Ndao hahatsiaro ny fahiny 2
21. Papoose
(
22/02/2008 18:48)
mmmhh:
papoose tena biscuit
papoose tsara ery
papoose tena biscuit
papoose ihany no tsara ery !!!
heheheehe:-*:°)
22. ikalamako
(
22/02/2008 19:29)
"mora kokoa ny fiainanao amin'ny Magasin M
mora kokoa ny fiainanao amin'ny Magasin M
Magasin M, Magasin M, Magasin M"
"Ah, vôdin'azy tsara e ! manao jeans SOTEMA"
"Izaho ho'aho tena ROMANOR aminao" (asa efa tao @ conseil d'administration ve i Dadavalo tamin'ireny fotoana ireny sa ilay nolazaina fa mbola nivaro-dronono nitondra bisikleta :-D:-D:-D )

23. kelly13
(
22/02/2008 19:36)
ikalamako>le romanor le oe "raiki-pitia aho ry anona a, raiki-pitia @ ROMANOR" hihihi
manome ora ho anao ny supermarché CHAMPION (d le hiran'i survivor mou sa iza, eyes of tiger aveo)
manome ora ho anao ny supermarché CHAMPION (d le hiran'i survivor mou sa iza, eyes of tiger aveo)
24. tsiambaratelo
(
22/02/2008 20:28)
Ny ahy tsy hadinoko tao @RNM tao,t@za mbola T.1 nisy lay hira we:Rankizy malagasy ô,mianara taratasy,vonjeo ny lakilasy,fa soa manarangarana ny ao am-pianarana...De nisy madame mpampianatra anay zay manongo be izaitsizy tena mbô mangana aby ny sandritanana tsongoiny,de tsy mapite handé hianatra de le hira io no nanomé courage de lasa fônafôna!
25. tsiambaratelo
(
22/02/2008 21:17)
Ny tantara isaky ny sabotsy alina,tsy mba natakaloko an\'izan\'iza!Ndraindray lay misy frisson,de misaron-doha sy mivokona kely fa matahotra!Tsy avela vonoina ny jiro! Sady le ry zareo mpilalao tantara tao tena mana-talenta tsara miintsy,refa mandé le tantara dia tena azo sary an-tsaina les images!Ny tantara nohenoiko farany tao(atao we 4320jours lasa zay)Tsy tadidiko ny titre ny fa lay izy resaka fitiavana, nisy tovovavy iray tsara tarehy nihaona t@na tovolahy iray indray alina ,tafara-dalana ry zareo!Nomen\'ilay tovolahy an-drazazavavy ny menteau- ny fa we sao de mangatsiaka!De nateriny nody,de we rapitso miverena maka lay akanjo...Hay tonga ra zazalahy jerena olona misaona sy mitomany ny @nahafatesan-drazazavavy efa ho herinandro lasa no vory teo,mihizingizina izy fa nanatitra an-drazazavavy,nanomé ny akanjony...De nohetin\'ny anadahan\'ilay zazavavy tany @fasana nandevenana azy ity tovolahy!Indro lay akanjo teo ambony fasana(...)de lasa adala lay tovolahy!Lay zazavavy t@fahavelony efa tia mangina an-drazazalahy,ty faharoa tsy nahalala na inona na inona!(io no tantara farany nohenoiko tao @RNM!Efa ela de ela!)
26. Mmamisoa
(
22/02/2008 23:17)
tssssssssss!! efa saiky andé atory aho dé oé aleo hijery ty dinika ty faraparany!! kanjo.... grrrrrrrr!! hisakolobona beuh zao refa avy eo fa mataotra!!
27. ikalamako
(
23/02/2008 00:14)
ary mba tadidinareo ve Rasoabakobako-Eléo Rasolofomanana aloha e, miverina ao an-tsainareo ve ny feony isaky ny alakamisy tolakandro amin'ny fandaharana ho an'ny ankizy : "fahiny hono rankizy a!" (:cry: zah te hiverina ankizikely nahatsiaro an'io tampoka... tsss)
Dia iza daholo ny mpanao tantara amin'ny 13.30 sy isaka asabotsy alina : Vahandanitra, Solofo José, Clara, Eléo, Josette Ranjamanana, Saholimalala, sy ry mbola tsy tadidy.
(ndeha hatory indray aloha hitadidy ny pibilisité sasany fa mifangaro amin'ny "zoma boutique"-n'ny RVG indray ilay izy :roll::-D:-D:-D)

28. Kwasi
(
23/02/2008 02:10)
O ry vahoaka eeeee
O ry vahoaka zay manatrika eeeeto
Na avy any atsimo na avy any avaratra
Baiko, baikom-pitolomana izay tsara indrindra
Ary irina mafy mba hiriiindra
Dia ny fianarana.
Ao anaty boky mena
Misy soridalana
Teny milaza fandresena
Teny Fahafahana
Ndao ampiooo dede ratsirakamba
Hanatanterak'ilay teny mamy hoe
Madagasikara hatr@ izay
Mijoro fa tsy mandohalika.
(miala tsiny @ze alerzika alou)

29. Vitsikakely
(
23/02/2008 04:55)
Hilanay talou,ô iii ô ndé ianats\'izahay,ô iii ô ndé ianats\'izahay.
30. mmmhh
(
23/02/2008 06:35)
Kwasi:
Ao anaty boky mena
Misy soridalana
Teny milaza fandresena
Teny Fahafahana
Ndao ampiooo dede ratsirakamba
Hanatanterak'ilay teny mamy hoe
Madagasikara hatr@ izay
Mijoro fa tsy mandohalika.
(miala tsiny @ze alerzika alou)
Fahatsiarovana ny fahiny dôly zann koa maninn moa?!!!
31. mmmhh
(
23/02/2008 06:41)
YAAAAAAAAAÔÔÔÔ le plai....sir (misy an'le bandy maintsy iny mipoitra mikikika be )
YAAAAAAAAAÔÔÔÔ
yaô le tsiron'ny ... (tsy tadidiko)
yaô : la vanille
yaô : exotic yaô !!!!
YAAAAAAAAAÔÔÔÔ
yaô le tsiron'ny ... (tsy tadidiko)
yaô : la vanille
yaô : exotic yaô !!!!
32. mmmhh
(
23/02/2008 06:47)
Ary tadidinareo ve le pub tam CAN (tsy tadidiko oe 198? firy le izy.
Misy an'pub n'ny NIPTON
NIPTON et ça va mieux
Moi avec Nipton je garde mon calme
NIPTON et ça va mieux
Après la pluie le beau temps
NIPTON et ça va mieux
....
ary le mayonnaise Calvé
Mayonnaise Calvé
Le petit déjeuné
...
Antitra marina ny tena e!!!:-D:-D:-D:-D
Misy an'pub n'ny NIPTON
NIPTON et ça va mieux
Moi avec Nipton je garde mon calme
NIPTON et ça va mieux
Après la pluie le beau temps
NIPTON et ça va mieux
....
ary le mayonnaise Calvé
Mayonnaise Calvé
Le petit déjeuné
...
Antitra marina ny tena e!!!:-D:-D:-D:-D
33. endrika01
(
23/02/2008 07:04)
Mahazo mitantara hira kounkou é,misy hira zay tiko be,indrindra misy an le we \"cherie\"refa mbô tezitra papa sy maman de hirain\'i papa le izy hoan\'i maman!De tapaka ndray ny tsinain-dry zareo avy eo!Ity lay hira\"NY TSIKINAO CHERIE É ViDIAKO ARIVO ARIARY À a a,NY MASONAO MIJERY é TOA VOROMAILALA A a a,NY VAVANAO MITENY É ee TOA PETRA-BOLAMENA A a a!De tena tsapako we manan-danja be mihintsy t@zany le we \"cherie\"fa amzao tenitenenina be fotsiny!Kôzy é.
34. endrika01
(
23/02/2008 07:25)
Ity hira ity kou tena mba nalaza t@nay mbola kely!\"Aza raraana ny ankizy raha hanambady é,avelao izy é handeha am sitrapony â,tsy hitanareo ve e e\'ty Rasoanantenaina a a,refa sasak\'alina izy é de nandé namonon-tena a,de nasiany soratra teo an-dohan\'ny farafara,de veloma ianareo fa\'any akoatra mifampitady a a a a!Mba misy tadidy ihany kah,ny ahy alou ny hira taloha tiko 100/100 éhi hi
35. mmmhh
(
23/02/2008 08:33)
Efa samy hahatsiaro ny fahiny iny de ndao mba hahatsiaro ny dessiNnimé fahiny e:
Nisy an'le DA colargol iny; tadidiko zà mpanara-body an'ny zokinay mampiaraka, de reefa tonga iny ny @ 6 de tsy maintsy mody izy de reefa eo am-bavahady de tsy te hifanoroka imasoko ry zareo de mody oe "zany fa mande colargol" (ka tiako le DA io) de mihazakazaka miditry ny trano tkoa ny donto nefa le izy mbola tsy mande akory. DE aveo mitomany fa tsisy an'zany akory, de ny ampitso koa ne mbola ataony fa tsy fay.:cry::cry:
les aventures de Colargol,.....na na na

36. mmmhh
(
23/02/2008 08:37)
bouba toa niverina nankalazaina talohaloha teo, lasa hain'ankizy ankehitriny koa,
Bouba bouba le petit ourson
tu roulais tu glissais sur la blanche blanche neige
Bouba Bouba fait bien attention
de ne pas t'éloigner du chemin de ta maison
, na na na
Bouba bouba le petit ourson
tu roulais tu glissais sur la blanche blanche neige
Bouba Bouba fait bien attention
de ne pas t'éloigner du chemin de ta maison
, na na na
37. mmmhh
(
23/02/2008 08:42)
fa zà hoah reefa maheno an'le hira hoe
fa ianao irery no tiako eto an-tany, fa ianao irery no tiako ho doria,
de ohatran'ny RNM taloha zany fôna no tsaroako, tsy haiko hoe maninn,
de ndraindray koa misy an'le hira misy mikasôsôka (feonà diska ireny) de mahatsiaro RNM taloha koa, sady mahatsiaro an'le mitaingina sôvaly deboa,:D

38. endrika01
(
23/02/2008 10:34)
De misy an le we kou\"TOKO TAPAKA,VILANY MITONGILANA,ZAY TSY METY HAREMINA de niaraka t@ty hira ty angamba izy zay\"Aza manao an\'izany éee aza manao an\'izanyyy ,sa niaraka t@tetsy sy teroa ihany mou?
39. endrika01
(
23/02/2008 10:35)
De misy an le we kou\"TOKO TAPAKA,VILANY MITONGILANA,ZAY TSY METY HAREMINA de niaraka t@ty hira ty angamba izy zay\"Aza manao an\'izany éee aza manao an\'izanyyy ,sa niaraka t@tetsy sy teroa ihany mou?
40. antigone
(
23/02/2008 11:32)
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x4gptl_nary - ty hita ty de atolotra ho a"ny le sipa mipetraka eo akaikin"ny bassin (t@ andron"ny kermesy @io mbola mikasokasoka be le tourne diska)Rahsa sendra mandeha @RNM mo le hira de atatata ery le radio transistor =))=)):-D=))