Mpifankatia mifanalavitra : amour à distance!

41. tess ( 02/03/2008 19:35)
ka aleo mamita tena toy izay voafitak'oul kou ! huhuhuhuhu!8-)
42. ikaretsaka ( 02/03/2008 23:24)
rehefa fitaka dia tsary mety na mamitakoul na mamita tena kosa e
43. ari.malala ( 03/03/2008 08:06)
oupss! misy nge ny hoe ny manantena tsy misy sarotra fa ny mamoy mora foana e! ko ts aleo tsmamita tena izany fa manjary marary b fts!
44. tess ( 03/03/2008 13:02)
ka revingadra anie juste revy fa tsy mamita-tena e!:-D:wink:
45. Papoose ( 04/03/2008 04:03)
ataovy fitapitaka ohatran'ny baolina kitra eee!!reny tsy voarara fa zeu daholo:^):-D
46. badboy ( 04/03/2008 10:02)
Ka ny tanjona ra mamitaka @ baolina de ny hahafaty ny baolina. Eto ilay fitaka miafara @ famonoantena satria tsy manatena inona @ fiainana tsony. Ny tontolo iainany tsy eto antany tsony fa ilay tontolo nofinofisiny ka tsisy mamatotr'azy hijanona ho velona eto antany!:roll::roll::roll:
47. Papoose ( 04/03/2008 11:44)
le baolina maty anie le fizaram-pananana e!!!:-D:-D
na dia niditra tao aza tsary nanana fa mivoaka tao jakipoty!:-D
48. booboo ( 04/03/2008 12:14)
:-D:-D
49. badboy ( 05/03/2008 04:22)
Aleo ve zany ny mpanao revingadra hanao ny revingadrany, de amporisihina koa ny hanao revingadra ra vao tady ijanona, de aveo refa avy namitatena ka mamonotena de anao ny jackpot! Tsy ratsy ka, aleo njay anjamana sao mba mety!!:-P:-P:-P:-P
Bon, mitady kala be zany sisa de anjamana ny afera!!:-D:-D:-D
50. Papoose ( 05/03/2008 12:13)
tanjemo fotsiny mijabaka fa tonga de ny kely ananana njay no ripaka na lasa mamorona ny tsy misy:-D
51. badboy ( 05/03/2008 17:58)
K'aiza ary no hisy mpampijabaka hijabaka zany, le mapnao revingaja nge no ho fahanandrahon'e! De asena mitsambikina aveo, sa ts'izay le fikan'i papoose???:-P:-P:-P
52. tess ( 05/03/2008 18:17)
fa tsy azoko e! fa iza no mitady hahazo jkpot????izy aza izany manao revingadra.....:°)
53. badboy ( 05/03/2008 18:44)
Za kou tsy kôpy tosny oe iza no tena manao revingaja!!! Papoose no makopy oe iza : le kôfa manao revingaja @ le sary ve sa le miitetika jakipôty??? Sa izy 2 mitsy zany????:-P:-P:-P:-P
54. Papoose ( 06/03/2008 23:28)
zany v tsy mazava @nareo, za mitady kofa hangalako jakpoty:-P=))
55. xxx ( 07/03/2008 12:58)
sali dol,zao ry reto a solution ve ny mody any mada??ny olo tiko kou any mada,ary zay roa no nanapaka hevitra ny oe andehanako ody,fa tsy t hanenina zao d aleoko resahana eto ny olako.
misy projet fa saingy ny pb d ts nazo boritra zany ra ody satria@eritaona vo aka licence,3ans zay za no teto farantsa,leo be lé routine eto za,nefa mapalaelo ana kou ny RAE ra ody za tsy misy diplome,manana projet iany za ra ody fa ny pblem be ako d né RAE,
MISAOTRA
56. Papoose ( 08/03/2008 03:29)
jereo fotsiny le tanjona, le olontina v no hodiana sa ny RAR?

za ko aza mba mitady solution hangalako jakpoty ko:-D:-D
57. Rasiligaoma ( 08/03/2008 04:09)
Papoose:

jereo fotsiny le tanjona, le olontina v no hodiana sa ny RAR?


ary raha samy tsy ireo?
ilay RAR manko tsy hoe ho eo mandrakizay.
ilay olon-tiana koa tsy hay
fa Ianao no important ao anatin'io baolian lazainao io


58. Papoose ( 08/03/2008 23:34)
ka mba farafaharatsiny aloha fantany hoe misy but izy fa vao maika ko loza raha mijaonjaona mandehandeha mody any nefa tsy hay hoe in ty atao!
59. tess ( 09/03/2008 18:50)
xxx:

sali dol,zao ry reto a solution ve ny mody any mada??ny olo tiko kou any mada,ary zay roa no nanapaka hevitra ny oe andehanako ody,fa tsy t hanenina zao d aleoko resahana eto ny olako.
misy projet fa saingy ny pb d ts nazo boritra zany ra ody satria@eritaona vo aka licence,3ans zay za no teto farantsa,leo be lé routine eto za,nefa mapalaelo ana kou ny RAE ra ody za tsy misy diplome,manana projet iany za ra ody fa ny pblem be ako d né RAE,
MISAOTRA


Jereo aloha hoe inona ilay projet, satria ny olona rehetra dia manana projet daholo angamba fa miankina amin'ny ho enti-manana hanatanterahana azy ihany io.

Raha efa poinsa ny enti-manana dia dia modia izany raha te hody.

Raha hitady diplome ny nandehanana aty ivelany dia maninona no tsy manana faharetana mba ahazoana azy io ?????
Raha resaka routine, moa heverinao fa aty ihany no misy routine????? n'aiza n'aiza misy ny routine.

Fehiny: fantaro marina aloha izay tena zavatra tedavina sy tiana hatao.;-)




60. pskl ( 09/03/2008 19:19)
ndry iany ve lé atsy am moov?
za iany lé nanome "ny hevitro".
:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081