Salama daholo
Saika mba hanotany ny namana rehetra ato @ serasera.
Mba afaka manome ve izay manana ny mp3 n'i Njila mitondra ny lohateny hoe " ilazao ny Famonjena "
dia misaotra an'iazay manome
Alefaso @ ity adresse mail ity azafady vip.gasy@gmail.com
Misaotra mialoha ho an'ny mpandefa