MISALASALA AHO SATRIA!

1. endrika01 ( 21/02/2008 12:13)
Raha misy olona milaza fa tena tia anao,misalasala ve ianao sa manaiky avy hatrany?Mila toro-hevitra ô!Melisy!
novalian'i endrika01 ny 29/02/2008 15:26
2. booboo ( 21/02/2008 13:01)
fa inona lay nangatahiny no hoe hanaiky na tsia ? araka² izay. Raha miteny fotsiny " tiako enao " manko tsy fanontaniana io amiko manokana...
3. veromahefa ( 21/02/2008 13:02)
za lou misalasala, satria koa ny fitiavana misy karazany be dia be...dia jereko eny aloha ; io afaka miteny an'io daholo fa " mifanaraka amin'ny avoaky ny vava ve ny atao?":D
4. sakaizakely ( 21/02/2008 13:40)
misalasala ve ianao sa manaiky avy hatrany


manaiky inn ? fanontaniana angaha ny fitiavana ?

tokony ianao ihany no mamaly ny fanontaniana fa tsy hevitry ny mpiserasera akory no atao andraisana fanapahankevitra momba ny fiainanao. Raha misy miteny hoe iaraho, dia misy miteny hoe aza miaraka samy 50/50 ny voalazan'ny namana, de hanao inn ary ?

raha fitia ifampizarana ny anareo dia inn moa ny olana ? Fa raha hoe sens unique izy fotsiny :roll::roll::roll::roll:

raha vô miandry garanties hafa vao hiaraka amin'olona de tsy fitiavana zay fa par intérêt :-P
5. simplex ( 21/02/2008 15:22)

mampatsiahy an'le hoe:

Njakatiana:
Misalasala aho satria
tia ahy loatra enao e
Ny anki, nefa ny fitiavana
toa mbola aaaan kilalaao



Njakatiana:
Mbola kely loatra ianao
(mahereza minankanina e)
kely loatra akia ka de matahotra aho
fa ra ny ao ampoko ao
dia foiko omena anao
fa tsy aiko akia ny atao


;-)
6. tsiambaratelo ( 21/02/2008 15:46)
booboo:
fa inona lay nangatahiny no hoe hanaiky na tsia ? araka^2 izay. Raha miteny fotsiny \" tiako enao \" manko tsy fanontaniana io amiko manokana...
Eny wa,mety izy niteny we tiko be enao zaho te hampiakatra anao ho vadiko!De raha hanaiky nefa tsy hah
7. sakaizakely ( 21/02/2008 16:16)
simplex>

ngôdé te higadragadra foana @ zany detourneman de minera zany ?
8. simplex ( 21/02/2008 19:04)
:-D:-D:-D

ka efa noteneniko izy hoe aza miteniteny @ dadanao an :°):lol::lol:

ary mety izay no mampisalasa an'i endrika eto an :-w aza miteniteny zany wa :*:*

:b:b:b:b
9. kelly13 ( 21/02/2008 19:19)
tapaka ny soratan'i sekiré (tsiambaratelo):wink:
10. sakaizakely ( 21/02/2008 21:14)
kelly13> ka mety tonga tampoka angamba ny mpampiakabady de lasa izy :lol:
11. Vitsikakely ( 22/02/2008 05:11)
endrika01:

Raha misy olona milaza fa tena tia anao,misalasala ve ianao sa manaiky avy hatrany?Mila toro-hevitra ô!Melisy!



endrika01:-*tonja deuh meneki>je thème hi hi hi hi
12. todisoa2 ( 22/02/2008 08:30)
za alou ts mbola tratra fa otrni bizarre ian oe ts nis sensation de ta part nf mis zvt otrzan.hihihihih
13. Papoose ( 22/02/2008 08:49)
zany angamba le hoe jamban'ny zamoro!8)
14. endrika01 ( 22/02/2008 15:16)
Papoose:
zany angamba le hoe jamban\'ny zamoro!8)
Ka hozizy we ,bizoo eo am maso an de nanaiky za,de hozizy we eo am volo ndray de hozizy a we tsisy olana!De hozizy hoe mbola hotohizana!Fa ity misy kestiô ,tinao ve le bizoo?Za tia be anao!
15. endrika01 ( 22/02/2008 15:17)
Papoose:

zany angamba le hoe jamban'ny zamoro!8)



16. endrika01 ( 22/02/2008 15:21)
simplex:

:-D:-D:-D

ka efa noteneniko izy hoe aza miteniteny @ dadanao an :):lol::lol:

ary mety izay no mampisalasa an'i endrika eto an :-w aza miteniteny zany wa :*:*

:b:b:b:b



De hanaiky ve?
17. endrika01 ( 22/02/2008 15:24)
simplex:

:-D:-D:-D

ka efa noteneniko izy hoe aza miteniteny @ dadanao an :):lol::lol:

ary mety izay no mampisalasa an'i endrika eto an :-w aza miteniteny zany wa :*:*

:b:b:b:b



Tsy miteniteny zany kou de ...
18. endrika01 ( 22/02/2008 15:24)
simplex:

:-D:-D:-D

ka efa noteneniko izy hoe aza miteniteny @ dadanao an :):lol::lol:

ary mety izay no mampisalasa an'i endrika eto an :-w aza miteniteny zany wa :*:*

:b:b:b:b



Tsy miteniteny zany kou de ...
19. endrika01 ( 22/02/2008 15:35)
[quote=kelly13]
tapaka ny soratan'i sekiré (tsiambaratelo):wink:
[/quo
20. endrika01 ( 22/02/2008 15:35)
kelly13:

tapaka ny soratan'i sekiré (tsiambaratelo):wink:



Kelly13>angamba saika ho tohizany oé (hah)avy eo tsy hahatanty hotsindriny eo!hi hi hi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0537