apocalypse- zay on le film vaovao mbola hvoka

1. todisoa2 ( 01/03/2008 13:46)
misy bandy akamanay an Dago. Hamoka film on r lerony avant Paska.....
nkôzy ry lerony @ site anakiray izay oe:'' aoka hofantatry ny gasy @io film io fa efa mahalala raha ny gasy.Efa tena mis professionnalisme ny film vokarina''
ambara etoana alou fa fiction le genr novokarin-dry lerony.
asa izay fivoakany fza alou tena diso fanantenana foana hatr@izao ra vo film gasy n resahina. :wink::wink:
novalian'i todisoa2 ny 04/03/2008 08:11
2. comptezo ( 02/03/2008 15:50)
Ho hita eo ndray zany.8O8O8O8O8O8O
Le izy zany mbola "coming soon" ra azoko tsara!
3. todisoa2 ( 03/03/2008 07:47)
coming soon alou hatreto..... miara-miasa @ CNN on r lerony....=))
4. penina ( 03/03/2008 09:09)
aiza ny prochainement :?:
5. todisoa2 ( 04/03/2008 08:11)
andraso fa halefako an @la n lien d'ici klk minutes.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2287