Hono wa ry vehivavy... (lay tena mpanao an'ity lazaiko ity)
41. sakaizakely
(
25/02/2008 17:08)
hay ve zany tsy misy tanjona am fiainana ity sale mola ity fa de ny hanenjika vhv fotsiny no mba matindresaka e !
izay manko no tiako ahatongavana tam nitenenako hoe rehefa tonga am taonako, zany hoe tsy hanana fiainana, tsy hamboatra ny ho avy fa otran'ny kivindro mahita fiara de hanenjika jôba fotsiny ? :-D:-D:-D
mba asio fiheverana ny ampitso fa tsy hanabe ny mpitaingitamboho na hameno resaketotra ny serasera fotsiny

42. rajoelina
(
25/02/2008 17:48)
sakaizabe:
hay ve zany tsy misy tanjona am fiainana ity sale mola ity fa de ny hanenjika vhv fotsiny no mba matindresaka e !
izay manko no tiako ahatongavana tam nitenenako hoe rehefa tonga am taonako, zany hoe tsy hanana fiainana, tsy hamboatra ny ho avy fa otran'ny kivindro mahita fiara de hanenjika jôba fotsiny ?
(Hoy ilay acteur zay tamin'ny zanany lahy oe: - Faly aho raha ny zanako no milaza ahy oe: ''Resiko ny fiainana''.)
Tsy zany daholo ve ny tanjontsika rehetra:?:
;-)
43. ikaretsaka
(
25/02/2008 18:27)
fa resaka tena serieux ry salmo: Ialahy ve manamoly? dia nianjera tokoa ve ny lohan'ialahy t@ mbolakely?
azon'ialahy7 valiana dia azon'ialahy tsy valiana..
fa aza avadika HS fotsiny fa ialahy izao no anontaniana!
azon'ialahy7 valiana dia azon'ialahy tsy valiana..
fa aza avadika HS fotsiny fa ialahy izao no anontaniana!
44. rajoelina
(
25/02/2008 23:58)
Ika:Misaotra an'elah namoaka an'ity fanontaniana ity.
fa resaka tena serieux ry salmo: Ialahy ve manamoly? dia nianjera tokoa ve ny lohan'ialahy t@ mbolakely?
azon'ialahy7 valiana dia azon'ialahy tsy valiana..
fa aza avadika HS fotsiny fa ialahy izao no anontaniana!
Jereo sy diniho tsara kalony zay soratan'elah sy hanontaniana amiko.
Raha mpifoka môly aho, ahy manokana izany leisy.
Raha nintontina tamin'ny tany ny lohako, ahy manokana ihany koa izany leisy...
Tsy hitako zay masorena an'elah sy ny sasany amin'izany, hitadiavana hevitra hanaratsiana ahy fotsiny ve? hamadihana ny hevitra misokatra ve? hanamboarana ady sns ve?... Sahalany oe: manenjika ahy zany elah sy ny sasany eto, dia sanatria dia sanatria raha voany elah zany zah.
Zao koa, ny gasy na isika dia manana toe-tsaina hafa manokana izany, somary ti tena, fialonana ny hafa ary be fanaratsiana matetika. Loza rehefa mba tafitafita sy nahitahita kely izay amin'ny fiainany, na rehefa sahiram-piainana aty an-dafy, kanefa tsy te hody na de efa malahelo aza.
Ka izaho miezaka ny hanala an'izay aretina izay, fa ny sasany vao maika rombotra, dia haleo ihany mihaina am'izao e: hifanaratsy sy hifanenjika sns... dia lasa misy manarabody. oh: http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47c20b1f0245a
;-)
45. ikaretsaka
(
26/02/2008 00:30)
azafady @ le fanontaniana aloha raha somary nampiakatra an ialahy: fa apetraka ilay izy satria mba tianay ho fantatra ihany ny momban'ialahy hahafahanay manamboatra ny firesakay @ la!
dia ialana koa @ tsy fifankazahoan-dresaka sy ny prejuges isan-karazany misy eo amin'ialahy sy ny sasany!
izay ny antony!
fa ialahy mo tsy te hi cooperate ka de...
dia ialana koa @ tsy fifankazahoan-dresaka sy ny prejuges isan-karazany misy eo amin'ialahy sy ny sasany!
izay ny antony!
fa ialahy mo tsy te hi cooperate ka de...
46. Papoose
(
26/02/2008 03:25)
=))=))=))=))=)) ary salmon zany tena te ho role mafy mintsy an! lazainy fa ny olona no te hisera aminy=))=))=))=))
Salom a!tongava any aulihody raha te halaza sy te ho cool fa toa hainao mints le manao ridicule ataon'ny oul fimehezana reny!! ahazoambola any reny any LA iiii!!! sao de mba zay no anjaranao!=))
Salom a!tongava any aulihody raha te halaza sy te ho cool fa toa hainao mints le manao ridicule ataon'ny oul fimehezana reny!! ahazoambola any reny any LA iiii!!! sao de mba zay no anjaranao!=))
47. sakaizakely
(
26/02/2008 08:48)
Papoose> tokony manao politika izy akia a :-D
mahay manodindresaka, be wawawa fa à côté de la plaque rehefa mamaly
tsy misy manenjika an'i salmo eo, azavao kely hoe atao ahoana ny manenjika olona ary afara lavitra be ary. Tsy misy mialona koa, noho io antony io ihany.
Salmo no tsy mahatanty voatsikera
Ny tsikera mantsy dia raisin'ny olona misaina ampiasainy handinihantena sy hanatsarana ny tsy mety aminy
Salmo mbola tsy am zany sady tsy mahatanty tsikera nefa ny hadalany ihany no itsikerana azy fa tsy hoe ze mitranga rehetra akory
Tsy misy atao izy fa de miandry ho tolorana vary roa kapoaka hanentsenany ny banga ao anaty lohany ao
Mampitsetra :{:{:{:{:{:{

53. rajoelina
(
26/02/2008 13:03)
Mety hisy ''adala'' hampandroso tsara any Madagascar rehefa kelikely any ah.
Fantatro ianareo fa tsy hino ahy sy tsy hino ahy fa dia lazaiko fotsiny dia in zao.
;-)
Fantatro ianareo fa tsy hino ahy sy tsy hino ahy fa dia lazaiko fotsiny dia in zao.
;-)
55. sakaizakely
(
26/02/2008 13:53)
eto anty zany vandrovandronareo zany fa zay kou miandry filmE Madagasikara mandroso :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
57. rajoelina
(
26/02/2008 14:57)
Ika: raha misy ol avy any anjanamasina hanomboka hanao ny asany dia tsy maninona maintsy.
Amiko manokana dia tsy asiko olana alou. Fa ny safidiny rehetra iany no hilaina eo. Satry ny olona rehetra dia manana zo hanao ny asany, na manana klemaina izany (oh: ny jamba, ny boka, ny marenina, ny mandady sns...).
Zany oe: tokony hifanaja amin'ny mahasamy olom-belona isika, ary tsy hanavakavaka an'iza na iza.

58. ikaretsaka
(
26/02/2008 16:34)
ka efa manaja an'ialahy amin'ny maha olombelona tokony ho any anjanamasina an'ialahy ange letsy ny olona e.
fa ialahy no tsy tonga saina
fa ialahy no tsy tonga saina
59. xxx
(
26/02/2008 17:52)
Zany oe: tokony hifanaja amin'ny mahasamy olom-belona isika, ary tsy hanavakavaka an'iza na iza.
dia atombohy aminao ary aloha vao miteniteny olona :wink:
60. yonikafopl
(
27/02/2008 05:50)
tena ento aty le vandro de aleo haka plasy kleee:miam::miam::miam: