Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i todisoa2, milahatra araka ny daty
todisoa2 ( 23/08/2008 08:28)
Ny fiangonana
Ny tsi-fahaizana ny tantaran’ny fiangonana matetika dia tena mampivaona ny resaka ataontsika, ary toa mampihomehy ny mamaky ny dinika rehefa mivoaky ny tenin’Andriamanitra, ny context nisy taminâ€... tohiny
todisoa2 ( 22/08/2008 06:44)
toriteny
Fitoriana ny tenin’Andriamanitra !!!! IKor 1.17 :« fa Kristy tsy naniraka ahy hanao batisa, fa hitory ny filazantsara, tsy tamin’ny fahendrena, fandrao ho foana ny hazofijalian’i Kristy » ... tohiny
todisoa2 ( 11/08/2008 08:03)
tantara mampibebaka e!!!
Zaraiko ny ahy, ary manantena anareo namana koa hizara. Tantara tena nisy izy ity, nihatra tamina miaramila kely amerikana iray niady t@ Ady Lehibe Faharoa. Izy no kely taona indrindra t@ireo miaramil... tohiny
todisoa2 ( 26/07/2008 08:39)
lasa i mr Zouzou
Maty omaly maraina, t@ 2 ora teo hoeo Atoa Herizo Razafimahaleo. Banga iray indray ny mpitarika ireo antoko mpanohitra. Tsy vitan'izany ihany koa satria very olo-manga ihany koa i Madagasikara malalan... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/07/2008 07:00
todisoa2 ( 14/07/2008 08:10)
fianar slammers
mlay beuuh le draftr ataon lisany. Tohizo fa efa hita fa tsara les slams. Bip up b d maereza. From a slamR!!!!... tohiny
todisoa2 ( 10/05/2008 14:39)
tsiaro hoan'i Mme Julienne (Totorôzy)
11 Mai 2007- 11 Mai 2008 Heritaona izay no nandaozanao anay tao Masombahoaka Fianara. Tsy manadino ny fiarahana. Manatena fifaliana ho rahatrizay. ... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 13/05/2008 08:54
todisoa2 ( 05/05/2008 13:47)
bureau nanjavona
in n fika fa n matos kou ts mis zvt miseho ny bureau-kou?... tohiny
novalian'i fetrakens ny 26/09/2008 14:30
todisoa2 ( 14/04/2008 06:53)
mahay i dada....faly ny ankizy
Hita t@ dian'ny Filoham-pirenena malagasy tany Allemagne iny fa efa mihamitombo fahaizana amam-pahalalana izy. Efa atao hoe voafehiny 90% ny fahaiza-mitarika sy ny trai-kefa hoenti-manatanteraka ny ''... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 14/04/2008 13:57
todisoa2 ( 05/04/2008 15:49)
ambasadaora gasy vaovao any @ mama.....baraka!!!!
afa-baraka ny gasy!!!! tena afa-baraka. Tsy gazety iray na roa no nilaza.... fa ny tompon'ny hotely mihintsy. Lay izy efa fomba fanaontsika anefa tsy tokony hatao rehefa mba manana ny lazany ireny, ny... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/04/2008 15:27
todisoa2 ( 27/03/2008 08:15)
26 Martsa 2002 tao Fianarantsoa: talata mainty ho takaitra
Ra Dieu-Donné, 52 taona, manam-bady ary manan-janaka efatra.Monina eny Mazavatakona-Fianarantsoa. Anisan’ireo nitondra takaitra vokatry ny nafitsoky ny 26 Martsa 2002. Tolona hoan’ny fahamarinana... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/04/2008 23:29
todisoa2 ( 26/03/2008 14:39)
mila vonjy
reraka. tena reraka ara-tsaina. tantara efa nentiko teto @ sera no mbola misy tohiny. Resaka bourse izy ty. Nisy ny ''bourse d'ehange'', fiaraha-miasa t@ misiona norvegiana sy ny FLM. Fiantohana... tohiny
todisoa2 ( 21/03/2008 12:51)
paska sy ny fibebahana
"Nahafoy ny aiko Aho, hanavotako anao....." Hira FFPM Efa nisy namana sera iray nandefasako io tonon-kira io. D zaraiko @ namana kou le iz. Aoka isika handinin-tena tsara @zao Paska izao. Hib... tohiny
todisoa2 ( 08/03/2008 15:11)
arahaba oan vevavy reetra
Etsy.... ba n takolaka rooooooooooo.hihihihihi... tohiny
todisoa2 ( 04/03/2008 15:59)
fitsarana farany
raha mandinika ny baiboly hianao, d inona no hevitrao manoloana ny mety hoendriky ny fitsarana farany?:lol::lol::lol: aza hadino ny ref @ baiboly e... tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2008 22:44
todisoa2 ( 04/03/2008 08:07)
big uppppppp oan Ra-balba ao Fianara ao e
big up on Rabalba ao Fnr ao fa mlay n ataon'ny lerony. nanatrika Balbine Show za tao Fnr tao t@ St Val teo.tena azo porofoina fa efa avo lenta lay show. hita ihany kou n sou ratovn'ireo tanora mpamonj... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 04/03/2008 15:12
todisoa2 ( 01/03/2008 13:46)
apocalypse- zay on le film vaovao mbola hvoka
misy bandy akamanay an Dago. Hamoka film on r lerony avant Paska..... nkôzy ry lerony @ site anakiray izay oe:'' aoka hofantatry ny gasy @io film io fa efa mahalala raha ny gasy.Efa tena mis profess... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 04/03/2008 08:11
todisoa2 ( 26/02/2008 14:46)
bldk, in n fika?
Zao rzala: ntondra sary avy any t@ flash an akamanay zaho maly. D nampiditra az taty d tonga tafiditra le virus bldk,...bug on....ts haiko oe aona n fakana az. help!!!!!!! d mis fenêtre msokatra eo.... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 28/02/2008 07:31
todisoa2 ( 25/02/2008 13:53)
tanora mila valiny
zao rzareo comment dire à quelqu'un oe ny anabavuiny no tianao hiarahana fa tsy izy. Izy anefa msosososo tô vinanto ts mahare fosa.=))=))=))=))... tohiny
todisoa2 ( 25/02/2008 13:36)
TEZA sy ny 16 Martsa 2008
eto Dago zahay zao. Nijery ny fandaharana l'invité du zoma niarahana t@ Mox Ramandimbilahatra in, d teraka ny hv-baovao ato @ sera. Hoy indrindra mantsy izy:''ny TEZA dia tsy manaiky ny hanaovana ny ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/02/2008 23:42
todisoa2 ( 22/02/2008 14:59)
ny zava-tsoa azo t@ sera
hono hoaho, afaka mlaza v nareo fa tena nahita soa tato @serasera.org? Fantan mila valn mlay beuhhhh... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 25/02/2008 09:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5554