B Oubama sy H Clinton
1. todisoa2
(
21/02/2008 14:40)
Aty Usa zao, vao maly n nandresy t@ sondage tan Hawaï i B Oubama. D aôna n hvt ra black otrantsika n mtondra n tanana?:lol::lol:
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:46
2. Jeankely
(
21/02/2008 15:40)
Hevitra ahoana? Koa tsy ny fotsy ve no tokony handinika ny @'izany. Ny Malagasy angaha Black? Ary manana influence ahalany na tsia azy ve nareo any sa manaraka izay onjany? Koa mety hanana influence koa ve ny Malagasy lazaina sahirana amin'ny misy azy aty?
4. ikaretsaka
(
21/02/2008 18:10)
ny ahy rehefa mahay mitondra izy na inona na inona dia izay no important.
5. betroka
(
21/02/2008 18:30)
Tena maranitra hono io ranamana mainty io.
Eto amintsika koa misy mainty maranitra, Ratsi... ohatra.
Eto amintsika koa misy mainty maranitra, Ratsi... ohatra.
6. Jeankely
(
22/02/2008 00:06)
" White Poor is Black and Black Rich is White". Tsy ny volonkoditra fa ny hery, ny fahaizana sns no miasa. Tsara ny mahalala ny sehatra iraisampirenena ary hita fa ireo mipetraka Frantsa dia tena sahala ny Filohany mihintsy izay lany any ary sahala izay koa ny Malagasy any US.Mila mivelatra mihintsy ny fanatonotoloana na izany aza dia ny momba anao sy ny olan'i Madasikara tsy hita ny hamahana azy hainganabe ary mifanjevo. Azo lazaina mipingampingana ihany satria tsy dia manana fiantraikany angamba ny Malagasy mipetraka andafy satria tsy maro ary tsy misy Malagasy marobe tompon'orin'asa matanjakabe ary mandehandeha eran'izao tontolo izao angamba. Mety ho diso aho fa mba isao hoe firy ny TNCs na MNCs avy Madagasikara?
7. Veloo
(
22/02/2008 01:38)
Jeankely [ Valio ] 21-02-2008 16:40:19
Lohateny : Re : B Oubama sy H Clinton
Hevitra ahoana? Koa tsy ny fotsy ve no tokony handinika ny @'izany. Ny Malagasy angaha Black? Ary manana influence ahalany na tsia azy ve nareo any sa manaraka izay onjany? Koa mety hanana influence koa ve ny Malagasy lazaina sahirana amin'ny misy azy aty?
yyyyeeeeeesssssssssss!!!!!
8. Jeankely
(
22/02/2008 02:35)
Mba tiana ho fantatra ny influence-nareo any ary tsara indrindra raha manana influence erantany ny Malagasy. Tsy ady akory no tiako hambara fa mamporisika mihintsy aho hoe ataovy re erantany fa afaka manova na mitondra ny baolina amin'ny mahasoa azy ny Malagasy. Voninahitra tsy misy sahala izany. Ny mampiomehy mantsy dia ny Filoha Malagasy aza voaompa, mahazo ela, lazaina mpitaridronono, tsy nianatra ary atao amin'ny teny vahiny mba ho fantatry ny vahiny ny fomba fifandraisan'ny vahoaka sy mpitondra izay tsisy fifanajana. Tena ialaina hay ny momba n'i US na mifanjevo aza ny amin'ny tanana. Avo fijery tokoa.
10. Jeankely
(
22/02/2008 09:39)
Tany tsy dia lasa alavitra no itoerako ary sahy mirehareha ny Indian fa marobe no miasa any US ry zareo. Malaza @ resaka "Informatique" moa ry zalahy ary sahany no milaza fa mila azy ny amerikana. Sahalaa izay ary afaka hanova zavatra any ve nareo any sa mpanara-drenirano ihany koa. Isiaka rehetra anie ka samy manana ny andraikitra na ny mivoaka ivelany na ny tafajanona antananafa tsy hoe aty US aho dia eo vita. Ka betska tokoa ny nofinofy ary samy mpanonofy sa ny sasany ihany no lazaina mampanonofy? Ny rindrina tsy afaka nefa ny tafo no tiana hapetaka hoy ny Malagasy tranainy. Madagasikara tsy vita lasa aiza nefa ny momban'i Amerique no heverina hidirana.
11. xxx
(
22/02/2008 13:14)
- Ny voka-pifidianana mialoha rehetra efa manome an'i Obama ho mpandresy
- Ny sondages rehetra manome an'i Obama ho mpandresy
- Ny sondages manome an'i Obama ho mahery kokoa handresena an'i McCain
Efa tokony miala mihitsy i Clinton fa lasa manimba ny finale contre an'i McCain fotsiny indray.
- Ny sondages rehetra manome an'i Obama ho mpandresy
- Ny sondages manome an'i Obama ho mahery kokoa handresena an'i McCain
Efa tokony miala mihitsy i Clinton fa lasa manimba ny finale contre an'i McCain fotsiny indray.
17. badboy
(
22/02/2008 17:56)
TiM zan nareo e.........
F'anga zay vao tsapanao! Zay no matonga azy mafana fo mandrodana ny hevitr'izay mba manakihana ny TIM!8)8)
Jeankely >> Any ka ts'izany va, marina any zany!:-D:-D:-D
19. bazylou
(
24/03/2008 12:46)
tsy black ny gasy fa inona ?? noir clair ve sa gris sa marron ??:roll::}:lol:
20. Jeankely
(
24/03/2008 16:46)
Inao no Black any Parantsa fa ny Malagasy dia Malagasy ihany ary tsy black ao amin'ny taniny.
