Mpifankatia mifanalavitra : amour à distance!

1. badboy ( 26/02/2008 20:07)
Toa refa tsafasaratoerana na mifankatia tahaky ny salaka sy ravimbody aza refa ela tsy miaona de mifanadino ihany ny farany!

Le sipa no tena tsy tana, fa ny kôfa tô mba milamindamina ihany!

Be amitsika ato no efa niaina an'io angamba!:-P:-P
novalian'i tess ny 11/03/2008 16:43
2. ikaretsaka ( 26/02/2008 20:34)
arakaraky ny education sy ny crane sy ny fiaraha monina io amiko:-D:-D:-D fa marina izany e
3. tess ( 26/02/2008 21:35)
:-@ badboy ! lay sipa angah no tsy tàna :-P:-P:-P

tena refa misaraka ela mitsy de mifanadino e! atao akory fa zay no izy.....mitadiava akaiky e!:-P:wink:
4. ikaretsaka ( 26/02/2008 22:59)
tess io moa izao eo akaikin'iza?:-D
5. loick ( 27/02/2008 08:07)
zao no izy lavitry ny maso lavitry ny fo ny tsaratsra tsy lany , afo lavitra tsy azo amindroana tsy maintsy miainga d refa tafaverina hita eo na mbola tohizana na ajanona tanteraka raha sipa de ra vady d jerena ny etat ny d raha tena efa trop be ny nataony d aleo soloina tanteraka fa tsy mahandry vady mamanga ny vola azo amin'izay ahazahoana mampiakatra vady vao ok an??????=))=))=))=))
6. tess ( 27/02/2008 11:02)
ikaretsaka:

tess io moa izao eo akaikin'iza?:-D
:wink::^):^):^):^)


7. rajoelina ( 27/02/2008 11:53)
zoky:
mitadiava akaiky e!

Marina zany zoky ah, ny eo akaiky sy ny hitany maso ihany no hantokisana sy manja.
Fa rehefa mba mitsidika sy mivoakakely manao filantsasatra any ivelany fireneana indray dia ho rery kosa ve ny bandy:°):wink::-D;-)

;-)
8. rajoelina ( 27/02/2008 12:17)
badboy:
Toa refa tsafasaratoerana na mifankatia tahaky ny salaka sy ravimbody aza refa ela tsy miaona de mifanadino ihany ny farany!

Le sipa no tena tsy tana, fa ny kôfa tô mba milamindamina ihany!

Be amitsika ato no efa niaina an'io angamba!

Rehefa diso raikipitia be loatra elah amin'ny olona lavitra, de tsy afaka ao andohany elah maintsy io olona io, kanefa mety hisy olona hafa hanapotika ny firakempitian'elah amin'io olona halelovan'elah io, zany oe: mety tonga dia hadinony elah daholo ny mombany ilay anakiray.
Ny fanafodiny, makanesa any amin'ny toerany misy azy miaraka aminy manala azy amin'ny vohitra na tanàna misy azy manokana, na asaivo manantona an'elah izy no haingakaingana kokoa.

Ny tena tsara anefa, dia tsy haleo ve mitady ny mpiray tanàna sy akaiky misy an'elah ihany, hoy i tess.

ary Saingy izany daolo ny akamaroany rehetra.

;-)

9. mmmhh ( 27/02/2008 12:30)
badboy:
Le sipa no tena tsy tana, fa ny kôfa tô mba milamindamina ihany!

Tsy ny bandy ve no tena tsy tana? na eo anilany aza ny sipany mbola mahita irika ihany izy koa, maika moa fa lavitra ny masooo !!!!!???? ... reefa mifankahita indray tohizana e, zara aza misy phone de mody miangolangola eo, hoy ianao hoe izy no hendry indrindra eto amboninin'ny tany;
nefa ny ataony any ambadika any...?,
10. booboo ( 27/02/2008 13:09)
Rehefa tsy miara-mi " évoluer " intsony izy roroa dia samy tsy tana aby na lahy na vavy. Lasa samy hafa ny tanjona, samy hafa ny fomba fahitana sy toe-tsaina hiatrehana ny fiainana sns, donky....

Miaiky an'ireny mpifankatia mifanalavi-toerana mandritra ny taona maro ireny zà nefa " en harmonie " foana ny couple-ndreo na izany aza, dia mbola " amoureux " beeee eny foana zareo na efa nivady taona maro aty afara aza....
11. tsiafoi1 ( 27/02/2008 14:05)
Frottement égale chaleur, lalan'ny natiora io, ka tsy possible intsony zany amour à distance zany. Raha mbola miaina koa de mila mahatsapa hafanana sy fitiavana eo anilany (jereo ny zazakely fa vao latsaka an-tany aza de mitady izany fitiavana izany, jereo ny biby...Ka maika fa isika olombelona)

Koa raha tiana ny hampitsiry sy hampitombo ny fitiavana de aleo mifanakaiky ihany.
12. ikaretsaka ( 27/02/2008 14:33)
booboo:

Rehefa tsy miara-mi " évoluer " intsony izy roroa dia samy tsy tana aby na lahy na vavy. Lasa samy hafa ny tanjona, samy hafa ny fomba fahitana sy toe-tsaina hiatrehana ny fiainana sns, donky....

Miaiky an'ireny mpifankatia mifanalavi-toerana mandritra ny taona maro ireny zà nefa " en harmonie " foana ny couple-ndreo na izany aza, dia mbola " amoureux " beeee eny foana zareo na efa nivady taona maro aty afara aza....


isy fahamarinany... raha mitovy ny tanjona sy ny toe tsaina dia eo foana io
13. Veloo ( 27/02/2008 17:31)
Le sipa no tena tsy tana, fa ny kôfa tô mba milamindamina ihany!


iraisana io fa aza omena tsiny fona ny sipa e:roll:
14. Papoose ( 27/02/2008 17:34)
tess, tandremo zany fa marina hono le hoe "mitadiava akaiky" ozizy rajoelina!!!:^):-P:-D:-D
15. kelly13 ( 27/02/2008 18:10)
lalina any zany ka
16. tess ( 27/02/2008 18:48)
Papoose:

tess, tandremo zany fa marina hono le hoe "mitadiava akaiky" ozizy rajoelina!!!:^):-P:-D:-D
:^):^):^):^):-D kou marina kou!:-D:-D:-D mbqa tsy hsiian'ny olana de aleo mangery akaiky ihany e!:-D


17. kelly13 ( 27/02/2008 18:58)
lollll mila papézénik en permanence any anaty poketra zany ry tess? :-D:-D:-D:-D
18. tess ( 27/02/2008 19:21)
:-D:-D:-D:-D ka tsy olana mitsy ka! eto antanàna ihanyhihihih!
19. badboy ( 27/02/2008 22:03)
Ka le mangery akaiky ange tahaka ilay nisarondoha nagery ihany e....miemboka fofotay ny farany!:-D:-D:-D:-D
20. tess ( 27/02/2008 22:16)
ka amin'iny tsy misy olana tsy mifankahalahelo ! tsy misy saropiaro izany kou! lay mifanalavitra nge zizitoara be e!:°):{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0758