Iza no mpamonjy ny fanahin'ny olona?
1. LazaDaddy
(
24/02/2008 22:06)
Iza no mpamonjy ny fanahy? I Paoly ohatra nanambara fa tsy misy anarana hafa ankoatran'i Jesosy ahazoan'ny olona famonjena. Ny hevitrao kosa ahoana?
http://katolika.org/index.php?option=com_content&task=view&id=175&Itemid=34
Maria ô, vonjeo re ny fanahy maro,
Ianao re 'lay Reny izay hany itokiana :
Ny fanantenanay ankinina aminao
Tsy misy izay tsy diso, ka matoky anao
http://katolika.org/index.php?option=com_content&task=view&id=175&Itemid=34
novalian'i cutie ny 07/03/2008 12:04
3. LazaDaddy
(
24/02/2008 22:09)
cutie> ary raha tsy resaka fampitana ohatra fa izy mihitsy no angatahana famonjena?
Maria ô, vonjeo re ny fanahy maro
5. LazaDaddy
(
24/02/2008 22:20)
Toa ahitana taratra misababaka koa ilay resaka rehefa dinihina.
Maria ô, vonjeo re ny fanahy maro,http://katolika.org/index.php?option=com_content&task=view&id=175&Itemid=34
Ianao re 'lay Reny izay hany itokiana :
Ny fanantenanay ankinina aminao
Tsy misy izay tsy diso, ka matoky anao
Kristy velona, Kristy Zanakahttp://katolika.org/index.php?option=com_content&task=view&id=163&Itemid=34
No arahintsika, fa Mpamonjy antsika :
Izy no Fiainana, izy no Fiainana
7. rakaroka
(
24/02/2008 22:23)
'Zaho aloha dia tsy maharaka loatra ny fampianaran'i Paoly ity mihitsy8O:roll::?:...Tsapako hoe nisy fivaonana be dia be ny Xiana noho ny "fihainoana an'i Paoly que nihaino "direct" an'i Jesoa satria mora ho an'ny Xtiana ny mianoka @ fampanantenana
nataony: tahaka itony sy ny hoe ny "fahalemeko no fahatanjahako sns...
I Jesoa en perso dia niteny mazava fa tsy izay miantso ny anarany no ... fa izay manao ny sitrapon'ny Ray...MAZAVA angamba izany fa tsy aodina ny resaka e!:idea::wink:

8. LazaDaddy
(
24/02/2008 22:27)
rakaroka> ny hafatra nentin'i Paoly dia avy amin'i Jesoa tokoa...fa ny fiangonana (na tamin'ny androny aza) no nanao fanahy iniana mandika vilana. Izay no nahatonga an'i Petera nampitandrina ireo fiangonana ireo :)
cutie> falifaly indray indry fa miverina ny kilalao sabaka an
cutie> falifaly indray indry fa miverina ny kilalao sabaka an
9. rakaroka
(
24/02/2008 22:28)
Ary ny Fanahy Masina izany ahoana?...8O:roll::?:
Heu...ireny mpitory ireny ve tsy karazan'ny miezaka mamonjy ny fanahin'ny olona ihany?...8O Tsy haiko aloha an!:wink:
Amin'ny finoana hafa toa misy mpanelanelana maro: karazana ministera dia mis'adresse amin'ny mpiandraikitra izany!...

15. ikaretsaka
(
24/02/2008 23:05)
cutie:
efa ampitain'i maria any @ jesoa ny hafatra e lol
Marina..
Io indray i LD fa mandray an-tendrony
"maria o ampitao amin-drazezo ny hafatra... hozy ny hira"
Raha miteny an'i LD aho heo "Vonjeo ny fanahin'ireo mpanota... dia hoe aza adino ny mivavaka no an'ireo mpanota"
"Inona no moramora kokoa ry mpiatsaravelatsihy? ny miteny hoe raiso ny fandriana dia mandehana sa hoe voavela ny helokao".. hoy ny Zanany t@ Fariseo
16. pissoa
(
24/02/2008 23:08)
LazaDaddy:
Iza no mpamonjy ny fanahy? I Paoly ohatra nanambara fa tsy misy anarana hafa ankoatran'i Jesosy ahazoan'ny olona famonjena. Ny hevitrao kosa ahoana?
Maria ô, vonjeo re ny fanahy maro,
Ianao re 'lay Reny izay hany itokiana :
Ny fanantenanay ankinina aminao
Tsy misy izay tsy diso, ka matoky anao
http://katolika.org/index.php?option=com_content&task=view&id=175&Itemid=34
Ie - amiko manokana dia tsy tena mety io tononkira Katolika io. (Dia izaho rehefa mamaly tonga dia valiako mivantana araka ny hevitro fa tsy mody avadibadika ry LazaDaddy :wink: )
Aoka nefa havahana ny hoe hira noforonin'ny olona Katolika, sy ny hoe finoana Katolika na koa fampianaran'ny fiangonana katolika. Tsy amin'ny hira ihany no ahitana zavatra ataon'ny Katolika, nefa tsy mifanaraka amin'ny finoana sy ny fampianarana hatrany an-dreniny akory. Tsy natao hahagaga nefa izany, fa firifiry moa ny zavatra ataon'ny Kristianina nefa tsy manaraka ny tenin'i Kristy ?!
17. ikaretsaka
(
24/02/2008 23:12)
le fandraisana ilay izy an-tendrony io anie :wink:
Eny Ry Maria ô, ry Eva vaovao
natokan'Andriamanitra ho reninay ianao
ny fony be fitiavana nafindrany aminao
ka nentiny hanasoavana an'izao tontolo izao.
20. rakaroka
(
25/02/2008 00:08)
[quote=LazaDaddy]
Ka ilay fomba fitoriana anie no mampisy "éclipse" e. Sahala amin'ny hoe HS izany matetika. I Jesoa raha tonga taoko nampianatra ny mba hitondran'olona tena ho mendrika izy:manaova toa izany sns...Aty aoriana tailanina tsotra izao sy tsorina fotsiny ilay izy, dia nankaiza aza ilay fampianaran'i Jesoa tahaka ny hoe raha tsy mihoatra ny fariseo sns ny fahamarinanareo...Fa dia hoe minoa fotsiny ihany!
Amin'ny vava no hanekena: dia tahaka ny ouiMsé ^:^fotsiny: Lalina kokoa angamba ny finoana an!