TEZA sy ny 16 Martsa 2008

1. todisoa2 ( 25/02/2008 13:36)
eto Dago zahay zao. Nijery ny fandaharana l'invité du zoma niarahana t@ Mox Ramandimbilahatra in, d teraka ny hv-baovao ato @ sera. Hoy indrindra mantsy izy:''ny TEZA dia tsy manaiky ny hanaovana ny fifidianana ao anatin'ny vanim-potoanan'ny orana, mba hisorohana ny fisalasalana sy ny lonilonin'ireo vondrona politika mijoro ho mpanohitra @ fitondram-panjakana sy ny vahoaka..... anefa kosa manaiky izany indray raha mandray ny andraikiny ny tsirairay''. Hoatra hoatr'izay ny fomba fiteniny azy.
Fanontainana: miombon-kvt @zan v ianao? Mba asehoy ary ny hevitrao
novalian'i Jeankely ny 26/02/2008 23:42
2. Jeankely ( 25/02/2008 15:17)
=))=))=))Efa hoe hevitry ny teza io Ra Todisoa2 o. Izy no miaro ny heviny. N andraikitry ny tsirairay moa tsy miala mihintsy. Amin'ny ankapobeny raha tsy maniky ampiadian'ny mpanao politika ny vahoaka dia efa andraikitra be manery azy hiasa mafy izay.
3. todisoa2 ( 26/02/2008 08:35)
=))=))=))=))
4. Jeankely ( 26/02/2008 23:42)
Velaro ary tohizo ny hevitra tianao havoitra "Todisoa2". Ny mpamaly no afaka mihomehy fotsiny fa ny mpanokatra loha-hevitra mitarika hatrany izay rohin-kevitra tiany ahatongavana. Andraikitra koa anie ny manokatra loha-hevitra fa tsy hoe vao mahita hevitra mandalo dia apetraka hiadiana hevitra avy eo tsy hita izay hanohizana azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1219