Gouvernemanta mahay mitsinjo lavitra

1. saranga ( 22/02/2008 11:46)
Mila gouvernement prévisionniste ny firenena
Hatramin’izay dia gouvernement executive araka ny anarany no teo. Mandray baiko dia misolelaka dia avy eo esorina. Fa tsy vao izao no nisy cyclone teto Gasikara fa efa hatramin’ny nisian’ity Nosy ity. Dia tsy mba nahay naka lesona ve ka isan-taona izao dia mikoropaka foana amin’ny cyclone e ? An ? Tsy mahay ? Mialà ary !

2. nandrianina1 ( 05/03/2008 08:01)
za kou wa mbo gaga we efa isa-taona zao v de tsy mbola mahay maka lesona ihany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2052