay rambo 4? Jereo raha tia hahita tsinay mipitika. :-D
18. kelly13 ( 01/03/2008 20:02)
tsy mbola voajery fôna e! hihhih!
19. penina ( 03/03/2008 09:11)
tantaraiko dia amin'izay tsy tia, :°)

napoakan'ilery ilay baomba anglisy tamin'ilery ilay nenjehina tamin'ny alika be dia be :°)
20. kelly13 ( 03/03/2008 09:23)
hum, toa interessant! tohizo oe le fitatarana :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2489