Ndao hahatsiaro ny fahiny 2
1. ari.malala
(
22/02/2008 10:16)
Ndao ndray ary hahatsiaro ny fahiny e, mbola RNM iany, fa ze pub tadidinareo tamzany fotona izany, na hira nampime na nitondra fahatsiarovana e!
Atomboko amko ary refa le akaikyny krismsy na paka d mande ny pub kiraro BATA tamzany, "trin trin Bata de ny kiraro hoanao , de ny kiraro BATA, trintrin, triririn trinrin, mikiraroa bata triiiiiiiiiiinnnnnnnnnnnnnnn":-D:-D:-D:-D

novalian'i xxx ny 05/04/2008 10:03
2. antigone
(
22/02/2008 10:29)
NENA AIGLE D'or zany eh ; Kiraro miahaja AIGLE D'OR. KIRARO MALAZA AIGLE d'or:-D
3. Papoose
(
22/02/2008 10:52)
paraky "tsy miziva," paraky "tsy miziva"!
vidio fa mahasoa anao ny paraky "tsy miziva!"
Paraky "tsy miziva," ho hitanao eny @ mpivarotra rehetra mahazatra anao!8)
vidio fa mahasoa anao ny paraky "tsy miziva!"
Paraky "tsy miziva," ho hitanao eny @ mpivarotra rehetra mahazatra anao!8)
4. kelly13
(
22/02/2008 11:11)
cours arcade (sa aceem mou?) tsy ny namanao no ifaninananao fa ny tsara vitana ... (tsy haiko ny tohiny) lol
sodafruit caprice, manala heta², azonao sotroina @ ora tsy voafetraaaaa etc....
sodafruit caprice, manala heta², azonao sotroina @ ora tsy voafetraaaaa etc....
6. antigone
(
22/02/2008 11:15)
Pim la botte de pluie ehhhhhhh tonga ao @BATA pim ehhhhhhhh (de tsy tadidiko fa misy le zaza miteny hoe zay ry Neny aaa.......;-))
7. antigone
(
22/02/2008 11:17)
PUB ny THB ko nalaza b mintsy ;Miara manainga ny vera hisotro ny labiera THB T.....H......BBBBBBB
9. ari.malala
(
22/02/2008 11:37)
mini bonbon JB mini bonbon ohasy hoanao d ts tadidiko tsny ny tohiny
kelyterezy :P, an'ny aceem io fa ny an'ny arcade le we "baolina ambony, tatazan'ny loha, mandinika aloha, lasa lasa lasa taaaaaaaaafiiiiiiditraaaa iaaaaaaaaaaaaaaany:-D:-D:-D:-D:-D
kelyterezy :P, an'ny aceem io fa ny an'ny arcade le we "baolina ambony, tatazan'ny loha, mandinika aloha, lasa lasa lasa taaaaaaaaafiiiiiiditraaaa iaaaaaaaaaaaaaaany:-D:-D:-D:-D:-D
10. Kwasi
(
22/02/2008 11:39)
Dimy aRiary eFatra anIE ny Melia Bleu... Melia bleuuuuuu
Misy ve Andriamanitra?
Inona tsara hoeeeee? sao dia mba miteniteny foana ianao ity rangahy
An, an, an! Izaaaay ange ramatoa ilay tantara an-tsehatra izay holalaovin'ny tropy V.. S.. ao @ Tranompokonolona Isotry @ sabotsy ho avy izao e!!!
....
Fa ty no tena noreveko: Neny a! mba anaovy sary trano tsara tarehy hoe zaaaa...

14. antigone
(
22/02/2008 13:10)
ary tsy tadidinareo nga le @1h mo le niteraka saribakoly bébé (sary ndray mipika eh) zay no fahaizako le hira hoe teraka sarobakoly bébé; teraka saribakoly .....teraka saribakoly bébé ..terakaaaa:-D:-D:-D:-D:-D
15. ikalamako
(
22/02/2008 13:11)
"école razanamparany, sekoly fianarana daktilografia etsy an-dohan'analakely"
dia avy teo tonga koa ny:
"cours accéléré ao amin'ny daktigraf eo Tsiazotafo" (euh! tsiazotafo moa anaran'io kartie io? :oops:)
dia avy teo tonga koa ny:
"cours accéléré ao amin'ny daktigraf eo Tsiazotafo" (euh! tsiazotafo moa anaran'io kartie io? :oops:)
17. ari.malala
(
22/02/2008 13:56)
ikalamako, ay tadidiko, cours daktigraftz le we raha tianao ny hahay mitendry milina fanoratana tsy an-kijery tanteraka ao anatin'ny 5andro monja, eny 5andro monja aorian'ny nianaranao ianao dia hahay hitendry tsy an-kijery tanteraka milina fanoratana, manatona ary ny cours daktigraftz
18. ravatorano
(
22/02/2008 14:17)
caprice tonic tanora lalandava
:-D:-D:-D
io mba tsy adinoko mihitsy
za nefa tsy tia caprice tonic d itako izay no nampalaky antitra anah kle =))=))=))=))
:-D:-D:-D
io mba tsy adinoko mihitsy
za nefa tsy tia caprice tonic d itako izay no nampalaky antitra anah kle =))=))=))=))
19. ikalamako
(
22/02/2008 14:26)
ari.malala : tena nisy "TZ" tokoa ny faran'ny daktigraftz, tsy sûre aho dia nodiako fanina aloha.
Nisy koa ny "pneu réchappé" teny antanimena angamba izy izay (mbola hiverina daholo ilay formule andraso klou)
Dia aigle d'or nanana ny "marathon" sy ny "shooter" (grrrr !)
Dia nisy publicité koa an'ny "Pélia" :roll: hainareo ny pélia ?! (misy namanay izay manko nitsetsaka loatra, devant glacier izy tadidiko tsara nahita ankizikely nanao pim dia avy nihoraka ery "tonga soa Pélia e ! nivandravandra izahay rehetra hoe inona ity lazain'ity ? Ka Pélia le bottes de pluie hoy izy. Avy eo izy vao tonga saina hoe hay moa pim no bottes de pluie fa pélia tsisy idirany mihitsy, mdrrr izahay t@ izay.)

20. naughtyboy
(
22/02/2008 18:21)
ravatorano>>:-Dnena kalo ny lemonade gasy no tena tadidiko tena milay ,ary ny soavaly 3 tsy adino mandramaty:wink: