bldk, in n fika?

1. todisoa2 ( 26/02/2008 14:46)
Zao rzala: ntondra sary avy any t@ flash an akamanay zaho maly. D nampiditra az taty d tonga tafiditra le virus bldk,...bug on....ts haiko oe aona n fakana az. help!!!!!!! d mis fenĂȘtre msokatra eo. asain-dry lerony manoratra @ bldk@yahoo.com zan..... nf otrni ts miexiste le adresse.
au fait Kapersky ny antivir fampiasan bandy.
help........:cry::cry::cry:
novalian'i todisoa2 ny 28/02/2008 07:31
2. ds ( 26/02/2008 18:00)
Matetika tsy voasakana antivirus ireny bibikely anaty flash disk ireny. Ny azo hatao, dia manakana ilay flash tsy handeha ho azy araka izao :
- rehefa manatsatoka azy amin'ny ordi, dia mila tsindrina mandritra fotoana fohy ny "majuscule" (manisa folo :-))
Raha ohatra ka misy zavatra mivoaka, dia mety efa namely izay ilay bibikely...
- afindrao toerana ny zavatra azo antoka ao anatiny, avy eo fafao tanteraka (formater) ilay flash.
3. ikaretsaka ( 26/02/2008 18:58)
mety sur tt platform ve io ankanindry majuscule io ry ds?
4. lapino ( 26/02/2008 19:05)
http://net-studio.org/ fa misy patch manala an'io virus io ao.

Dia misy kirakira kely anankiray koa, "USB firewall", izay misakana ny executable mitady handeha ho azy avy any anatin'ireny flash disk ireny. Karazana virus mifindra amin'ny fomba ohatra an'io mihitsy no arovana aminy.
5. todisoa2 ( 28/02/2008 07:31)
sr v nf fa tena lan le bibr le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4089