tsiaro hoan'i Mme Julienne (Totorôzy)

1. todisoa2 ( 10/05/2008 14:39)
11 Mai 2007- 11 Mai 2008
Heritaona izay no nandaozanao anay tao Masombahoaka Fianara. Tsy manadino ny fiarahana. Manatena fifaliana ho rahatrizay.
novalian'i todisoa2 ny 13/05/2008 08:54
2. ainaheri ( 11/05/2008 05:55)
Fa iza zany ra-tosdisoa2?
Tena todisoa any ny hafatrao fa ahita fifaliana ratrizay marina izy
3. todisoa2 ( 13/05/2008 08:54)
sotra rainaheri a!!! olona tena akaiky be ahy. Nitondra ahy toy ny zanaka e!!!
tsy mety hadino n'aiza na aiza haleha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3048