Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tolotra2008
(
23/02/2008 08:15)
fanontniana
manahoana tompoko
afaka mba mahazo ny numero telephone ny ireo vehivavy izay mitady namana lehilahy ve aho tompoko azafady indrindra fa ilaiko maika....
tohiny
novalian'i Papoose ny 24/02/2008 10:40
niryna
(
23/02/2008 07:40)
Birthday Party
Avy nandeha namonjy seminera ity mpitandrina dia nizaha toerana hisakafoanana.Niditra ity toerana iray izy,ary nanontany izay sakafo masaka,tsy misy sakafo ato hoy ilay rangahy fa zava-pisotro no misy...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/03/2008 03:58
LazaDaddy
(
23/02/2008 06:59)
Sarim-pianakaviana :)
[img]http://www.prophetofdoom.net/pics/Feedback_Muslim_Woman_Defends_Oppression/Muslim_family_photo.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 07/03/2008 16:41
penina
(
23/02/2008 03:56)
tantely amam-bahona
sao dia misy mahay an'ilay hoe:
...
tantely amam-bahona ny fiainana
(dia tsy haiko)
...
Misy maty ny ao andafy andrefana
tera-bao ny ao antsinanana
(dia tsy haiko indray)
lasan-dahalo ny...
tohiny
novalian'i lazounet ny 24/02/2008 13:03
rajoelina
(
23/02/2008 01:39)
Efa hitanareo ve ty filme ty?
Nijery filme izaho, nisy ramatoa nandray basy pistôle.. hamono tena,, notifiriny ny lohany ary teo amin'ny tarehany no napetrany ny loham-basy.
Rehefa maty lay ramatoa anefa dia tsy hitako akory za...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 28/02/2008 17:49
LazaDaddy
(
22/02/2008 21:35)
Mohameda: ny afobe
Hoy i Mohameda: "[b]Naseho ahy ny afobe ary vehivavy ny ankamaroan'ny any[/b]" Hadith 1:28,301; 2:161; 7:124...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 02/03/2008 05:35
xxx
(
22/02/2008 20:11)
Karazan'alika
Karazan'alika inona kay no mitomany valala?...
tohiny
novalian'i kofbay ny 13/03/2008 04:35
rakaroka
(
22/02/2008 18:20)
image du Christ!
Asa na miombonkevitra amiko ianareo fa isan'ny fototry ny olana eto an-tany angamba dia ny aizina amin'ny endriny isan-karazany: nisy "document" nanery ahy hikatsaka honnêteté:tsy dans le sens hoe ...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 07/03/2008 13:57
Papoose
(
22/02/2008 18:18)
Dinika/hevitra vaovao
Mahalasa saina ahy dia mampanontany tena ahy hoe inona ary no zvt tena mbola tsy noresahina teto @ serasera mihitsy,betsaka ve?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 26/02/2008 12:52
Jeankely
(
22/02/2008 18:10)
Badboy solofodimbin'ala no ho President atsyhoatsy
Miezaka mafy Boy Bad fa hirotsaka President dadatoa. Ny anay Dada ihany=))=))...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/02/2008 12:19
rajoelina
(
22/02/2008 17:57)
Hono wa ry vehivavy... (lay tena mpanao an'ity lazaiko ity)
Leo maintsy izaho, fa matetika izy ity mitranga amiko.
* Ianareo vhv ve rehefa taratara @ bandy, na tinareo hangalana fahatokisana aminareo ilay bandy... dia tsy maharitra maintsy ve ianareo ny han...
tohiny
novalian'i ftlozy ny 23/04/2008 17:12
Tokinao
(
22/02/2008 17:42)
ampio fa tsy misokatra ny mail yahoo-ko ô
salam ô!
Misy olana re ny ordi-ko a! Hatr@zay nahazoako azy dia tsy afaka mijery mail yahoo zah. Ny page d'accueil dia misokatra tsara. torak'izany koa ny site web hafa rehetra.
Ny vahaolana efa ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/02/2008 23:34
salopard
(
22/02/2008 15:39)
samborinahono izay manaofanamiana miaramila
nefa i dadatoavalo,lohany indrayno manondrana, sy manao izany ;dia ahoana io ?
Tsy misy manao bizina raha tsy izaho;
tsy misy manao fanamiana miaramila raha tsy izaho;
ny manaraka?
saotra val...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/02/2008 00:44
todisoa2
(
22/02/2008 14:59)
ny zava-tsoa azo t@ sera
hono hoaho, afaka mlaza v nareo fa tena nahita soa tato @serasera.org?
Fantan mila valn mlay beuhhhh...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 25/02/2008 09:17
saranga
(
22/02/2008 11:46)
Gouvernemanta mahay mitsinjo lavitra
Mila gouvernement prévisionniste ny firenena
Hatramin’izay dia gouvernement executive araka ny anarany no teo. Mandray baiko dia misolelaka dia avy eo esorina. Fa tsy vao izao no nisy cyclone teto...
tohiny
novalian'i nandrianina1 ny 05/03/2008 08:01
saranga
(
22/02/2008 11:28)
Tsy mahomby intsony ny AREMA
Efa mazava nama ny resaka, tsy tian’ny olona intsony izany Houlder, Pierre Tsiranana, Voninahitsy Jean Ogène, Pierre Andrianantenaina, Alain Ramaroson, Marson Evariste, Zakahely Boniface, iza koa m...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/02/2008 03:06
fanoha
(
22/02/2008 11:24)
tonokira
bonjour,
mba mangataka an'ilay tonokira (tsaiky jaoby an'i davis franklin misaotra mialoha...
tohiny
badboy
(
22/02/2008 11:07)
Ka ra misy bedebe A/tra, dia iza @ ireo no tena izy??
Ireto avy ny karazan' Andriamanitra voalaza tao @ le sujet "misy ve Andriamanitra" :
Ny musulman : "Allah", prophète "Mahomet" isan'ny mpaminany koa Jésus Christ fa tsy Fils de Dieu
Ny kristianina...
tohiny
novalian'i soanja ny 26/02/2008 05:02
dapy
(
22/02/2008 10:57)
bakomanga
coucou , ze mbo manana tonokiran bakomanga nge de mbo alefaso amiko svp e!! merci
tsiorylalaina@yahoo.fr...
tohiny
novalian'i bibidia ny 24/02/2008 17:38
ari.malala
(
22/02/2008 10:16)
Ndao hahatsiaro ny fahiny 2
Ndao ndray ary hahatsiaro ny fahiny e, mbola RNM iany, fa ze pub tadidinareo tamzany fotona izany, na hira nampime na nitondra fahatsiarovana e!
Atomboko amko ary refa le akaikyny krismsy na paka d...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/04/2008 10:03
