bureau nanjavona

1. todisoa2 ( 05/05/2008 13:47)
in n fika fa n matos kou ts mis zvt miseho ny bureau-kou?
novalian'i fetrakens ny 26/09/2008 14:30
2. xxx ( 05/05/2008 14:09)
Rehefa misy zavatra tsy dia norm loatra ohatra an'izany aloha dia ny manadio azy no eritreretina voalohany e.
- Mode sans echec (manindry F8 rehefa midemarre izy)
- ATF Cleaner
- Rohin'i Vaika : araho ity tutorial ity : http://speedweb1.free.fr/frames2.php?page=securite9

Kanefa asa aloha izay zava-nitranga tao fa tsy fantatro izay antony mety mahatonga an'izany.

ps: tsy voafetra ohatra ny amin'ny SMS ny isan'ny litera azo soratana, fa mba ataovy mazavazava ilay izy satria lasa voatery miketrika mafy ny atidohakelinay vao afaka mahazo an'izay tiana holazaina
ps2: ataovy hoe ko fa tsy kou ;-)
3. todisoa2 ( 06/05/2008 13:31)
msotra an-drxxx alou f na zaz aaza ts kopy oe in n antony
4. ds ( 14/05/2008 21:54)
todisoa2:

in n fika fa n matos kou ts mis zvt miseho ny bureau-kou?

Nisy bibikely nandalo angamba tao nikitika ny base de régistre.
Rehefa eo anoloan'ilay birao "fotsy" (mitovy ihany na mode normal na mode sans échec)
Tsindrio miaraka ireto : CTRL+ALT+Suppr
Raha tsy misy zavatra miseho, dia mila vahaolana hafa.
Rehefa miseho ilay Gestionnaire des tâches, dia tsindrio
Fichier/Nouvelle tâche (Exécuter...)
regedit
Ao anaty base de régistre :
mankanesa ao amin'ny Hkey_local_machineSoftwareMicrosoftWindows NTCurrentVersionWinlogon
Ao amin'ny faritra ankavanana, amarino ireto anarana ireto :
- Shell REG_SZ Explorer.exe
- Userinit REG_SZ C:WINDOWSsystem32userinit.exe,
Raha tsy mitovy amin'ireo, dia ovao araka io ambony io
Vonoy, dia velomy indray ny solosaina... dia lazao eto ny tohiny.
http://doc.strange.free.fr/winlogon/winlogon.html


5. nofinofy ( 27/06/2008 10:53)
tena misy biby kely mipetraka mihitsy ao fa tsy mandalo. Mila diovina ny masinina. ilay bureau ao ihany fa nafindrany toeran-kafa. Andramo ampiasaina ny Avira antivirus fa io no nahasitrana ny ankamaroan'ireo hitako manana problème ohatra'io. Gratuit io ary azo telechargena.
6. fetrakens ( 26/09/2008 14:30)
Raha tojo olana ianao @ machine de, voalohany indrindra aloha andramo redemarrer e!! de aveo rah mbola tsy mety de araho ny toro-hevitry ny namana sasany ireo e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1547