Mpifankatia mifanalavitra : amour à distance!

21. Papoose ( 28/02/2008 03:12)
ozizy francis turbo zay hoe
misy misy raha tsy milam, jereo kely fa mora takarina
misy misy raha tsy milam ao a!!!o^o

8)
22. tsiafoi1 ( 28/02/2008 05:47)
Afo lavitra tsy azo amindroana ozy ny oha-pitenenana malagasy
23. Rasiligaoma ( 28/02/2008 06:06)
aleo le antenantenany ihany.. tsy lavitra tsy akaiky e, ilay takatr'antso
24. Papoose ( 29/02/2008 00:07)
olllleeee oolllaaaa
25. ikaretsaka ( 29/02/2008 00:13)
Rasily> anrtso an-tsaroby ve mikaonty:-P
26. Papoose ( 29/02/2008 02:33)
ary telepatie?8)
27. ari.malala ( 29/02/2008 06:29)
mikaonty ngamba:-P (le antso an-tariby io an)
28. tess ( 29/02/2008 06:33)
ary ny nofy nofy ve mety kounkou! iny no tena mandra!:wink::P
29. badboy ( 29/02/2008 11:46)
Le manditsaka anaty drap ve zany ny tena bonne oz tess???;-);-)
30. ari.malala ( 29/02/2008 12:11)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
31. tess ( 29/02/2008 13:19)
badboy:

Le manditsaka anaty drap ve zany ny tena bonne oz tess???;-);-)


in izany manditsaka klou!:-P

fa we lay revin-gadra no tena manja! fahafinaretana be refa mandrevy fa tsy hety hisy blem misy io revingadra io fa milay foana izay no itiavakoazy:-P:wink:


32. badboy ( 29/02/2008 16:18)
in izany manditsaka klou!

Mipipi mafinaritsa no dikany!

Lay revingaja milay refa tsy mbola taitsa, fa refa mifoha aveo blème be : sady mando (nanditsaka) no mangatsika (le norevirevena tsy eo akory)!
33. tess ( 29/02/2008 17:27)
:-D
34. xxx ( 01/03/2008 03:54)
Arakaraky ny olona io. Ny anay izao mandeha tsara, misy harmonie, misy hafanana, iray ny tanjona.

Marina fa tsy mifankahita matetika, mba te hovoakarakara, fa safidy io.
35. tess ( 01/03/2008 22:55)
badboy: toy izao lay revingadra:wink::-P:-P:-P

36. ikaretsaka ( 01/03/2008 23:39)
milay kosa izany any am-pigadran-dry tess uzabt... sady micomplet no mipetraka ambony seza salon
37. tess ( 01/03/2008 23:50)
:-D:-D:-D sady mandrevy tsy gadra dadra ka! revy mamatotra ny dikan'ny revingadra! tsy manao nin nin afa tsy mandrevy de voafatotraa ambony seza na fandrina na hafa koa!:-P
38. badboy ( 02/03/2008 09:56)
Fa lery zany no manonofy hoe atsoin'ilay sipa ho any aminy??? F'anga efa tena tsisy azo antenaina tsony no lasa zay sisa???:-P:-P:-P
39. tess ( 02/03/2008 10:11)
kou tsy aleo izao toy izay diso fanantenàna am virtoaly! izao lay lazaiko anao etsy ambony hoe tsy misy blem mitsy na fitapitaka fa manja ny revy:-D
40. badboy ( 02/03/2008 18:29)
De lasa mamitatena sisa zany lery satria mampisy ny tsy misy??8-)8-)8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.122