tanora mila valiny
1. todisoa2
(
25/02/2008 13:53)
zao rzareo comment dire à quelqu'un oe ny anabavuiny no tianao hiarahana fa tsy izy. Izy anefa msosososo tô vinanto ts mahare fosa.=))=))=))=))
répondu par ikaretsaka le 02/03/2008 23:27
3. tess
(
25/02/2008 14:33)
ka raha azoko tsara ny anadahiny no mitady hiaraka am todisoa anefa ny anabaviny no tinao erahina8O:roll: misy raha tsy mazava ao!
. soit lahy sy lahy mitady hiaraka sa vavy sy vavy mitady hiaraka:roll:
. soit lahy sy lahy mitady hiaraka sa vavy sy vavy mitady hiaraka:roll:
4. todisoa2
(
25/02/2008 14:37)
mprahavavy le iz r tess. Aza alefa lavitra oa le eritreritra fin arty.:lol::lol:=))=))
5. Belle
(
25/02/2008 14:49)
Ka ianao kosa milaza hoe ny anabaviny nefa tokony ho ny "rahavaviny" raha izany, ka nahoana i tess no tsy hiteny an'io!?!?!
Tsy ny olona mihitsy no mandefa eritreritra lavitra fa ianao no tsy mahay milaza!
Tsy ny olona mihitsy no mandefa eritreritra lavitra fa ianao no tsy mahay milaza!
6. ainaheri
(
25/02/2008 14:51)
ka ra izany izy ry todisoa fandraisako ny teninao d mitovy hvtr @ tess,ahitsio ny fanoratanao azy oul mirahavavy tsy tenenina we anabavy,fa rahavavinao lol
Ra zay ny fandehany enjana ihany maheno an'zany na mpirahavavy zany aza ko,fitiavana io fa tsy fizarana mofo akondro akory ka na tsy mahazo aza tsy manin lol
Ra zay ny fandehany enjana ihany maheno an'zany na mpirahavavy zany aza ko,fitiavana io fa tsy fizarana mofo akondro akory ka na tsy mahazo aza tsy manin lol
7. tess
(
25/02/2008 14:53)
todisoa2:
mprahavavy le iz r tess. Aza alefa lavitra oa le eritreritra fin arty.:lol::lol:=))=))
enao zany no diso filaza fa rahavaviny n no tokony soratana fa tsy anavaviny! samy hafa be reo :°) zay fotsiny tsy misy kestiô!
10. xxx
(
25/02/2008 15:25)
lapsus revelateur io ry todisoa fa dinio tsara ny sao dia lay anadahany no tena tianao :-D:-D:-D
12. sakaizakely
(
25/02/2008 16:21)
todisoa<
comment dire ve klou tsy azo adika teny gasy ? sa lasa vazaha tao fianarantsoa tao ?
de manaraka ? avy any fianara ve le sipa sy ny anadahimbavindrahavaviny ? :P:P
comment dire ve klou tsy azo adika teny gasy ? sa lasa vazaha tao fianarantsoa tao ?
de manaraka ? avy any fianara ve le sipa sy ny anadahimbavindrahavaviny ? :P:P
16. todisoa2
(
26/02/2008 14:29)
mitia04:
ataovy pile ou face eeee!:-D:-D:-D
aoka ran ramitia. au fait za kou maika b n nanoratr d lasa au lieu de ''rahavavy'' d las anabavy. dsl:lol::lol::lol::lol:
17. mmmhh
(
27/02/2008 12:42)
todisoa:
zao rzareo comment dire à quelqu'un oe ny anabavuiny no tianao hiarahana fa tsy izy. Izy anefa msosososo tô vinanto ts mahare fosa.
aoka ran ramitia. au fait za kou maika b n nanoratr d lasa au lieu de ''rahavavy'' d las anabavy. dsl
Fangà todisoa tsy mahay manoratra teny gasy ranoray???
Mody teneno izy oe " ampidiro amiko le rahavavinao iny, fa ohatrany mahafinaritra an'ah..." :roll:
tondé tonga ny hafatra, de hainy hoe tsy any no làlana;
18. ikaretsaka
(
02/03/2008 23:27)
Mody teneno izy oe " ampidiro amiko le rahavavinao iny, fa ohatrany mahafinaritra an'ah..."
tondé tonga ny hafatra, de hainy hoe tsy any no làlana;
izya hoa.. avantno le izy kooooo
