mp3 Njila
1. vipgasy
(
21/02/2008 16:17)
Salama daholo
Saika mba hanotany ny namana rehetra ato @ serasera.
Mba afaka manome ve izay manana ny mp3 n'i Njila mitondra ny lohateny hoe " ilazao ny Famonjena "
dia misaotra an'iazay manome
Alefaso @ ity adresse mail ity azafady vip.gasy@gmail.com
Misaotra mialoha ho an'ny mpandefa

répondu par tixxa le 25/07/2013 13:34
6. tixxa
(
25/07/2013 13:34)
salut daholo!
raha mba misy manana ihany koa ilay hira "nandalo teo" an'i njila dia tena misaotra mialoha
tianarasam@gmail.com