Sarim-pianakaviana :)
2. Rasiligaoma
(
23/02/2008 07:07)
ohatran'ny ninja alaina sary hanao mission ihany io ko.
na mormons manao mainty sy fotsy fa le robe fotsiny no exagerena

3. agoago
(
23/02/2008 07:49)
Dia mapime tokoa ry zareo e,
Tsy misy halalana na hanavahana azy
fa ny sarindray zareo ireo amin'ny passeport moa takonana ohatra io koa ve sa toa ny antsika, dia hingaina iny sarontava iny?

4. rakaroka
(
23/02/2008 09:34)
:-D:-D:-D:lol::lol::lol:Dia aiza no hanavahana an-Ra
X sy Y amin'izao? ny "taille" sisa.
MbĂ´ hafa koa aloha ilay fomba fitafin-drizareo en plus mainty Bbbe tsy misy endriny. Ny zanako matahotra rehefa mifanena amin'izy ireny!:?

5. ikaretsaka
(
24/02/2008 05:31)
tssss mitovy ihany @ hoe raha misy olona 20 manao akanjo mitovy eo dia samy manakona tava fia tsy hay intsony koa ny mjanavaka hoe iza no iza..
za nahita sarin'dry dadabeanay izay nanao akanjo fotsy de naka sary t@ mpiandry bedebe de fa elabe vao arako heo iza @ ireo lery

6. fijo
(
27/02/2008 22:27)
izay mbola hoe hay ny hiafarany,fa eto tsy hoay mihints hoe iza i fatima eo.
10. Rasiligaoma
(
01/03/2008 05:27)
ohatra tsotra, afaka hatao fanandramana ho an'ireo efa niteraka sy nanambady:
mangalaha ankizy maromaro dia ampanaovy akanjo mitovy,raha tsy manana akanjo mitovy dia na gazety aza atao sous forme: izay tianao na saromana ny lohany ka tsy natao ho hita ny tavany ,na asaina msatroka izy rehetra ,
manomana fankan-tsary dia alaina sary ireo ankizy ireo
dia ampiakanjoy mitovy amin'ireo ankizy ireo ny zanakao dia asaivo milahatra miaraka amin'ireo mba halaina sary . aza atrehina ny fangalana sary ireo ankizy ireo fa asaivo ataon'olona ilay izy..
rehefa vita ny sary dia jereo amin'izay dia tadiavo hoe aiza sy izaamin'ireo ankizy ireo ny zanakao! ao anatin'ny 10 segondra!
fa mino aho fa betsaka no hihoatra ny 10 segondra vao mahafantatra hoe ito ny zanany!

11. cutie
(
06/03/2008 23:39)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 28-02-2008 00:23:48
Lohateny : Re : Sarim-pianakaviana :)
fijo> fa iza amin'ireo sary ireo izany fatima izany?
Mpandefa : fijo [ Valio ] 29-02-2008 23:27:14
Lohateny : Re : Sarim-pianakaviana :)
ka tsy hoay mihintsy hoe iza izy amin'ireo ko
=))=))=))=))=))=))=))
12. ikaretsaka
(
07/03/2008 16:41)
Rasiligaoma:

marina!