fitsarana farany

1. todisoa2 ( 04/03/2008 15:59)
raha mandinika ny baiboly hianao, d inona no hevitrao manoloana ny mety hoendriky ny fitsarana farany?:lol::lol::lol:
aza hadino ny ref @ baiboly e
novalian'i fijo ny 06/03/2008 22:44
2. ikaretsaka ( 04/03/2008 16:30)
raha nandinika ny baiboly tsara aho dia ireto no tsapako:

-tsy ny fahaizana ny toko sy ny andininy sy ny fitaterana ref an'io no hadinina any

-Aoka tsy hatahotra sy hangorohoro ianareo fa efa nahazo iznay fiadanam-po izany

-Tsy nataho ho fampitahorana izany fitiavan'Atra izany fa natao hozaraina
3. rakaroka ( 04/03/2008 20:59)
Amiko,
hoy ilay Jesoa, tsy izay manao amiko tompoko, tompoko
...fa izay nanao ny "sitrapon'ny Raiko".
Dia nisy mpianatra nangataka taminy hoe mba ho eo ankavanany, dia nilaza izy fa tsy anjarany ny manapaka izany.
Dia ny inoako mikasika ny "cas-ko" manokana, tsapako fa ho ao anatin'ilay "tsy ho isainy" ny heloko satria:-w:-w
tsy fidiny amiko loatra , tsy fidiko mihitsy e, fa terin'ny rafitra, dia akory atao:oops::oops::oops:
Ohatra izao 'ndeha métro nefa tsy manana moyen hividianana ticket, dia mivavaka aloha...(aza atao tratra!)dia avy eo vao misy vola hividianana. Fidiny azy ve ny ho tonga amin'io toerana io e!(raha niezaka)
4. fijo ( 04/03/2008 23:02)
rehefa nijery ny baiboly aho ,dia boky be angano io.ka asa izay mitoky aminy.
5. ikaretsaka ( 04/03/2008 23:20)
ny fitsarana farany no anontaniana ry fijo fa tsy ny endrikyny baiboly an
6. fijo ( 04/03/2008 23:30)
ka lery mitady ref ny baiboly ko
7. niryna ( 05/03/2008 07:48)
ikaretsaka:

raha nandinika ny baiboly tsara aho dia ireto no tsapako:

-tsy ny fahaizana ny toko sy ny andininy sy ny fitaterana ref an'io no hadinina any

-

:roll:=))

8. rakapy ( 05/03/2008 17:49)
Ka amin'ny sasany anie ry Ika dia mbola zatra ilay nanala fanadinana CEPE izy dia ataony hoe mitovy amin'izany koa ny andro fitsarana e!:-D:-D:-D
9. ikaretsaka ( 05/03/2008 18:10)
izay..
nefa ny acte anao no hadinina any
10. fijo ( 05/03/2008 22:02)
de hoe i fijo izany dia voavonjy satria mbola virja foana ve????
11. ikaretsaka ( 05/03/2008 23:37)
:°):°):°) raha tsary mavandy lery
12. fijo ( 06/03/2008 22:44)
lery ngaha mavandy izany,mandainga "kely" fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.081