sali dol,zao ry reto a solution ve ny mody any mada??ny olo tiko kou any mada,ary zay roa no nanapaka hevitra ny oe andehanako ody,fa tsy t hanenina zao d aleoko resahana eto ny olako.
misy projet fa saingy ny pb d ts nazo boritra zany ra ody satria@eritaona vo aka licence,3ans zay za no teto farantsa,leo be lé routine eto za,nefa mapalaelo ana kou ny RAE ra ody za tsy misy diplome,manana projet iany za ra ody fa ny pblem be ako d né RAE,
MISAOTRA
inona no nalehanao tany? iza no ambonimbony kokoa hoanao, ny fianaranao sa ilay olon-tianao? ary efa matotra tsara ve ilay projet? iombonako @ namana hafa ef ananome torohevitra ilay hoe fantaro tsara aloha izay tianao sy tadiavinao, sao lahy ka ho votsi-droa!