MISALASALA AHO SATRIA!

21. endrika01 ( 23/02/2008 11:24)
veromahefa:

za lou misalasala, satria koa ny fitiavana misy karazany be dia be...dia jereko eny aloha ; io afaka miteny an'io daholo fa " mifanaraka amin'ny avoaky ny vava ve ny atao?":D



Miombon-kevitra aho!
22. kelly13 ( 23/02/2008 17:26)
t@ izahay tanora mou tsy nisy zany atao blog blog zany fa kahié dé souvenira no natao milay b, d matetika ny soratana ao d we "aime celui qui t'aime ms pas celui que tu aimes", mampatsiaro ahy an'izany ity hevitra napetrakindry ty ry endrika01 :wink:
23. Papoose ( 24/02/2008 10:39)
jamban'ny bizoo njay zany rehefa mbola tsy zamoro:^)
24. tsiambaratelo ( 27/02/2008 12:11)
Papoose:
jamban\'ny bizoo njay zany rehefa mbola tsy zamoro:^)
Raha virtuel no tena milay be kou!Le direct tonga njy te voasotina!
25. Papoose ( 27/02/2008 17:35)
ary hitako misy marary fo ato rehefa kely ny bizoroka azony!!:-D:-D
26. endrika01 ( 29/02/2008 15:26)
Papoose:

ary hitako misy marary fo ato rehefa kely ny bizoroka azony!!:-D:-D



=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357