ambasadaora gasy vaovao any @ mama.....baraka!!!!

21. salopard ( 07/04/2008 14:13)
baraka inona ary no mbola ho afaka eo!

efa tsy misy baraka intsony isika e

ny president ntsika aza illetré, ka baraka inona indray no tavela ka atahorana ho afaka eo.

tsy ampy dôzy aloha e! sao misy megot any ra-jean-kely; mba omeo afo kely azafady...
sniff, sniff, tchouff, tchouff....
22. Jeankely ( 07/04/2008 15:06)
Ianao no afabaraka t@'ny nataonao. Ny rehetra mbola eny aminy ny barakany. Ny tsy ampy fianarana na tsy nianatra dia tsy mitombona. Naninona tsy navoaka ilay boky milaza ny fari-pahaizany teto? Fa aiza ny nianatra ? Izaho mahita fa tsy mahay noho ireo Ministra ireo ianao io mihintsy fa aza be tantara eo.
Ny vahoaka nifidy azy opaina indray fa izy no lany.
23. lovanivaina ( 09/04/2008 13:36)
Miombon-kvt @ RaJean. :lol:
24. Jeankely ( 09/04/2008 13:42)
Hianarako ilay re re re an'i abcde ary
Misaotra anao re
fa lova soa io re
:-D :-D :-D :-P :-P :-P
25. todisoa2 ( 09/04/2008 14:29)
tsisy fisaorana re
26. Jeankely ( 09/04/2008 17:22)
tsisy fisaorana sa afabaraka ???? Sa niverina ny baraka????
27. nikopol ( 10/04/2008 09:18)
Ry todisoa tony milaza mpivavaka sy nianatra nefa dia miteniteny fahatany manalabaraka olona tsisy porofo fa miantehatra amin’ny honohono fotsiny. Aiza moa ianareo no hahazo bourses fa tena mbola tsy mendrika ny hotafita mintsy. :P
28. kanota ( 10/04/2008 09:38)
I leiry izany no tena Vendrana sy Nandra kay.
29. todisoa2 ( 10/04/2008 10:31)
nikopol:

Ry todisoa tony milaza mpivavaka sy nianatra nefa dia miteniteny fahatany manalabaraka olona tsisy porofo fa miantehatra amin’ny honohono fotsiny. Aiza moa ianareo no hahazo bourses fa tena mbola tsy mendrika ny hotafita mintsy. :P



tsis idiranao ny fiainako. Vakio Lettre de l'Ocien Indien t@ Volana Febroary ra tsy mino ingahy. Misy porofo mihoatr'izay aiza ndary e!!!!
30. Jeankely ( 10/04/2008 11:12)
Omeo ny laharan'ny gazety, ny andro, ny pejy sns. fa izay ao anaty gazety tonga dia marina an? koa tsy aleo avy dia any @ gazety no mandeha ny polisy @ rehetra satria mahita ny izy reo.
31. ronaldo09 ( 11/04/2008 07:59)
Eeeeeeeeeeeee!!!!!!! Aza mifanala baraka hoatry izany kosa fa diplomaty ve de hanao toetra hoatry zany ,mety tsy tianao koa angamba ilay olona fa tsy nisy ary tsy mbola hisy eto ambonin'ny tany zany hoe Ambassadeur manao toetra hoatry izany !!! Mba tandremo ihany ny teny avoaka ry bandy akama fa tsy manao comedie akory ka zavatra toa itony no apoitranao !!!Fehiny :Tsy marina io ary tsy nisy io zavatra io de aleo hidaboka any ty hevitra ity fa mankarary an-doha!!!
32. Jeankely ( 11/04/2008 15:27)
F'angaha narary mihintsy ny andohan-dRazoky :-D :-P :-D :-P :-D :-P . Fa firy moa no tena manao resaka matotra eto ? Mba jereo sy harao tsara eran'ny sehatra rehetra eny fa manala azy no hataon'ny maro. Io tsy mijanona izany raha sakananao fa misy mandrangitra tonga ihany eo. Esorinao mihintsy angaha dia vonoinao koa izay miditra mamerina azy. Aleo andeha fa mifamaly ny resaka. Misy manohitra misy mampiditra. Aza mora marary an-doha izany fa mbola aiza ity izy eee :-D :-P :-D :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0672