Hono wa ry vehivavy... (lay tena mpanao an'ity lazaiko ity)

1. rajoelina ( 22/02/2008 17:57)
Leo maintsy izaho, fa matetika izy ity mitranga amiko.

* Ianareo vhv ve rehefa taratara @ bandy, na tinareo hangalana fahatokisana aminareo ilay bandy... dia tsy maharitra maintsy ve ianareo ny handinidinika, na dia efa fantany lay kôfy aza fa enao mijerijery azy matetitetika?

* (Ary rehefa tsapany bandy daholo izany)
Ka rehefa resahiny ilay bandy jerijerenareo ianareo vehivavy,
ka hanontaniany zavatra iray monja mombanareo na zavatra hafa, dia somary mitsiky na mihome izany ianareo vehivavy mamaly an'ilay bandy,, kanefa tsy hitany ilay bandy izay mampihomehy fa tokony ho matotra... sa tsara fanahy be laotra?

* Ny mahagaigy dia rehefa tsy azokazon'ilay vehivavy fa efa tsy mivaky loha aminy ilay bandy... dia somary hampiasainy indray ny sangy mamingampingana, mikapokapoka, mitolotolona sns...

Ka manontany anareo aho.. ôtrizany ve ny fanaony vehivavy rehefa taraiky:?::roll:

;-)
novalian'i ftlozy ny 23/04/2008 17:12
2. tess ( 22/02/2008 18:06)
sarma dool re izany ry rajoelina ah! sady mba te hi seduire anao izy fa aza raisina ratsy foana!
raha voanao ilay sipa de ampiresaho tsara fa raha tsy voanao dia ataovy resaka hafa mitsy
3. xxx ( 22/02/2008 19:00)
Zay lesy le izy rajoelina a : ny vehivavy ohatra ny aloka : enjehan'la izy de mitsoaka, fa andosiran'la izy de manenjika :wink:8):D:-D
4. Papoose ( 22/02/2008 19:30)
voan'ny sarma a lot tany njay zouel marina:^)
5. tess ( 22/02/2008 21:19)
:-D
6. ikaretsaka ( 22/02/2008 23:17)
vo sharm enao joelllee on .. ouzz marcooooo
7. Kwasi ( 23/02/2008 01:57)
O rajoelina a, izany ve dia ahavaky loha e! Tsy zaranareo aza ve ataony an-zany.
=))=))
8. Papoose ( 23/02/2008 03:36)
zolly eo fa!
9. mmmhh ( 23/02/2008 07:17)
olàna be ve zany? :-D:-D:-D:-D
mbola tsy tratran'ny sipa tsisy charme enao ka!!!

efa tsy tinao reny de tongava aty amiko fa zà tsy mba mi-charme zany!!!!fa tonga de milefa be enao hoe inn re ty ry lanitrô !!! todé tadidinao tampoka dôly ry joël sy marrcoo le ni-charme taminao :-D:-D
10. sakaizakely ( 23/02/2008 09:36)
impiry nitontona t@ tany ny lohan'i salmo t@ vo kely :lol::lol::lol::lol:
11. endrika01 ( 23/02/2008 12:23)
Zah njay raha vao jerijeren\'ny bandy de tsy afaka mihetsika,tonga de manao jery atrika,sady boramena hoatran\'ny voatabia masaka!
12. kiadi ( 23/02/2008 15:47)
tsisy azoko na ny ray aza
13. rajoelina ( 23/02/2008 18:04)
sakaizakely:
impiry nitontona t@ tany ny lohan'i salmo t@ vo kely

Valio aloha zah ra mahay mamaly toi...

Ianao ve mino fa manjamanja noho i tess, sa ratsy sondenda noho i tess:?:

Valio aloha aho dia hovaliako ny fanontanianao.

;-)





14. rajoelina ( 23/02/2008 18:07)
kiadi:
tsisy azoko na ny ray aza
ka tsy aty Mscar maintsy leisy aho no mipetraka razoky eh.

hataovy izay hazahoana azy fa ny mianatra fiteny hafa aza handoavam-bola. Isaorana Atra fa mbola tadidy ny teny gasy.

;-)
15. ikaretsaka ( 23/02/2008 23:22)
rajoelina:

impiry nitontona t@ tany ny lohan'i salmo t@ vo kely

Valio aloha zah ra mahay mamaly toi...

Ianao ve mino fa manjamanja noho i tess, sa ratsy sondenda noho i tess:?:

Valio aloha aho dia hovaliako ny fanontanianao.

;-)


tsy hitako mihitsy ny hifandraisan'ny lohan'i salmo mianjera amin'ny tany sy ny hoe iza ny manjamanja kokoa amin'i sakaiza sy i tess:-D:-D:-D


16. rajoelina ( 24/02/2008 00:22)
Ika: ny fahitako an'ialahy ôtrany tsy norma zany koa ah.

Hoy i hery zay oe: ny sera2 dia misy hendry sy adala, rehefa mahazo teny gasy sy mahay manoratra fotsiny dia henkena, na vendrana be aza amin'ny fanoratana teny malagasy... izay angamba no fahazahoako any hery tamin'dray mande zay.

ka manontany any ika indray aho. Elah ve hono lety taratara amin'ny niryna:?: (jereny elah ndray fa tsy mifanaraka maintsy ity fanontaniako ity sy ny dinika nataoko). De lazao fa miteniteny foana ndray zah eh. :lol::-D:-P

;-)
17. rajoelina ( 24/02/2008 00:42)
ika:
tsy hitako mihitsy ny hifandraisan'ny lohan'i salmo mianjera amin'ny tany sy ny hoe iza ny manjamanja kokoa amin'i sakaiza sy i tess

Mazava wazy, marina izany sady tsy hitako zay mahadiso an'elahy eto.

Fa hoy izaho oe: Valio aloha zah ra mahay mamaly toi...

Valio aloha aho dia hovaliako ny fanontanianao.


;-)

18. ikaretsaka ( 24/02/2008 06:01)
17.9 letsy ialahy ity le:wink::wink:
19. ikaretsaka ( 24/02/2008 06:03)
dia raha valiako ialahy hoe tsy tara @ niryna aho fa efa miaraka amin'i pachinot de ahoana:wink:
20. rajoelina ( 24/02/2008 08:57)
ika:
17.9 letsy ialahy ity le
Elah koa torakizany:wink::wink:
ika:
dia raha valiako ialahy hoe tsy tara @ niryna aho fa efa miaraka amin'i pachinot de ahoana
amboary tsara kalony ny amin'ny niryna:wink:

Hataoko fantatry elah indray fa Tsy i pachinot irery no vhv hitako sy misy eto an-tany, elah angamba no tena 17,9 fa tsy zah leisy. kôzy e:wink:


;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9756