Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
LazaDaddy
(
25/02/2008 07:39)
Obama sy ny terrorisma!!!
Niara-niasa tamin'ny terrorista i Obama @ alalan'ny vola
http://www.worldnetdaily.com/index.php?fa=PAGE.printable&pageId=57231...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/02/2008 20:50
ni81
(
25/02/2008 07:37)
MANINONA RAHA MBA MAMPIANATRA ZAVATRA TSARA!
Nisy mpivady vita mariazy taty France (vazà ny lahy), nandeha tany dago nanao volan-tantely. Nandeha taxi brousse izy ireo nankany Mahajanga, ary rehefa niala sasatra kely dia nisy oul niresadresaka ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 28/02/2008 15:06
kallie
(
25/02/2008 07:35)
vazo samoela
mba mangataka tonokira Samoela lé misy oe
Fiainana ra tsisy vazo
Salam olo von'ny tazo valabalaka malazo
.....
Fiainana ra tsisy mihira
Salam lôka tsisy sira........
tohiny
novalian'i bida ny 17/03/2008 22:58
niryna
(
25/02/2008 05:17)
Vao teraka dia efa nahalala ny didy folo tao am-po avy ???
Tsy ho voatery namaky baiboly na nihaino ny tenin'Atra na niangona isika vao nahalala ny didy folo,vao teraka tao ambohoka isika dia efa nomen'Atra an'izany tao am-po avy.
Manaiky an'izany ve hiana...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/03/2008 02:51
rajoelina
(
25/02/2008 00:26)
Hono wa ry mpiandraikitra
Fa maninnn tokoa ny namana sasantsasany milaza fa misy manarabody sns...:?: (indrindra fa ry zareo vhv).
Samia mba milaza ny antony zay mahafantatra.
;-)
...
tohiny
novalian'i Papoose ny 04/03/2008 04:38
LazaDaddy
(
24/02/2008 22:06)
Iza no mpamonjy ny fanahin'ny olona?
Iza no mpamonjy ny fanahy? I Paoly ohatra nanambara fa tsy misy anarana hafa ankoatran'i Jesosy ahazoan'ny olona famonjena. Ny hevitrao kosa ahoana?
[quote][b]Maria ô, vonjeo re ny fanahy maro[/b]...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/03/2008 12:04
sacendrillon
(
24/02/2008 20:31)
hira zafindraony ho an'i dada sy neny ao avaratr'antanimora
dia mazotoa daholo ry zareo a, ny ao avaratr'antanimora,ny ao andravoahangy, ny ao mandialaza,ny ao besarety, ny ao itaosy ,ny ao betafo, sy ireo namana ao ambavahadimitafo
hoy i sandy aty belgique...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/02/2008 00:20
Ylly
(
24/02/2008 18:57)
Aza mamaly ratsy ny ratsy.
>>>>
>
>>
midika ve io hoe tsy hamaly ny ratsy nataon'olona ahy aho fa andriko Andriamanitra atsy ho atsy hitsara sy hanasazy an'io olona?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/03/2008 04:24
Jeankely
(
24/02/2008 11:36)
Miasa andro aman'alina ny Aziatika.Tsikera mandany andro
Tsy novakiana amin'ny boky na nojerena t@ Internet fa hitako sy hiainako fa miasa andro aman'alina ny Aziatika. Izay variana dia eo ary na kilemaina na antitra mitady hevitra hivelomana mba tsy hianki...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/03/2008 14:50
chouchou74
(
24/02/2008 10:10)
ny railovy
manahoana daloho tompoko
saika mba hangataka an'ilay hiran'i railovy misy hoe
"hisy hatsiarovanao ny anarako hisy hanembonanao ny fitiavakoa" fa tsy aiko ny lohateniny dia misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 28/02/2008 07:11
niryna
(
24/02/2008 05:31)
Ny lalan'ilay fiara mpitondra fako !!
[b]Ny lalana voalohany [/b]
Hoy ny Soratra Masina [b]43 Efa renareo fa voalaza hoe: " Tiava ny namanao" , ary mankahalà ny fahavalonao.[/b]
[color=blue]
44 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: ...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/03/2008 07:02
soanja
(
24/02/2008 04:59)
Ny Buddhism
Cutie indro ary, :)
BUDDHISM
Fampidirana
Ny "fahitana" na act of "seeing" dia manana ny toerana tokoa amin'ny tantaran'i Bodisma ka amin'ny alalan'ny sary (visual imagery) no entiny mampita...
tohiny
novalian'i cutie ny 12/03/2008 17:16
niryna
(
24/02/2008 01:38)
Tena possible ve izao? Efa voa toy izao koa ve hianao?
TENA POSSIBLE VE ZAO ???????????
Soyez très prudents en achetant des produits importés Chinois.
Ceux-ci utilisent des produits chimiques dans la fabrication des vêtements, des chaussures, de ...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/02/2008 06:41
xxx
(
23/02/2008 18:43)
mba ampio re olona o!!
manahoana daolo nareo.zao e misy olana za!dia izao nanao firaisana zay sy ny sipako t@ 14 teo nefa tsy protegé le izy.en +14 jr koakayt@io andro io.faizao aotrany manotany tena oé bevohoka v zafaot...
tohiny
novalian'i kalasnou ny 19/04/2008 18:19
rajoelina
(
23/02/2008 18:32)
hono wa ry namana rehetra eto amin'ny sera2 ???
[quote=sakaizakely]impiry nitontona t@ tany ny lohan'i salmo t@ vo kely[/quote] http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47bf0d203634e [quote=sakaizakely]nitontona t@ lohany tam vo kely an...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 04/03/2008 07:07
soanja
(
23/02/2008 15:37)
Inona no ilana ny fandalinana ny baiboly.
Voalaza ao anatin'ny [b]Ohabolana 1:5-6[/b]
5 [b]Aoka ny hendry hihaino ka hitombo saina; Ary aoka ny manam-panahy hahazo fitarihana tsara;[/b]
6 Hahafantarana ohabolana sy fanoharana Ary ny ...
tohiny
novalian'i prime ny 28/02/2008 12:41
kiadi
(
23/02/2008 15:22)
TDM
fakafakao!!! io sizé @ bac 2008! ...
tohiny
novalian'i pisoudy ny 07/04/2008 12:47
ikalamako
(
23/02/2008 11:55)
Kdo Bonnanif ho an'i Rabeza01
Bonnanif Rabeza, dia hitako hoe nisy anarana nitovy dia mba atao Kdo hono zany ity e :
http://nyhirako.weebly.com/5/post/2008/02/tarika-sammy.html
:-*:-*:-*...
tohiny
endrika01
(
23/02/2008 09:59)
MBOLA MISY MAHATSIARO NY DITRADITRA FAHAKELY VE?
De we tena naditra tokoa ny ankizy raha manao zavatra tsy mety tamin\'ny fahakeliny!Zaho tsy miom-bokevitra!Ary nareo namana!?Eny é azo sokajiana maro ny ditra....
tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/03/2008 07:28
michakey
(
23/02/2008 09:39)
hangataka tonokira
slt dhl nareo ao @ serasera , mba mangataka ny hiran'i
:Njakatiana mitondra ny lohateny hoe: Toerana iray
de misaotra mialoha.:*:*...
tohiny
