Iza no mpamonjy ny fanahin'ny olona?
21. ikaretsaka
(
25/02/2008 01:17)
Raha niteny t@ Moizy ny israelita hoe vonjeo zahay dia i Moizy bi namonjy azy?
rakaroka> eny tokoa hoa .. lalina tokoa
rakaroka> eny tokoa hoa .. lalina tokoa
22. LazaDaddy
(
25/02/2008 04:19)
pissoa> misaotra fa raha tsy nisy an-dry dia azon'ny fakam-panahy nanao "generalisation" aho :-*
24. ikaretsaka
(
25/02/2008 14:10)
ianaro aloha ilay foto -pinoana:wink::wink:
raha ao anaty trano may ra todisoa no miteny sy miantsoantso hoe amiko hoe vonjeo aho ra ika dia lasa niantso pompiers sy fokonolona aho..
dia hoe i ra ika ve no mpamonjy an'i todisoa?:wink::wink::wink:
mba eritrereto ihany

25. pissoa
(
25/02/2008 14:58)
todisoa2:
le fotom-pinoana katolika mints n ts mety aminay.:lol:
tsy raharahanay ! aza mifindra katolika fotsiny koa inona ny olana amin'izany moa :-D:-D:-D
26. ikaretsaka
(
25/02/2008 14:59)
alohan'ny hitenitenenana foana aloha hoa dia ianaro ny anrony.. indraindray zavatra tsy fantatrao na tsy hitanao afa tsy @ iny angle iny ihany no tabatabainao ..
jereo @ lafiny rehetra ilay raha
jereo @ lafiny rehetra ilay raha
27. xxx
(
25/02/2008 17:40)
le fotom-pinoana katolika mints n ts mety aminay.
Tsy izay mahametimety anareo akory no tanjona. Fa raha tsy izany dia lasa resaka clientélisme fotsiny ilay finoana.
Betsaka be ireo ny finoana ankoatry ny Katolika ary maniry ohatry ny anana dia izay azoazo no idirana.
30. rakaroka
(
25/02/2008 18:38)
f'inn wà:-P:-D:-D:-D ny silamo kosa angamba mbô:wink::-w:-w:-w:-$ çà va:roll::?::roll::?::lol:
33. ikaretsaka
(
26/02/2008 13:14)
prime .. raha izao tokoa hoe sanatria may ny tranonao,na voan'ny accident ianareo, dia sendra nandalo aho ka hoy ianao hoe mba vonjeo letsy zahay sy Ika an.
dia niantso Pompiers sy fokonolona aho namonjy anareo mianakavy.
Dia iza no considerenareo hoe namonjy anareo eto ?
Dinidiniho sy fakafakao le fanoharana! dia arakarak'izay fandraisanao azy!:wink:
dia niantso Pompiers sy fokonolona aho namonjy anareo mianakavy.
Dia iza no considerenareo hoe namonjy anareo eto ?
Dinidiniho sy fakafakao le fanoharana! dia arakarak'izay fandraisanao azy!:wink:
34. fijo
(
26/02/2008 22:31)
fahadisoan'i jesoa daholo izany e,naninona izy no tsy nanoratra boky izy tenany???izao samy manao izay dika tiany aby.de mba nanao koa i david tao waco de iny no vokany
36. ikaretsaka
(
26/02/2008 23:13)
raha miantso vonjy amin-drabila izahay dia niantsoan'i bila polisy dia iza no namonjy anay hoa.. ny polisy sa rabila?
37. prime
(
27/02/2008 12:40)
Dia voambaran'ny Lioka 16:31 fa na hisy hitsangana amin'ny maty, na nanoratra mivantana ny baiboly aza Jesosy Kristy, na hijoro eny amin'ny rahon'ny lanitra velona aza Izy rehefa tsy mino ny olona dia tsy hino mihitsy...
ikaretaka> ny famonjena ambara eto dia famonjena ho amin'ny fiainana mandrakizay...
ika:... (sanatriavina tokoa ny fanoharana ataonao) Andriamanitra no namonjy teo, ka naniraka anao sy ny fokonolona... dia Izy irery ihany koa no isaorana...
prime .. raha izao tokoa hoe sanatria may ny tranonao,na voan'ny accident ianareo, dia sendra nandalo aho ka hoy ianao hoe mba vonjeo letsy zahay sy Ika an.
dia niantso Pompiers sy fokonolona aho namonjy anareo mianakavy.
Dia iza no considerenareo hoe namonjy anareo eto ?
ikaretaka> ny famonjena ambara eto dia famonjena ho amin'ny fiainana mandrakizay...
38. rakaroka
(
27/02/2008 13:09)
Ny tena tsy azoko amin'ity fanontaniana, raha atao hoe Atra na i Jesoa no mpamonjy ny fanahin'ny olona.
Raha tena fijery "absolu" izay. Donk tokony voavonjy daholo ny olona rehetra raha tsy izany miangatra rizareo: Antony efa samy nanota izy rehetra!
Raha toa hiteny ianareo hoe izay nijery ny zanaka dia misy "libre arbitre" ahafahan'ny olona iray
" mi-saisir" io choix-ny io => izany hoe ilay libre arbitre izany no détérminant-ny famonjena na tompon'ny teny farany?...

39. ikaretsaka
(
27/02/2008 13:31)
prime> Azonao ny tiako hahatongavana fa misaotra: miala tsiny fa fanoharana somary gidragidra no nitondrako azy.. fa ohatran'izany mihitsy ny asan'ilay olona natao hira raha ampitahaina t@ ilay "sanatriavina" teo...:wink:
40. fijo
(
27/02/2008 22:10)
ka iza no mamonjy antsika.amiko dia tsotsra isika ihany.isika tsirairay