Hono wa ry vehivavy... (lay tena mpanao an'ity lazaiko ity)

81. Papoose ( 01/03/2008 03:20)
made by the enric corporation:lol:
82. Rasiligaoma ( 01/03/2008 04:39)
hi hi hi
83. mmmhh ( 01/03/2008 07:05)
=))=))=))=))
84. Rasiligaoma ( 02/03/2008 07:19)
salami salmonelle kle
85. kelly13 ( 02/03/2008 07:51)
veloo> :wink::wink:

vizaninareo mintsy le zanak'oul d tsy nakato tsony :-D:-D
86. xxxx1 ( 02/03/2008 09:48)
salmodaka maletaletaka
87. Papoose ( 02/03/2008 10:16)
fa nankaiza marina aza i salmoulin mazik e!!:-D
88. ikaretsaka ( 02/03/2008 13:31)
mijaly mihitsy kosa rasalmo anaovantsika azy e

kelly> isika fa tsy zahay irery kosa e:-D:-D
89. yonikafopl ( 03/03/2008 08:45)
ika, ka otran tian salmola mintsy kou nge le ampijaliana eee:-D
90. kelly13 ( 03/03/2008 09:36)
:-D:-D:-D:-D
91. Papoose ( 03/03/2008 12:20)
ka tsy zany kosa fa mba nanao promotion ny pseudo vaovaony rehetra izy ko!!:-D
fa mety adinony zay ny mot de passen'ny sasany!!

tsy maintsy misy ny ambony sy ambany @sehatry ny bizna!:-D
92. yonikafopl ( 03/03/2008 13:04)
papoose ie, hivoaka njay zao izy am ps hafa :-D
93. ikaretsaka ( 04/03/2008 00:55)
aoka le.... mbola tsy leo ihany ve le
94. tess ( 04/03/2008 01:48)
fa i salmo kosa né tsoriny foana na mamoaka ps vaovao aza izy e! lazainy foana hoe i salmo=enric=rajoelina fa tsy manafina otran'ny hafa izy, mbola innocent kely ngé izy iny e! tiko foana iny zandriko iny na adaladala kely aza:wink::wink::wink::wink:
95. Papoose ( 04/03/2008 04:50)
ka zay anie le promotion ataony e!! atao fantatry ny olona... fa ny an'ny sasany tsary vitany ny manao promotion ny azy dia manjary ataon'ny ol gratos:-D:-D vao hoe nankaiza ny tanteliko tato oh!
96. ftlozy ( 23/04/2008 17:12)
huhuhu!tsy vóvakiko hatram farany le filma fa d latsaka beu za mamaky ny soratan salmóla sy sakaizakely! d le we tokony atao we sakaiza b houn ny ps hahahha n importekwa.
phenomene mints ty bandy kely ty kle!tohizo rajou fa mahafaka sorisory ah!hijery cinema andou vola aza atao LOL!makanao fóna za hihi :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D 8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086