Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 27/02/2008 16:23)
possible ho refusé ve ny visa raha tsy mivaly ao anatin'ny 4
mba vojeo re olona ; mety ho refusé ve ny visa raha tsy mivaly ao anatin'ny 4jr ; nitaky taratasy tsy ampy ry zareo defa naterina nefa mbola tsy novaliany ihany efa nisy toy izany ve nareo... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2008 12:01
AOSTN ( 27/02/2008 14:55)
MIFANKATIA @ OLONA MBOLA TSY HITA MHT
Ahoana indray ary ny hevitra raha misy olona tia, nefa mbola tsy hitanao hatramin'izay niainana mht.T@ alalan'ny chat/tél na/internet na hafa no donné nifandraisana;ny iray oh any France ny 2 any ch... tohiny
novalian'i mangidy ny 11/04/2008 12:00
maliang ( 27/02/2008 11:47)
Izaho mbola tsy miova
mba mangataka ny hiran'i Didy Alfa misy an'ilay hoe izaho mbola tsy miova fa mbola tianao foana , nadia be aza ireo manejika ahy noho Ianao , izaho mbola tia Misaotra mialoha ma... tohiny
xxx ( 27/02/2008 11:21)
Orizinaly
[center] [img]http://img257.imageshack.us/img257/615/afrohatul4.jpg[/img] [/center] :-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i cutie ny 07/03/2008 22:10
ronaldo09 ( 27/02/2008 10:16)
Zaza hafahafa:Vao teraka dia efa nisy nify sy niresaka!
Nandritra ny efatra andro taorian’ny nahaterahany dia miresaka amin’ny reniny foana rehefa alina na amin’ny alalan’ny nofy na miteny mivantana. Vao teraka ity zaza ity dia tsy niaina nandritr... tohiny
rajoelina ( 27/02/2008 09:12)
ny lalao amboara androany
Ny lalao ''amboaran'ny mpanjaka'' izay hatrehany Barselona sy Valencia androan'ny amin'ny 10 hora hariva, dia haleoko kokoa mijery andry zalahy mivantana amin'ny kianja toy izay amin'ny televison, fa ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 03/03/2008 12:01
endrika01 ( 27/02/2008 09:07)
29 FÉVRIER!
Mba makalaza ny tsingerin-taona nahaterahany isan-taona toy ny rehetra ve ireny namana teraka 29 fév ireny é?Toa isaky ny fito taona mantsy vao miverina io date io.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/02/2008 12:23
fetrakens ( 27/02/2008 08:37)
Propagandy sahady ve sa tena vokatry ny fo!?
Mizara vola, mizara sakafo,... tena ilaina ireny aloha e!? fa inona kosa aza no valim-pitia omen'ny traboina ireny mpanao politika mizarazara fanomezana ireny ô!!!Tsy maintsy misy tambiny foana ve iz... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:40
rafangotsohana ( 27/02/2008 08:21)
mba mangataka ny tonon'ity hira ity azfd
Tsy fantatro na ny lohateny na ny tonony fa misy fotsiny hoe: Refrain Koa soavadia any ianao Mahereza ary koa Mba tsarovy fa ny aty Tsy manadino anao Injany toa reko sahady ilay feo ...... tohiny
diamondra27 ( 27/02/2008 07:05)
fanja
nareo ve mba nahatsikaritra fa ny tompon'ny anarana hoe: fanja wa de manja doly sady mafinaritra e! de atolotra ho anjareo 'ty hira ty http://www.dailymotion.com/related/3902707/video/x2bn8k_fa... tohiny
novalian'i bobone ny 27/03/2008 13:58
tsiafoi1 ( 27/02/2008 06:32)
TSY TIA, TSY MANKAHALA
Matetika ny [u]tsy fitiavana olona[/u] iray dia niandoha t@'ny fahitana toetra na zvt tsy tiana teo @'iny olona iny, de isaky ny mahita le olona enao de mitamberina ao an-tsaina le zvt tsy tiana sy na... tohiny
LazaDaddy ( 27/02/2008 05:19)
Ravalomanana
Mila vavaka io Filoham-pirenen-tsika io fa be ireo fakam-panahy mandavo azy. Koa manentana anao amin'izany aho, eny fa na dia tsy ankasitrahako aza ny 99.99% an'ny zavatra ataony.... tohiny
novalian'i moi ny 10/03/2008 11:09
LazaDaddy ( 27/02/2008 02:23)
Catholic tradition fading in U.S.
http://www.washingtontimes.com/apps/pbcs.dll/article?AID=/20080226/NATION/902727579/1001 sao dia io aza no mahatonga ny namana sasany manenjika sy mankahala ny "evangelicals"? ... tohiny
novalian'i niryna ny 05/04/2008 04:30
zandikely ( 26/02/2008 23:50)
Finalement, mbo afaka hampiasa Blackberry ny Any Madagascar
Celtel offre la solution Blackberry « Le réseau est très efficace et mes emails arrivent tout le temps sur mon téléphone ». C’est ainsi que Rabarijaona Henri Country Manager de l’IFC à Ma... tohiny
novalian'i comptezo ny 06/03/2008 17:16
LazaDaddy ( 26/02/2008 23:01)
Florida: delestazy
Tsy ampy indray andro ny an'ny olona any Florida, USA, dia miverina amin'ny laoniny ny jiro tapaka. Tsy misy wawawa be hoe tafaverina ny jiro fa fialan-tsiny sy fanonerana ny simba aza no atao.... ... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2008 18:05
soanja ( 26/02/2008 20:24)
Inona moa no atao hoe Sampy?
Ny Sampy dia avy amin'ny teny hoe "Asampy" no nipoirany. Ny Sampy izany dia zavatra apetraka eo an-tsoroka ary iny no itokisana rehefa misy aleha na misy atao satria iny no Andriamanitra ho azy. ... tohiny
badboy ( 26/02/2008 20:17)
Achat sur internet : e-bay!
Henoko matetika oe "arnaque" no bedebe! Ny entana fopla, ndray² ny sosy lasa fa ny entana tsy tonga....... tohiny
novalian'i menalamba ny 01/03/2008 12:19
badboy ( 26/02/2008 20:07)
Mpifankatia mifanalavitra : amour à distance!
Toa refa tsafasaratoerana na mifankatia tahaky ny salaka sy ravimbody aza refa ela tsy miaona de mifanadino ihany ny farany! Le sipa no tena tsy tana, fa ny kôfa tô mba milamindamina ihany! Be... tohiny
novalian'i tess ny 11/03/2008 16:43
badboy ( 26/02/2008 20:02)
association diaspora!
Misy ve? Tena ilaina ve?... tohiny
novalian'i badboy ny 29/02/2008 12:27
todisoa2 ( 26/02/2008 14:46)
bldk, in n fika?
Zao rzala: ntondra sary avy any t@ flash an akamanay zaho maly. D nampiditra az taty d tonga tafiditra le virus bldk,...bug on....ts haiko oe aona n fakana az. help!!!!!!! d mis fenêtre msokatra eo.... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 28/02/2008 07:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1029