Ndao hahatsiaro ny fahiny 2

61. Papoose ( 28/02/2008 04:38)
NDRAY ANDROOOOOOOOOOOOOOOOOO HONOOOOOOOOOOO
62. ari.malala ( 28/02/2008 08:10)
ary tsaroanareo v ireo fandaharana isaky ny faritany isaky ny hariva? refa alatsinainy an'i Mahajanga (ts tadidiko le lohateny fa le hira hoe tanànanay le valy malaza mafana) talata Fianarantsoa raha tsi diso ah d ts tadidiko koa ny lohateny, alarobia an'i Tamatave, Lakana tsara voha mahafak'onja, alakamisy tsisy fa an'ny ankizy, d ny zomà maraina an'Antananarivo d ny hariva an'i Toliary
63. johnnyandri ( 01/03/2008 00:53)
Hazavanaaaah diiiiiimbin'ny Aizina...
64. Papoose ( 01/03/2008 06:33)
PATE MATSIRO SALONE, ROA MINITRA MONJA DE MASAKA



AAAAAAAAAVAAAARAM----PAAAAATAAANNNAAAAA!!!
Fandaharana eto @ Radio Madagasikara isaky ny alatsinainy hariva iarahana @i (iza moa:?:):-D
AAAAAAAAAVAAAARAM----PAAAAATAAANNNAAAAA!!!
65. ari.malala ( 03/03/2008 08:28)
fivarotam-boky tranainy indrindra LIBRAIRIE MIXTE
izay mikasy sy voarindra LIBRAIRIE MIXTE
... tsy tadidiko LIBRAIRIE MIXTE
hitanao ao analakely LIBRAIRIE MIXTE

ireo rangahy, ramatoa damozely
mitsikitsiky mandray anao ao analaky
mikarakara sy manoro izay ilaina
.... tsy tadidiko :P



de le refa hisy rugby de le hira we
Lalao e, lalao a, lalao e lalao a
lalao e ny anyaminay lalao a!
lalao e ny any amiay lalao aa:-D
66. Papoose ( 03/03/2008 12:03)
dis moi ma serI, koman fait ti pou avoir une peau ossi dix
j'itiliz le savon santex, pour mieux soigner ma peauuuu!!!
67. Bigma ( 14/03/2008 16:14)
- Ny ahy ny fandaharan'i Niry RAVELOJAONA no tena tiako ilay hoe "maharitrafo"
sokela hanignaaaaa! Fianara io
lakana tsara vôy mahafak'onja! Tamatavy
Diego tsara vatsy, Antseranana mila vola
de tsy haiko intsony :roll::roll::roll::roll:
68. ni81 ( 15/03/2008 17:06)
Fonosana tsara tarehy izaitsizy
Biscuit 4AS
Natokana mihitsy ho anareo ankizy
Biscuit 4AS
Ny zava-drehetra nanaovana azy
Tena malagasy
69. xxx ( 05/04/2008 10:03)
ilay tantara amin'ny 1 h 15 mn tena enjana fa efa miomana andeha hianatra amin'ion miditra @ 2 amin'io .Dia rehefa vita ny tantara dia miomana ny olon-dehibe hanatitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0602