MBOLA MISY MAHATSIARO NY DITRADITRA FAHAKELY VE?

1. endrika01 ( 23/02/2008 09:59)
De we tena naditra tokoa ny ankizy raha manao zavatra tsy mety tamin\'ny fahakeliny!Zaho tsy miom-bokevitra!Ary nareo namana!?Eny é azo sokajiana maro ny ditra.
novalian'i endrika01 ny 08/03/2008 07:28
2. endrika01 ( 23/02/2008 10:02)
Zay zao anisan'ilay mpanitrika tsaramaso tanaty lavak'orona!Hi hi hi
3. endrika01 ( 23/02/2008 10:12)
(mbô mangataka mba hafindra any @eritreritra mandalo reh ty dinika ity.
4. ainaheri ( 23/02/2008 15:05)
ngah tsisy lavaka hafa no natao anaty orona? Maditra zany ra zaza:-D:-D:-D
5. neo83 ( 23/02/2008 15:47)
manisika tsaramaso anaty orona zany no ditra a ? tena soa iany za fa tsy niteny anlé ditrako fahagola zany fa mety tonga d tsy voaroaka ho tsy mpikambana ato tsony lety e.
6. ikaretsaka ( 24/02/2008 06:18)
tsaramaso ao anaty lavakorona koa koa ditra:roll: experiment izany
7. ikaretsaka ( 24/02/2008 06:21)
raha conciderer-na ho ditra izany ko tsy ze zava-davalava niditra ao anaty lavaka @ tena rehetra dia ditra aby?
8. ainaheri ( 24/02/2008 07:40)
ika,ra zay no izy naditra aby tsika jiaby afatsy za rery =))=))=))=))
9. Vitsikakely ( 24/02/2008 08:25)
ainaheri:

ika,ra zay no izy naditra aby tsika jiaby afatsy za rery =))=))=))=))



=))=))=))=))=))=))=))=))
10. Vitsikakely ( 24/02/2008 08:27)
Ahay njay le papiady akitsa,da tsa mande mianatra,laha tsa manjesy =))=))=))=))=))
11. endrika01 ( 24/02/2008 14:11)
ainaheri:

ika,ra zay no izy naditra aby tsika jiaby afatsy za rery =))=))=))=))


lay milaza tsy maditra 'zay anie mety hadiditra é:lol::lol:
12. endrika01 ( 24/02/2008 14:15)
ikaretsaka:

tsaramaso ao anaty lavakorona koa koa ditra:roll: experiment izany



'zay indrindra 'lay tiako hahatongavana!tamizay mantsy de hoy i papanay,hoentiko any @ dokotera ianao anio,de tapahina ny oronao, hi hi hi saika tsy afaka,soa ihany fa nievina mafy be ,de lasa tany kou,nanitikitika loatra 'lay nosikirina t@ ny pince=))=))=))=))=))=))
13. endrika01 ( 24/02/2008 14:17)
ainaheri:

ngah tsisy lavaka hafa no natao anaty orona? Maditra zany ra zaza:-D:-D:-D



ka ny orona aloha no akaiky é!
14. endrika01 ( 24/02/2008 14:22)
Nareo 'zany tsy mba nisy naditra ,zahay mamaky vilia foana de bedy,we tena zaza maditra,nefa zao zahay mahalala we ,hay lafo be ny vidin'ny vilia hoatr'ireny!tena mba naditra zany zahay ,nefa koa lesona ireny.=D=D=D=D=D=D=D
15. ainaheri ( 24/02/2008 14:37)
endrika01,za ampianaro maditra :lol::-D
16. endrika01 ( 24/02/2008 14:47)
Zao ary,refa mananatra dada sy neny de tsy mila mihaino,fa rehefa voa de ami'izay afaka tsy maditra tsony:lol::lol::lol:
17. ainaheri ( 24/02/2008 15:25)
a an an,tsy zany fa lay mampiditsa tsalamaso ka:-D:-D:-D
18. ainaheri ( 24/02/2008 19:44)
Mba nandinika za zany ee,in mo no ifandraisan'ity dinika ity @ antson'ny fo??:roll::roll::lol:
19. todisoa2 ( 25/02/2008 14:04)
endrika01:

De we tena naditra tokoa ny ankizy raha manao zavatra tsy mety tamin\'ny fahakeliny!Zaho tsy miom-bokevitra!Ary nareo namana!?Eny é azo sokajiana maro ny ditra.



dsl fzay otrni mbola ''mihevitra toy ny zaza'' hoz ny baibla d ts mahatsapa oe naditra v sa manaona?=))=))=))
20. Vitsikakely ( 26/02/2008 05:39)
Silamamy,silamamy lanin visika aby hi hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2997