Hono wa ry vehivavy... (lay tena mpanao an'ity lazaiko ity)
21. Papoose
(
24/02/2008 10:46)
Elah ve hono lety taratara amin'ny niryna=))=))=))=))=))=))=))=))=))
amboary tsara kalony ny amin'ny niryna=))=))=))=))=))=))=))=))=))
fa ahoana no hoe nyrina ry salmo fa tsy mba olonkafa?=)) sao de mba elah lesy le? sa iza ary no mahatara an'lah ato?? valio a raha mahay elah!:wink:
23. ikaretsaka
(
24/02/2008 13:58)
raha tara t@ niryna za efa ela zahay sy izy no niaraka de efa secte za ohatran zay de nisy fiangonana secte be naniry erak'i madagasikara:wink:
azon lah?
azon lah?
24. sakaizakely
(
24/02/2008 15:00)
ika:
aleoko mihomehy sisa
ka raha hahatonga saina azy manko moa maninn fa de imehezana izy
fa araky ny voalazan'i cazal hoe
misy fil mifamadika ao anaty lohan gahy
saina mbola tsy tonga otran'izay angamba satria tsy misy :-P:-P:-P
25. sakaizakely
(
24/02/2008 15:02)
salmola:
Ianao ve mino fa manjamanja noho i tess, sa ratsy sondenda noho i tess
atao ahoana ny mamaly fanontanina mitapitapy otran'ny mpametraka azy :roll::roll::roll:
26. ikaretsaka
(
24/02/2008 16:18)
sakaiza: ka za tsy mahay manamboatra fils mikorotana ao anaty lohan'olona izany dia aleoko mihomehy sisa ko
27. rajoelina
(
24/02/2008 20:23)
sakaizabe:Enao anie efa diso antitra be laotra dia tsy hitako zay antony hifampiresahana amin'ny olona antitra e, na hifamaliana amin'ny olona antitra, na hifaseraserana aminarafotsy...
atao ahoana ny mamaly fanontanina mitapitapy otran'ny mpametraka azy :roll::roll::roll:
Aza mitapitapy enao rafotsy fa tsy tokony sakaizakely maintsy ny ps-nareo fa sakaizabe.
;-)
28. rajoelina
(
24/02/2008 20:43)
ika:Heveriko de efa misy saina be elah ty kay tsisy atokona ihany.
sakaiza: ka za tsy mahay manamboatra fils mikorotana ao anaty lohan'olona izany dia aleoko mihomehy sisa ko
Ra mba nianatra zao elah de mahay manamboatra fils mikorotana anefa.
;-)
30. ikaretsaka
(
25/02/2008 01:37)
tsy laniako amin'ny fanamboarana ny fils-tsain'ialahy aloha ny saiko e:wink:
misy zavatra tsara kokoa noho izany azo andaniana ny ron-dohako.:-P
misy zavatra tsara kokoa noho izany azo andaniana ny ron-dohako.:-P
31. rajoelina
(
25/02/2008 01:45)
ika:tonga de fantatro ilay zavatra tsara handaniana ny ron-dohan'elah...
misy zavatra tsara kokoa noho izany azo andaniana ny ron-dohako.:-P
Hampiasaina, mba hitediavana hevitra tsara hamaliana ny toritenin'i niryna.:wink:
;-)
32. ikaretsaka
(
25/02/2008 01:56)
izay izao iray...
ary miha vita ange izany fils an la izany e?:-P
ary miha vita ange izany fils an la izany e?:-P
34. tsikih
(
25/02/2008 10:43)
Rajoelina kooo, zany avy ka atao blèm, ...raha manao ireo fihetsika ireo izy ka revirevinao de atony fotsiny de itsikio kely, raha miseo miavona ndray de odio fanina fa tsy maintsy tamy e !! hi hi
36. sakaizakely
(
25/02/2008 16:00)
iny ndray no tsy hitako
hay ve misy alahelon'drajoel am taonako e ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
zao fotsiny an ! manàna ny toerako am zao taonako zao na mahavità na dia ny antsasany am efa vitako sy niainako aza, dia ho hitan'i salmôly fa tsy misy itsiriritako an'i salmoly poakaty mihitsy
za ndray tsy complexée am taonako fa ra za aza re no diso antitra be lotra tsy tokony ifampiresaka intsony amindroky, de awôna rabainn sy bôfin'i salmola ? tsy iresahan'i salmola intsony kou ve satria vao maika antitra be noho za aza :?: Dia iny koa roky va tena katramia be manadala raha izany :-D:-D:-D De awôna rehefa tonga am taonako salmola ? hamono tena ? :-D:-D:-D:-D
Zay nge no anaovako hoe ndroky ity de tena tsy ampy kely

37. rajoelina
(
25/02/2008 16:15)
sakaizabe:ka enao anie tsy havako na fianakaviako, fa ramatoa ti hifanerasera amiko kanefa marikorikobe na de ny mijery ny tarehanao sy ny hataonao aza.
de awôna rabainn sy bôfin'i salmola ?
sakaizabe:Enao aloha efa vhv miketrona, ary raha izaho no tonga eo amin'ny taonanao,,, diniho kely fa izaho anie lhl e:-P:-P
De awôna rehefa tonga am taonako salmola ?
sakaizabe:Fiainana milay be zao ty koa hamono tena ah, hamono tena:-D:-D Rehefa maty fotsiny aho dia alevina, na rahoviana na rahoviana. tsy miady varotra intsony aho.
hamono tena ?
;-)
38. sakaizakely
(
25/02/2008 16:32)
iza kou no te hifanerasera am le tsy ampy kely ty ?
diso hevitra be salmola
ajanony ny moly wa
diso hevitra be salmola
ajanony ny moly wa
39. cutie
(
25/02/2008 16:44)
Mpandefa : rajoelina [ Valio ] 24-02-2008 01:22:15
Lohateny : Re : Hono wa ry vehivavy... (lay tena mpanao an'ity lazaiko ity)
Ika: ny fahitako an'ialahy ôtrany tsy norma zany koa ah.
Hoy i hery zay oe: ny sera2 dia misy hendry sy adala, rehefa mahazo teny gasy sy mahay manoratra fotsiny dia henkena, na vendrana be aza amin'ny fanoratana teny malagasy... izay angamba no fahazahoako any hery tamin'dray mande zay.
ka manontany any ika indray aho. Elah ve hono lety taratara amin'ny niryna (jereny elah ndray fa tsy mifanaraka maintsy ity fanontaniako ity sy ny dinika nataoko). De lazao fa miteniteny foana ndray zah eh.
zay za vo namaky tato fa tonga de :-D:-D:-D:-D:-D
40. rajoelina
(
25/02/2008 16:50)
isakaizabe:
iza kou no te hifanerasera am le tsy ampy kely ty ?
Eto @ sera2 ve:?::roll::@ ohatra fotsiny zao i tess:-*:-*:-*
;-)