mahay i dada....faly ny ankizy
1. todisoa2
(
14/04/2008 06:53)
Hita t@ dian'ny Filoham-pirenena malagasy tany Allemagne iny fa efa mihamitombo fahaizana amam-pahalalana izy. Efa atao hoe voafehiny 90% ny fahaiza-mitarika sy ny trai-kefa hoenti-manatanteraka ny '' Fampandrosoana''. Big up b oaz e!!!
Ny blem fotsn d ty iz otrni tady hiteniteny foana, toy le oe:'' Aza terena izahay......''

novalian'i todisoa2 ny 14/04/2008 13:57
2. ravatorano
(
14/04/2008 09:39)
ka raha terena ny mombivavy tsy maintsy mipotsaka less ny ronona an
k'aza terena izy hanao ny tsy fanaony e :wink:

3. apache
(
14/04/2008 12:52)
todisoa2:
Hita t@ dian'ny Filoham-pirenena malagasy tany Allemagne iny fa efa mihamitombo fahaizana amam-pahalalana izy. Efa atao hoe voafehiny 90% ny fahaiza-mitarika sy ny trai-kefa hoenti-manatanteraka ny '' Fampandrosoana''. Big up b oaz e!!!
Hoditr' akondro ôtr' izany le nampibolisatra an' i Deba