ambasadaora gasy vaovao any @ mama.....baraka!!!!

1. todisoa2 ( 05/04/2008 15:49)
afa-baraka ny gasy!!!! tena afa-baraka. Tsy gazety iray na roa no nilaza.... fa ny tompon'ny hotely mihintsy. Lay izy efa fomba fanaontsika anefa tsy tokony hatao rehefa mba manana ny lazany ireny, ny voninahiny.
Nivahiny t@ hotely tao Parisy mantsy hono ity farany, 1 volana lasa izay.... rehefa handeha hono ty ranamana dia nentiny nanaraka azy ny peignoirs, ambin-tsavony, ambin-toaka vahiny..............
Nanamafy ny tompon'ny hotely fa tena ity namantsika ity no ninday ilay izy. Satria tsy mbola manana ny ekipany izy hatr@ izao: mbola tsy noraisin' Atoa Sarkozy mants hono ny ttasy fanendrena azy....hihihiih
novalian'i Jeankely ny 11/04/2008 15:27
2. XxxX ( 05/04/2008 16:07)
todisoa2:

Nivahiny t@ hotely tao Parisy mantsy hono ity farany, 1 volana lasa izay.... rehefa handeha hono ty ranamana dia nentiny nanaraka azy ny peignoirs, ambin-tsavony, ambin-toaka vahiny..............
Nanamafy ny tompon'ny hotely fa tena ity namantsika ity no ninday ilay izy. Satria tsy mbola manana ny ekipany izy hatr@ izao: mbola tsy noraisin' Atoa Sarkozy mants hono ny ttasy fanendrena azy....hihihiih
ambasadaore v d anao an'zany kosa e??? avoay aloha ny source vao mino an'zany za!avoay eto zay nolazain'gazety hoe ho hita kely zany?


3. Jeankely ( 05/04/2008 16:10)
Fa ahoana ianao no afa-baraka ? Raha tratra izy dia tsara fa raha lainga koa tsy mety f'angaha moa tsy efa malaza ny misambotra olona manana ny maha-izy azy an-dafy ? Petahana izy raha marina dia aleo ho fantatr'izay nanendry azy fa be ny folaitra, ankoatr'izay tsisy manaiky izany.
Raha marina izany dia tena manimba zavatra tokoa satria hangalatra daholo izany dia hilaza avy eo ny sasany hoe ny ngetroka aza manao halatra vinaninany ala-botry. Lozabe
4. kiadi ( 05/04/2008 16:56)
in no mahafabaraka amizany ry zandry an!! ny ol rehetra manao an'izany doly fa tsy refa ny ambassadeur gasy rery! na vazah io na in de mitondra mody doly! zavatra hialana vola reny fa tsy omena fotsiny akory! refa miala ilay hotely enao de facturé doly zay tsy ao anaty chambre!
na pegnoir zany na serviette na in!
fomban'ny ol retra io eh!!
5. XxxX ( 05/04/2008 18:07)
o ry zalaha aaaa! kozy efa t@ heritaona na aloha mits aza f ts vo zao a!
6. xxx ( 05/04/2008 18:20)
ny pegnoir sy ny serviette na ny essuies, ny drap de lit sns kosa angamba tsy azo entina! misy fitsipika milaza izany anatini'reny chambre ireny...
fa raha ny savony ny shampoo ary ny après shampoo dia vovidin'ny volanao ka azo entina tsara, izaho rehefa mi voyage dia mitondra ny ahy foana fa rehefa fatako hoe novidian'ny volako de entiko foana,
fa ny zava-pisotro anaty frigo koa andoavam-bolafa tsy anatin'ny prix :roll: :-D :-D :-D
rehefa manao ny zavatra tsy fanao aty antanin'olona aty ka tratra dia afa-baràka foana e! aleo ihany hônety e! na ngetroka io na tsy ngetroka
7. ni81 ( 05/04/2008 18:36)
ny pegnoir sy ny serviette na ny essuies, ny drap de lit sns kosa angamba tsy azo entina! misy fitsipika milaza izany anatini'reny chambre ireny...
fa raha ny savony ny shampoo ary ny après shampoo dia vovidin'ny volanao ka azo entina tsara, izaho rehefa mi voyage dia mitondra ny ahy foana fa rehefa fatako hoe novidian'ny volako de entiko foana,
fa ny zava-pisotro anaty frigo koa andoavam-bolafa tsy anatin'ny prix
rehefa manao ny zavatra tsy fanao aty antanin'olona aty ka tratra dia afa-baràka foana e! aleo ihany hônety e! na ngetroka io na tsy ngetroka

Marina io voalazan'i xxx io. Rehefa ao ilay toetra tia mandrairay dia tsy afaka e!
8. Jeankely ( 05/04/2008 23:17)
Fa ny savony na zava-pisotro avy nampiasana angaha hanina sa hampiasana ho an'ny hafa ? Raha ambasadaoro no tia rairay tokoa dia ahoana ny madinika izany ? Betsaka ny mpanitatra ka tsisy afatsy ny misambotra ihany. Angaha mbola tsy hainareo fa vadina Ministra aza efa nisy tratra nipetaka slipy tany @ Grande surface ?
9. Papoose ( 06/04/2008 00:49)
:-D :-D

za vao avy nijery ny blog'le zanak'le ambasa de otsan'ny klown zany mieritrertira le fandehan'le zisitoara!
10. ikaretsaka ( 06/04/2008 01:18)
ao anaty lalanan'ny hotely ny hoe ny zavatra fidiovana ka mety lany ka avy nampiasainao dia azonao entina raha tianao

fa tsy ao ny hoe ny zavatra fifafana na fitafy na firakotra na fisotro mahamamo

taoko fa raha olona zatra mpiditra hotely , inoako fa izy iznay olona izany, dia mba mahalala ireo kosa e
11. Jeankely ( 06/04/2008 05:33)
Omeo ilay "blog" mba hijerenay ny mampiomehy any. Raha olon-tsotra aza efa manahirana koa loza loatra raha olona voatondro ho Ambasadaoro no hisary adala. Izany ve no hizaha investisseur ho any Madagasikara tsy avy dia manomboka eo koa dia mitady zavatra halaina ? Raha marina hoy aho satria tsy mahalala izany aho.
12. heribe ( 06/04/2008 15:54)
hihihihi :evil: :evil: :evil: :P :P
13. xxx ( 06/04/2008 16:46)
manalabaraka ny gasy ny zavatra tahak'izany maninona re tompko no manaonao fona tsy mifanentana amin'ny vitanan-dronao agamba ilay toerana ka izay no tsy zakanao. Ianao irery no manao ny tsy mety dia ny gasy iray manotolo no alainao baraka.
14. tovolahy007 ( 06/04/2008 23:03)
salama doly!
Raha toa ka tena marina zany ry zareo de mba omeo eto aloha ny loharnombaovao e. Izahay mantsy tsy de maharka vaovao loatra ka taitra iany nahita ity vaovao ity. Mba omeo ny source hoe? sa sao de resaka hatao andotoana olona fotsiny kosa ndray ity kozy ty???
Dia mianndry e
15. Jeankely ( 07/04/2008 00:15)
Izay indrindra no nosoratako ery ambony. Sambory izy raha marina ary abaribario ho fantatry ny rehetra mba tsy hitapitapian'ny hafa koa.
Ny mahagaga anie dia ireo be resaka tamin'ny androny ny tranom-panjakana, ny fiara-panjakana potehiny sy tiany ho azy mandrakizay ary tsy foiny hampiasan'ny mpanompo firenena manaraka. Tao aza ny hoe tapao ny tetezana rehefa tsy izahay no mitondra. Zavatra marobe farany ratsy nefa dia mitsongolika tokoa.
Vita ny ataonao miala ary manaja tena fa manahirana.
Raha izaho dia mahamay izay tompon'andraikitra mitapy satria efa betsaka ny olona afaka hasolo azy saingy asakasaky ny mpanao politika io. Izaho sady tsy nianatra firy no tsy mahay fa mba entimpo.
16. todisoa2 ( 07/04/2008 07:06)
XxxX:

todisoa2:

Nivahiny t@ hotely tao Parisy mantsy hono ity farany, 1 volana lasa izay.... rehefa handeha hono ty ranamana dia nentiny nanaraka azy ny peignoirs, ambin-tsavony, ambin-toaka vahiny..............
Nanamafy ny tompon'ny hotely fa tena ity namantsika ity no ninday ilay izy. Satria tsy mbola manana ny ekipany izy hatr@ izao: mbola tsy noraisin' Atoa Sarkozy mants hono ny ttasy fanendrena azy....hihihiih
ambasadaore v d anao an'zany kosa e??? avoay aloha ny source vao mino an'zany za!avoay eto zay nolazain'gazety hoe ho hita kely zany?





alefako faza matahotra. Vakio LOI nivoka 2 volana lasa. Apetraho ny adresy fa halefako Poste le gazety ra ts mahita i tw.
17. Jeankely ( 07/04/2008 10:05)
Mba ataovy resaka matotra kosa ry havana fa tsy mety aaa. Rehefa tsisy porofo aza miresaka fa manadala olona fotsiny.
18. xxx ( 07/04/2008 12:37)
lasa adala eo i jeankely
19. Jeankely ( 07/04/2008 13:26)
Tsy izaho no lasa adala fa ny hafa mahare. Naninona koa raha natao tenimbazaha ahalalany tsara ny tena ahavon'ireto mipetraka ao aminy.
20. XxxX ( 07/04/2008 14:03)
"xxx":
manalabaraka ny gasy ny zavatra tahak'izany maninona re tompko no manaonao fona tsy mifanentana amin'ny vitanan-dronao agamba ilay toerana ka izay no tsy zakanao. Ianao irery no manao ny tsy mety dia ny gasy iray manotolo no alainao baraka.
ts mis an'zany re e! aleo avokan-lé namoka ny dinika ny voalazan-zany gazety zany vo mitsara!
"todisoa2":
alefako faza matahotra. Vakio LOI nivoka 2 volana lasa. Apetraho ny adresy fa halefako Poste le gazety ra ts mahita i tw.
eto leisy avoka ho hitan'b sy ny bobaka a!za ts mino ra tsy avokan'lahy eto zany nolazain'gazety zany! :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0692