MBOLA MISY MAHATSIARO NY DITRADITRA FAHAKELY VE?
21. voara
(
26/02/2008 11:17)
za pangalapinana fona ,defa irahana mividi mofo ka rha mafana le mofo de silahako keli fona le vodimofo ,matsirooooooooooo ,de maditra ve zani
22. mmmhh
(
26/02/2008 14:11)
Zà ndray alohan'ny hody avy mianatra ny hariva de mande @ tranon'ankizy namako zay de hohaninay ny ambin-daoka atoandron-dry zareo, nefa iny ihany ny laokan-dry zareo ny hariva, de sasanay tsara ny vilia avy nihinananay de hidianay tsara ny trano aveo de lasa zahay mande milalao de tsy mody izyrah tsy isy olona hafa miditra ao an-trano; de ohatr'zany fôna isaky ny hariva mirava @ 4h 30 iny.
:-D:-D
:-D:-D
23. tsiambaratelo
(
27/02/2008 10:58)
Ny anay ndray le namanay no nanoka-bilany!Izy efa 10taona teo ho eo zaho angamba 6 latsaka kely mbola tsy nianatra,tsaramaso maintso sy henakisoa no tao ,laoka atoandro!Nohaniny de zaho mody mba nomeny didin-kena 1,de lasa izy de we aza miteniteny an,vonoiko raha vao miteniteny!De tsy niteny satri bedy raha vao mapiditra namana ref tsy misy olon-dehibe io vhv io zao menatra be anah raha vao mifanena amiko!Voakapoka be zahay fa we maditra!Nefa tsy zahay no nangalam-pihinana tao!Hi hi hi
24. tsiambaratelo
(
27/02/2008 11:18)
voara:Tapaka ny tsinaiko!Hi hi hi nenay le mividy ramanonaka de raha efa mialon\'andro de mahazo 3,de raha mividy 4 de ny2 an papanay sy mamanay vao mafana de nenay le efa mialon\'andro,ka tratra ndray mandé de bedy be zahay,zaho aloha tsy sahy fa le namanay foana no mitarika,we efa hoanin\'ny kadradraka we reny @alina!De maparary!Zaza maditra!Dia tena mba ditra tokoa ve?
za pangalapinana fona ,defa irahana mividi mofo ka rha mafana le mofo de silahako keli fona le vodimofo ,matsirooooooooooo ,de maditra ve zani
25. malalatinasoa
(
27/02/2008 11:37)
Mahatsiaro ny fahazazana foana dia tapa-tsinay irery.
Ny ahy raha soratako eto ny lazain'ny lehibe ho ditra t@ mbola kely dia tsy ho ampy mihintsy ity pejiny serasera ty...
Patiny 1, mangalatra manga ny voisin dia hohanina @ sira sy sakay. Nefa ilay izy tsy azo raha tsy mihanika tafo aloha, dia mihanika hatrany an-tafotrano miaraka @ kofboay kely sasany, efa impiry nianjera fa tsy raharahiana mihintsy. :-D:-D:-D

26. mmmhh
(
27/02/2008 14:46)
tam mbola kely koa le mande mitsimpona carreaux anaovana zoera, tsy rarahina na aiza le toerana na aiza fa de mande, tsy mahatsiaro lera, efa tonga ao an-trano de bedy satria efa tara be vao mody no mbola maloto be koa, satria mbola namboatra an'le zoera, :-D:-D
27. voara
(
27/02/2008 15:50)
za ko t@ mbolakeli ,le milalao kalesa miaraka @ akizilahi de rovitra fona le jipokiloti de kapohin'i mamanai,hi hi ,de avi eo manao tsipilavaka nefa irahana matsaka ,modi alahatra eri ni sio ,efa olona marobe no nisongona ,rehefa mahazo maromaro de modi de rhfa anotanian'ni ao antrano hoe ,fa naninona no ela be .feno olona ao @ pompi .
28. ikaretsaka
(
27/02/2008 15:55)
ny hala boakazo ve aloha azo considerer-na hoe ditra?
io manko no tena specialite taloha
io manko no tena specialite taloha
29. mmmhh
(
28/02/2008 07:32)
ny hala boakazo ve aloha azo considerer-na hoe ditra?
io manko no tena specialite taloha
ka tam fahakely nge tsy mieritreritra akory sika oe ditra le izy fa ohatrany oe ny lehibe no mila kisa, fa reefa lehibe vô mba tongatonga saina kely hoe naditra marina !!!
Ny anay ndray le mangalatra feur n'olona hatao kivarivary,
zé fleur tsaratsra lo de mamaka mintsy !!!
tondé vita ny henakisoa sy ny chou fleur sy ny karôty sy ny sisa e!!:-D:-D:-D
30. tsiambaratelo
(
28/02/2008 12:10)
Ny anay ndray le manosika sahafa vy hatrery an-tampon-kavoana de mikorisarisa any akady,de refa
maratra de mody lazaina we nenjehin'ny alika masika.=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
maratra de mody lazaina we nenjehin'ny alika masika.=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
32. ikaretsaka
(
28/02/2008 21:29)
tsiambaratelo:
Ny anay ndray le manosika sahafa vy hatrery an-tampon-kavoana de mikorisarisa any akady,de refa
maratra de mody lazaina we nenjehin'ny alika masika.=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
tsy mba kalesa roulements ahay fa de sahafa ve?
ary izy tia" mitaingina sahafa" ela eeeeela kay an8)
33. ari.malala
(
29/02/2008 11:57)
za kou efa rapan'ny kalesa tam mbola kely kle :-D:-Dd afenina fa tamzany le olondehibe ts mifaditrovana fa le maratra iany no velesina fa ts mitandrin-tena hono hihihi
34. cazal
(
29/02/2008 12:31)
De ny an'ny zandrinay ndray , tany apenarana de voadina le namany de tsy nahay de nanoro izy sady niteny moramora kely oe ataovy oe: le marché interieur est etroit, de tsy enon'le namany tsara de mbola naverina iany le marché interieur est étroit, de zay vo enon'le namany de tonga izy de nitsatsaingoka be oe le marché derrière le toit, de ozy le prof oe keske vous dite? hihihi
36. endrika01
(
29/02/2008 15:10)
tamkely koa zahay de nihanika kininina,manaraka ny ditra ny bandikely,ka ndray andro tonga teny @ tendron-kazo,nadolan'ny rivotra lay hazo,ka faninna ka fanina,ny tany @ zany ery ambany be ery,tsy tafahidina ntsony nefa papanay efa hirava hatrany ampiasany,niantsoantso mpandalo,farany nisy hiany,nataon'ilay rangahy antsangory,tsy vitan'izay fa ny ranomaso bobaka ny maso mena,tafidna iny fa tamy ra-dada,de mody mba natao hoe nisambotra akoho de voan'ny vovoka ny maso de mena de hozizy we,avy aty hojerena fa sao misy vatokely!de sady tsy voahadina frantsay @zay!avotra t@iny,saingy tsy te hianika hazo tsony fa fay,na misy pibasy masaka be aza de mivandravandra fotsiny ny maso fa tena fay fay fay ,tena naditra tokoa ve?=))=))=))=))=))=))=))=))
37. tsiambaratelo
(
02/03/2008 14:08)
ari.malala:
za kou efa rapan'ny kalesa tam mbola kely kle :-D:-Dd afenina fa tamzany le olondehibe ts mifaditrovana fa le maratra iany no velesina fa ts mitandrin-tena hono hihihi
de zay voa ihany no laingosany hi hi hi hi:-*
38. tsiambaratelo
(
02/03/2008 14:13)
Zaho ndray le irahina miantsena fa mba efa 8taona
de sady lehibe tao an-trano de omena vola,
t@ zany ny 2000ari tokana volabe,kay zah variana mijery le panao aratsipy tady reny,'zao maboule,maboule zao no mahafaty ,de mijery andry zareo mitsambikina ao anaty tady mihodina mafy be
iny,:-D:-D:-Dkay le vola efa mikorotsaka moramora tao an-tanana,de lasa mody de vokapoka be fa we maditra,de zah niafina tao ambany fandriana=))=))=))
de zany hono de lazainy we maditra?????
ka le vola no te hilatsaka tany an-tanana:-D:-D:-D:-D:-D:-D

39. ikaretsaka
(
02/03/2008 23:49)
ny ahy ny tadidiko tany manakara fahavokaran'ny manga, dia nisikina t@ izany fa le mafana be ireny ny andro.
dia nindramin'i Masera haka manga eo an-tokotaniny fa nalaza mahay miakatra ny hazo. dia nahazo fanomezana ny bandy: tadidiko t@ iznay ilay sorta sotema.. le misy bandes ireny @ sisiny ireny (nalaza izy ireny t@ izany)
Dia nialona be ra cousin anay dia mba niady varotra hoe mba haka manga koa fa mahazo sorta rehefa avy manakatra manga..
Razoir sy hety no azony avy eo!
dia vendrana koa fa nanontany an'i masera hoe fa inona ny antony....
kay ilay ao ambany labahoany rehefa miakatra ity hazona manga dia tazany... dia arakarak'iny no nanomezany ny cadeaux!:-D:-D:-D
Loza!

40. endrika01
(
08/03/2008 07:12)
ikaretsaka:

=))=))=))=))