Tsy mahomby intsony ny AREMA
1. saranga
(
22/02/2008 11:28)
Efa mazava nama ny resaka, tsy tian’ny olona intsony izany Houlder, Pierre Tsiranana, Voninahitsy Jean Ogène, Pierre Andrianantenaina, Alain Ramaroson, Marson Evariste, Zakahely Boniface, iza koa moa ireo senateurs AREMA. Tsy lanin’ny vavonin’ny vahoaka intsony ianareo. Mila olom-baovao ny Gasy, exemple dadatoa i TGV (Tanora MalaGasy Vonona fa tsy Tary Gisa Vao). Manahy aho fa hiafara amin’izay koa ry Benjamin Ramamonjisoa, Zoarimihaja Solofonantenaina, Benjamin Andriamparany, Haja Razafinjatovo, Louis Robinson, iza moa ity Général de corps d’armée MAE sy PM ity fa adinoko ny anarany. Efa niaraha-nahita ny nanjo an’ny Député Yves Aimé tany Taolagnaro fa dia daka ambavafo. Mandiniha tena.
novalian'i Jeankely ny 23/02/2008 03:06
2. fafa75
(
22/02/2008 13:34)
F'angaha AREMA daholo ireo voalazanao teo ireo:?: Marson Evariste, Pierre Tsiranana, Voninahitsy Jean Eugène, Alain Ramaroson, dia tsy AREMA zany mihitsy kah:!: Ireo sasany no tsy tadidiko loatra...
3. jiolah
(
22/02/2008 14:04)
ny AREMA dia antoko mivoy firehana politika ihany.Tsy hoe manatsara azy aho an.Ireo olona ireo dia le mpikambana isan'ny tena tazamaso fa lazaiko anao fa ny ankabeazan'ny gasy taloha de PSD, avy eo AREMA, zao ndray TIM.Zany hoe isika samy isika ihany no mivadibadika eo. Matoa mbola mihisatra ny fivoarana dia isika ihany (eny e, mameno posy daolo koa ze tonga eo).Ireo tazana rehetra ireo zany le tratra farany de reo no maimbo eo.
4. todisoa2
(
22/02/2008 14:17)
ka izao nge n blem e. Rzalah mpanao politika an Madagsikara an d tanalahy daholo: androany UNDD, radem AREMA, rf av eo TIM ..... d ts hay tson hoe in. Lamody sisa arahina e.=))
5. ravatorano
(
22/02/2008 14:25)
marina miitsy zany less
io tena tandra vadi koditra amin'ny mpanao politika malagasy mba jereo kely hoe firy amin'ireo tim ireo zao no efa arema na antoko politika hafa , firy amin'ireo koa no efa zanakà pisodia na akfm na arema na sns dia ny eo ihany no eo , ary izao koa ry zalahy mba ianteherana fa hoe tanora vao misondrotra ami'ny politika koa dia toa lasa zaza mpandova fotsiny ihany , manohy ny hafatr'i dada ....
Ny zanak'Ingahy Ravalomanana kosa v dia hitsipaka ny tim houzy nareo :wink:
io tena tandra vadi koditra amin'ny mpanao politika malagasy mba jereo kely hoe firy amin'ireo tim ireo zao no efa arema na antoko politika hafa , firy amin'ireo koa no efa zanakà pisodia na akfm na arema na sns dia ny eo ihany no eo , ary izao koa ry zalahy mba ianteherana fa hoe tanora vao misondrotra ami'ny politika koa dia toa lasa zaza mpandova fotsiny ihany , manohy ny hafatr'i dada ....
Ny zanak'Ingahy Ravalomanana kosa v dia hitsipaka ny tim houzy nareo :wink:
7. Jeankely
(
22/02/2008 15:03)
Tena mpivadika palitao no betsaka ary ny any ampo hafa fa ny ety ivelany hafa. Toetra ratsy io. Tsy vao izao no tsy nahomby ny Arema ka andraikitr'izay manaiky hiara-hiasa aminy. Ny politika mihintsy vinany be ary fitaizana maloto no tena tian'ny sasany atao. Manimba saimbahoaka satria tsy mahazo avarapatana rehefa tsy akama dia aleo misolelaka hoy ny mpijapy machine.
8. tess
(
22/02/2008 21:44)
na ny mpikambana ao aza efa goaika antitra dool kou efa vieux jeux aby!:-P
9. Jeankely
(
23/02/2008 03:06)
Tsy ny mahantitra fa ny fomba fiasa no tsy mamely. Jereo ny olona avy nitondra @ firenena hafa misy fivoarana fa hajaina hatrany ny antitra ary mifanampy amin'ny tanora. Ny mpanao politika Malagasy no manao fahanterana antitra mikapilaka.
