lasa i mr Zouzou

1. todisoa2 ( 26/07/2008 08:39)
Maty omaly maraina, t@ 2 ora teo hoeo Atoa Herizo Razafimahaleo. Banga iray indray ny mpitarika ireo antoko mpanohitra. Tsy vitan'izany ihany koa satria very olo-manga ihany koa i Madagasikara malalantsika. Mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviana!!!!
répondu par endrika01 le 28/07/2008 07:00
2. tsimati ( 26/07/2008 09:44)
Mety tsy banga iray fa tena bangabe ary tsy ahita solony ao anaty fotoana fohy. Ny antso tsy mifidy ka ny antitrabe indray izany no mikry manohitra eo.
3. endrika01 ( 28/07/2008 07:00)
Tsy misy mahalala ny ampitsony,na lasa aza izy ny drafitr'asany mipetrak
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2788